inona no ataonareo...
42. Herimiafina
(
02/06/2006 17:52)
Andao ary hiaraka hirevy e! de raha malalatsaina tsara indry de ndry no maintoka, heheehhehehe=))
43. fasaly
(
02/06/2006 20:08)
try manin mintsy ka! aiza no handeha eny am vendredi manifik veuh! toudé lasatsika dooly ny hendikena rehetsa! miaraka am beks:roll::miam::miam::miam:
44. Herimiafina
(
02/06/2006 20:23)
De refa mamo zah de midasika any amindry raha malalatsaina tsara indry aminío proposition-ko io de manaiky! hehehehe=))=))
45. fasaly
(
02/06/2006 21:13)
tsy olana foana fa akofako lamba foana de asiko ondana kounkou de seau kely sao midegôba kely am alina iny mamo kou!:roll::roll::°):-D
46. rapala
(
03/06/2006 09:09)
o ry herimiafina sy mandridra de inona daholo ré izany lazainareo izany é:-D:-D:-D
47. Herimiafina
(
04/06/2006 00:03)
Io leisy revy aby io an! Fa atao theorie aloha fa refa pratiquement interessant vao tanterahana. :-D
50. mandrindra
(
05/06/2006 09:32)
herimiafina, ny ahy pratika no tantaraiko eto ka :-D:-D
pissoa, ntssss maninn ndray aho ?:D
pissoa, ntssss maninn ndray aho ?:D
53. rapala
(
05/06/2006 14:58)
mbola mieritreritra kely ry mandrindra to lasa niova tampola ilay kozy kou:-D:-D:-D
56. vale
(
05/06/2006 19:58)
Herimiafina:ndrekaky ô!!hihihihihihihih, efa fanararotana kosa izany!:roll:
De refa mamo zah de midasika any amindry raha malalatsaina tsara indry aminío proposition-ko io de manaiky! hehehehe=))=))
57. fameusecousine
(
05/06/2006 20:30)
betsaka mahintsy ny manararaotra na ny lahy na ny vavy ka:oops:
59. mandrindra
(
06/06/2006 08:41)
rapala, inn aloha ilay niova tampoka ? dia aza manararaotra fa milay be zany, managala fafainy fotsiny :D