TSY MISY ANDRIAMANITRA!
61. Achia
(
02/06/2006 14:08)
Za lo mahita fa tena marina ny lazain'ny baiboly e satria ra hino an'Andriamanitra daholo ary nyol rehetra de iza ndray no ho any @ afo be
62. prime
(
02/06/2006 14:22)
Achia> :-D:-D:-D
mandrindra> hono ho'aho aloha e, manaporofo ny tsy fisian'Andriamanitra ve ny voasoratra mikasika an'i adama sy eva? fa hovaliako ihany rehefa avy eo;
Alohan'izany an! dia tsarovy hoe iza no nanoratra ny bokin'ny genesisy (na jenezy), fantatr'i mandrindra ve? fotoana ahoana no nahazoany ny faminaniana mikasika ny fiforonan'izao tontolo izao? tamin'ny fomba ahoana? Fa isika mantsy efa mihamahafantatra ankehitriny mikasika an'izany araka ny teknolojia maro dia lasa mieritreritra hoe tsy hitan'ilay nanoratra izany... fa hitany fa mba eritrereto ihany fa na ny teny nentiny nanambarana azy aza voafetra ihany satria tsy takatry ny sainy t@ izany fotoana izany fa naseho azy fotsiny...:wink:

63. mandrindra
(
02/06/2006 14:31)
prime, tsy manaporofo ny tsy fisian'andrimanitra io ka. fa ny fanontaniana tohin'io ilay hoe marina daholo ve ny izay lazain'ny baibla. raha ny hoe tsy misy izy dia ireo nosoratako ho an'i pissoa aloha vakina dia mitohy ny dinika
64. prime
(
02/06/2006 14:47)
mandrindra> marina kah! raha ny big bang no tianao hahatongavana ohatra dia voalaza ao amin'ny baiboly anie ny andro nisian'ny hoe "misia ny mazava dia nisy ny mazava..." e! raha ny fiforonan'i adama sy eva dia izay takatry ny sainy nentina nilazàna azy no nambarany azy...ny mpanoratra t@ izany tsy dia ampy loatra ny hitany nentiny nitondràna "précision" fa izany tsy manaporofo hoe diso no lazainy. Raha izao koa isika no ampisehoana ny zavatra hiseho ohatra 8000 taona aorian'izao iainantsika izao dia mety ho sarotra ihany ny hilazàna azy satria mbola voafetra ny fahalalàntsika... :)
Ny hoe
Izaho indray toa mahita fa ny fananan'Andriamanitra toa tsy avelany simbain'ny hafa izany koh! toa ny an'ny hafa no mifandrotika ao... :wink:
Ny hoe
aiza andriamanitra? misy ve izy? raha misy izy maninona ny lazainy fa fananany no avela ho simbain'ny hafa?
Izaho indray toa mahita fa ny fananan'Andriamanitra toa tsy avelany simbain'ny hafa izany koh! toa ny an'ny hafa no mifandrotika ao... :wink:
65. Achia
(
03/06/2006 05:37)
Ra ohatra isika te hanamporofo ny fisiana'Andriamanitra de tsy tokony ao anaty baiboly ngamba no hanaporofoana azy an ! fa refa mino an'Andriamanitra ny ol iray de anjarany indray no misafidy na ny Andiamanitry ny Sinoa ve sa ny an'ny Arabo ve sa ny an'ny Afrikana ve sa ilay voasoratra sy nametraka hafatra ao @ baiboly ve ?
66. marozevo
(
03/06/2006 22:33)
Fanja1:
amiko tsy tokony hisy ny adihevitra momba an'io, ny tsirairay no mieritreritra zay hinoiny sy ty hinoiny
fa ahoana kosa ? Ny mpitady porofo momba ny fisian'Andriamanitra avelanao hiteny tsara, ka nony mba manontany koa ny olona hoe "misy manana porofo ve fa tsy misy Andriamanitra", dia lazainao fa tsy tokony hisy ady hevitra akory.
Iza tokoa no manana porofo manamarina fa tsy misy Andriamanitra.
67. pissoa
(
04/06/2006 09:04)
Samoana:=))=))=))=))
Samy manana ny "andrianiny" ny olombelona, izay heveriny sy inoany fa manoro sy mitondra @ lala-mahitsy. Raha eto amintsika namana fotsiny no dinihina dia samy manana ny antsoiny hanampy azy avy:
- Andriamanitra ô!: ampiasain'ireo mino ilay andrianina araky ny baiboly
- Andrekaky ô!: fampiasan'ireo resy lahatra fa ny raim-pianakaviana no tompo-teny masina:)
- Andrenesta ô!: antsoin'ireo izay manompo ny vadiny na ny anadahiny( Nestor:lol:)
Ireo namana mahatsapa fa tsy tafiditra @ ireo sokajy ireo dia ireo tsy tia manompo fa te hotompoana:wink:
68. lapino
(
04/06/2006 10:16)
mandrindra:
pissoa, tsy misy izany andriamanitra izany satria izaho ihany no mibaiko ny tenako sy misafidy izay ataoko. za zao andeha hizara fitiavana :D dia nefa tsy eken'ilay andriamnitry ny kristiana izany. koa raha tsy ekeny izany nefa mieritreritra izy hoe zanany daholo ny ol rehtra maninona aho no tsy bedesiny ?:D
raha lazaina fa mpanjakna'izao tontolo izao ilay andrimanitra, ny tsara sa ny ratsy no tadiaviny eto amin'ity tany ity. satria raha ny fahitako azy dia mbola ny mpanao ratsy no mampihorohoro amin'izao. aiza andriamanitra? misy ve izy? raha misy izy maninona ny lazainy fa fananany no avela ho simbain'ny hafa?
