inona no ataonareo...

21. kally ( 01/06/2006 18:45)
Ka ny misaraka anie misaraka fotsiny tahaky ny olona tsy mpifanon-tsy faninona rehetra : tsy mifandrafy na mifangarika, tsy mifampitsikitsiky be koa anefa, kalma fotsiny, mifampiarahaba dia samy mizotra amin'ny lalany raha sendra mifanena.Tsy misy fo midoboka, tsy misy fo tezitra, tahaky ny olona fantatr'endrika fotsiny.
22. fasaly ( 01/06/2006 19:23)
rhaingo:

rehefa misaraka, mbola mijanona ho mpinamana sa samy maka ho azy


ny ahy alou raha ny tiko de mijanona ho mpinamana e!tsisy maharatsy anzany! maha mora zavatra no tsy misy blem tsony avy eo!:°)
23. fasaly ( 01/06/2006 19:24)
rhaingo:

rehefa misaraka, mbola mijanona ho mpinamana sa samy maka ho azy



24. fiaritiana ( 01/06/2006 20:32)
raha ny ahy manokana aloa dé aleo vita tanteraka rehefa misaraka, tsy misy mifampinamanamana izany intsony fa mamoa fotamandry fotsiny!!misaraka amiko efa zvt tsy misy intsony izany! efa vonona ny andaniny sy ny ankilany hifampiataka fa raha mbola misy iray tia dé tsy fisarahana izay!mbola possible!
25. vale ( 01/06/2006 20:46)
ihihihi: fiaritiana:-D:-*,, mifampiresaka ange sy mifampiarahaba tsy midika ho inona eh:wink: raha efa samy manana ny azy avy aza izy roa ireo? fa raha mbola samy libre mety hifanaraka indray:lol::-D:-D
26. vale ( 01/06/2006 20:48)
raha ol namosavy :-D kosa klo hafa indray zay e:wink::°):°)
27. mandrindra ( 02/06/2006 07:54)
fa maninona koa anefa raha tsy misaraka e
28. deghany ( 02/06/2006 09:17)
Fanja1:

rhaingo za miala lavitra (tssy mpinamana zany tsony) ;-)


kozy an!!! :@

29. pika ( 02/06/2006 10:20)
arakaraka e fa matetika fitenin'ny olona dia ny hoe matoa ianao mbola mankahala ilay olona iny sy mandositra azy dia mbola tia izay ka eritrereto

azo atao tsara ny mbola mifampiharahaba sns rehefa mifankahita fa ny hoe mifampitakosona be angaha no manahirana hoy ny tarika ZAY

30. booboo ( 02/06/2006 11:30)
eka ouz !
31. Herimiafina ( 02/06/2006 14:06)
Ny ahy asiako mampirevy beks ahy izy rehefa mifanena eny andalana eny! hehehehe=))=))
32. mandrindra ( 02/06/2006 14:13)
asaivo ampireveny la totale mihitsy lesty fa aiza no beks fotsiny a
33. Herimiafina ( 02/06/2006 14:17)
Ka ny olana sao de miverina eo izy raha masaka be le revy klé. Trtran'ny aza manadino le retour! hehehe=))=))
34. mandrindra ( 02/06/2006 14:29)
dia atao n°2 izy amin'izay fa tsy titulaire ka. tsy maintsy manomana remplaçant ihany mantsy sao maratra ny titulaire
35. Herimiafina ( 02/06/2006 14:37)
Siora amin'izany ve leisty elah klé.
Matetika ireny manaiky ho numero 2 ireny manana tanjona diabolika be, ny hi-evincer izay numero 1 eo foana no ataony. Zarany aza izy mba nahita tataka kely natao n2 hono klé.
Teraka eo amin'izay ny olana, hehehhee=))=))
36. mandrindra ( 02/06/2006 14:43)
dia eo no fampidirana ny laharana fahatelo ka, amin'izay rehefa misy ankiroa mifandritaka dia mahita laka foana e
37. pissoa ( 02/06/2006 15:17)
mandrindra ity tssssss :-D:-D:-D
38. fasaly ( 02/06/2006 15:36)
ny ahy kalou tiko ny mijanona ho mpinamana e! tsisy maharatsy anzany! sady afaka mifanotany vaovao matetika eny ihany hoe kesk t devenu!!!:roll::roll::-D
39. fasaly ( 02/06/2006 15:38)
hery:

Ny vazaha (efa malalatsaina) mbola mifamangy, lasa mpinamana tsotra, misy aza ny efa nivady ela fa nisaraka dia mbola mahay mifampiresaka tsara sy mifamangy ihany. Ary tsisy ratsy saina hoe hitsaingoka sns...

Ny gasy (sasany) tonga dia vita tanteraka... na dia ny fianakaviana (andahy sy anabavy na raiamandreny) nifankahazo tsara iny aza dia manjary lasa mifandrafy koa (tery saina?). Ny Ntaolo niteny hoe "varotra tsy raikitra tsy maharatsy fihavanana"... fa angamba ny fanambadiana tsy raikitra zavatra hafa. Matahotra inona?



ié marina lmahintsy io voalzan'i hery io:wink:


40. Herimiafina ( 02/06/2006 16:38)
Misy vazaha haiko mifanosy amin'ny fiara mihintsy kou!
I fasaly ity koa izao hitako malalatsaina tsara an! hehehehehe:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0099