inona no ataonareo...

61. mamzelkely ( 06/06/2006 09:41)
ny anah klou de ts mifandray be amiko tsony ee zay fa refa mifanena afaka miresaka fa le we hifanao fotôna de hiara-hisakafo de etc etc ôka klou fa ts ao amiko zany na ny saiko aza ts mandry am zany we ty mo de efa sipako taloh de aôna ny sipak amizao aleo mpifankahalala (connaissance ihany de ampy zay)
62. Zina ( 06/06/2006 16:38)
ny teny fiainan'ny gasy rehefa misaraka no tena tsara
63. HESHA ( 07/06/2006 12:26)
za sy le ol talou zay mpinamana be.
za sy le vadiko talou ndray gidragidra be fa tsy matin drazoky lolo mihitsy hoe sahiko le nande. hihihihihi
dia miezaka fotsiny ny tena micalme ny afo fa ny zaza no jerena e
Fa tena tsy betsaka alou ny gasy hoe mpinamana zany refa misaraka an, kozy e. Be ihany zay hitako zay
64. Herimiafina ( 07/06/2006 12:29)
Amiko manokana aloha ry zareo matoa nisaraka dia efa decision mure iny izay, ka inona indray moa no hahasosotra ahy amin'ilay olona fa naman'ny efa vita dia indifférent izaho e.

Mahita azy aho tsy misy olana na mifandray be na tsy mifandray be fa azy samirery zany fa amiko tsy misy problemy.

Olombelona efa 6miliara eto antany ireto namana aby.

zay olombelona tsy atahorako e!
65. manatiana ( 07/06/2006 16:25)
siora e
refa misaraka de mifampiarahaba fotsiny fa tsy misy ambadika intsony an
mba kôzy
66. Fiffi ( 10/06/2006 06:42)
ny ahy aloha de tena tsy hitako izay maharatsy ny firesahana na ny fanomezam-baovao na de nisaraka aza.
67. diamondra27 ( 10/06/2006 11:44)
:-D:-D:-D:-D

de manatanteraka le hiran'ni jeane manson hoe: faisons l'amour avant de nous dire adieu :snif::snif::snif::snif:
68. tisera ( 11/06/2006 05:54)
dia tsy ho vita indray ilay adieu raha mbola hanao l'amour koa !:? laeo mazava fotsiny hoe misaraka dia mijanona ho mpinamana é!
69. Herimiafina ( 11/06/2006 12:23)
Iny le dernier baiser iny indrindra le poizina mahery, ody fitia mampiverian ny lasa klé. hehehe=))=))
70. Aino ( 11/06/2006 12:56)
rehefa misaraka de misaraka samy maka ny azy!! samy mande samy mitady hoy ilay hira izay!! efa hoe misaraka ve de mbola hifampy tsaingoka eny ihany!!
71. vale ( 11/06/2006 20:56)
ihihihihihi, Aino, le mifampitsaingoka kosa lony tsy lasa an!:-D:-D(l)
72. Zina ( 12/06/2006 16:24)
Aino a zany mihitsy
73. Aino ( 13/06/2006 07:21)
Zina sa misy manaiky tsengohina aminareo sasany eto?
ary le mifa,pitraingotra aloha ahoana? mifampy kitikitika sa mifampiresajesaka sa zavatra hafa mihintsy? hoatra :* sns...
74. patrick2002 ( 15/06/2006 03:26)
Ny ahy aloha tsy hitako izay hanaovana azy eh! mba te hiresaka ihany fa marary ny fo,mba taitra ihany fa mody tsy taitra ,mba te hitolefika nefa mody misonenika ,mba te hisitrika fa mody mamikitra ,Dia inona fa tsy lasa acteur hollywoodien mihintsy ianao.:-D:-D:-D
75. chakkakkely ( 15/06/2006 08:04)
za tsy naharaka an le resaka hatraminy farany , fa ny voalohany fotsiny no voavakiko ,
fa za aalo hatramizao zay ankizy rehetra niaraka tamiko an lasa namako daholo eh , zany hoe tsy mifanerasera be otran ny taholo tsony an fa rehefa miona dia miresaka tsara , mbola mifanpiantso indraidray fa zay , ny ana mantsy le eo am le hoe miady iny iany no tena marary ny foko fa rehefa hafaka tsara ny foko dia tsy maninona ary malahelo kely aza za ra ohatra ka lasa hifampiavonavona koa , hafa tsy ray zay , zay no tena sty tiako na ny mifanena aminy aza nefa tena tsy aiko hoe maninona nefa zay aza tsy hoe niaraka ela be akory , fa dia tsy aiko , ra hitako eny andalana aza izy dia odiko fanina hiihihhihi , tsy aiko ny mahatonga an zany , fa ny sasany alo dia miresaka tsara zay eh na dia hoe teo aza ny ady ,
fa tsy misy mifampitsaigoka tsony kosa alo eh hihihiihhi
76. Fiffi ( 18/06/2006 18:36)
diamondra: heu...zany an ? de tena mampi-:snif::snif: ve ?
77. sakaizakely ( 18/06/2006 23:11)
Arakaraka
Raha azo atao dia aleo fisarahana en douceur. Izany hoe mifanohantohana kely eny mandrampaha-sitrana tanteraka dia rehefa vita iny dia izay vao samy maka ho azy. Mila période de transition izany e ! Fa ny mitsaingotsaingoka interdit !
Efa niainako mantsy io. Si on a pas réussi son couple, on essaie au moins de réussir la séparation :oops: T@ ilay vao nisaraka dia mifampiresaka matetika, dia avy eo samy miala tsikelikely. Saingy tsy betsaka ny olona malalantsaina afaka manao an'io.

rhaingo:

rehefa misaraka, mbola mijanona ho mpinamana sa samy maka ho azy



78. HESHA ( 19/06/2006 08:29)
Sakaizakely ==> MArina io saingy miankina betsaka am le ol misaraka satria 2 izy no eo fa tsy 1 fotsiny, ka refa tsy mety misaraka "en douceur" le 1 de rava ho azy ny ezaka ataonao.
79. source ( 21/06/2006 07:02)
deghany:

mifapitsaingo kely eny iany njaynjay ka!!


Ialahy izany toe efa za-draharaha be mihintsy an! sa ahoana. Ny sipa indray ve no tsy anaiky? Sa ahoana? :twisted: or :evil:
80. lezozyabe ( 12/08/2006 19:10)
io indray arakaraka ny zava-misy sy ny trangan-javatra ihany aloha raha araka ny fahitako azy eh! Raha toa ve nitondran'ny tsin kôfy tao am-bovon'la d tsy ho tezitra ty nefa io ny zavtr tsy zakan'ny ankamaroan'ny kôfy? nefa 'ty mba manao izay tratry ny hery hamelomana azy? fa raha ty kosa no tsy alehany fa b tsin sy tsy mampidi-bola an-trano, aleo ataony any. ireo aloha no tena mpiseho matetika, fa misy indray le mpandrangitra avy ety ivelany fotsiny mampiady nahavana izany na namana fa entin'ny fialonana de hoe aleo ampiadiako fa farany ve tsy hisaraka! io no tena mila fandanjalanjana sy fandinihana b satria sodoka n'ny sintona lakolosy eo na ny an-daniny na ny an-kilany de raikitra ny rombo!!! TANDREMO RY ZALAH!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4215