- Tsy Andriamanitra no mpanjakan'izao tontolo izao ka! Fa ny devoly.
- Tsy hoe diso ny tenin'i mandrindra. Za koa dia miombon-kevitra fa ny zanaka maditra mila bedesina. Za koa miombon-kevitra fa za no mibaiko ny tenako. Za koa miombon-kevitra fa tsy tokony hanjaka ny mpanao ratsy. Kanefa tsy voatery ho izany no hevitr'Andriamanitra. Fa tsy afaka hilazana mihitsy hoe tsy misy Izy rehefa tsy mitovy hevitra amintsika.
69. khoto
(
05/06/2006 11:11)
Misy andriamanitra: marina io
Fa marobe izy io: marina koa
Samy manana ny azy izy io: marina io
F'aza manao prédisposition hoe rehefa andriamanitra dia ilay "sainiko ao izay" fa io no mamitaka ny olona maro!
Ilay antsoiko hoe andriamanitra dia mety aomby na sotro, f'aza manao sous entendu tonga dia roboka rehefa ilazan'ny sasany fa Izaho manaiky fa misy andramnitra!
Koa ady hevitra lany andro io!

70. pissoa
(
05/06/2006 11:23)
khoto:
Ilay antsoiko hoe andriamanitra dia mety aomby na sotro, f'aza manao sous entendu tonga dia roboka rehefa ilazan'ny sasany fa Izaho manaiky fa misy andramnitra!
Tsy novakianao tsara angamba ilay zavatra nosoratan'ny namorona ny ady hevitra.
majesty:
mety ho tsara raha mba hanokatra loha-hevitra vaovao somary mifanohitra amin'io nosoratan'i Ralay io,dia izao no fanontaniana tiko hapetraka sy ilana valiny amin-tsika rehetra hoe "Misy afaka manaporofo ve fa tsy misy Andriamanitra?"
Ary ny notenenin'i Ralay dia hoe
Ralay tatsy ambadika:Noho izany, izay heverina hoe andriamanitra toy ny sotro sy ny aomby dia efa somary tsy ao anatin'ny resaka amiko.
Misy marina ve Andriamanitra fa amiko aloha dia tsy misy izy satria tsy mbola nisy nahita azy sady mbola tsy nisy ireo maty nilaza fa tsara na ratsy any andanitra any ohatra ihany ireo fa misokatra ny adihevitra.
71. khoto
(
05/06/2006 11:35)
Ohatra ireo noraisiko ireo: sotro sns, fa ohatra @ savant manao recherche dia: rehefa misy paramètres tsy voafehiny tao @ le recherche dia lazainy fa andriamanitra, fa jereo fotsiny ny fiainana andavan'andro e: raha mbola zaza dia nisy trimobe ka natahotra ery rehefa @ maizimaizina, rehefa nianatra nahafantra zavatra misy2 dia manomboka mikisaka ny faritr'io andriamanitra io ka noho izany tsy mahagaga raha any @ toerana be Bado no be mpinomino foana!! satria be zavatra tsy voavaliny!
Koa misy izy satria samy manan io zavtra tsy voavaliny io hanaporofoany azy!
Misaotra
Koa misy izy satria samy manan io zavtra tsy voavaliny io hanaporofoany azy!
Misaotra
72. pissoa
(
05/06/2006 15:49)
khoto:An3, tsy izany no ataon'ny chercheurs amin'izao ka :roll: Rehefa misy parametres tsy voafehiny, dia mi-publier ny asany ihany izy kloo :-D dia asiany open problem avy eo ... dia tohiziny indray ny recherches amin'iny :-D:-D:-D
ohatra @ savant manao recherche dia: rehefa misy paramètres tsy voafehiny tao @ le recherche dia lazainy fa andriamanitra,
khoto:An3 ka, na ireo heverina ho nahavaly zavatra be dia be aza dia miverina amin'Andriamanitra ihany no fetra amin'ireo. Misy ny arguments amin'izany (ny fikarohana ataon'ireo mpikaroka ireo mikasika ny big-bang sy ny zavatra eritreretiny hitranga any aoriana any), fa ny dinika eto moa izao dia hoe
ka noho izany tsy mahagaga raha any @ toerana be Bado no be mpinomino foana!! satria be zavatra tsy voavaliny!
Misy afaka manaporofo ve fa tsy misy Andriamanitra?ka tsy asiana resaka lava io resako io.
74. prime
(
06/06/2006 10:52)
Toa hatramin\'izao tsy nisy mbola nanaporofo tokoa an! toa ny nanaporofo ny fisiany no betsaka... :°)
75. majesty
(
06/06/2006 14:45)
Miala tsiny aho ry zalahy fa ôtran'ny tsy mety afa-po amin'le porofo omenareo mintsy mikasika ny tsy mampisy an'Andriamanitra fa raha any amin'ny tribonaly izay porofo nomenareo tery am-piandohana izay dia toa maiva-danja ihany ka tsy tena manamafy orina ny foto-kevitra iray,midika ve izany fa MISY ANDRIAMANITRA ?:)
76. Achia
(
06/06/2006 17:54)
:-w:-w lany andro eo nareo hitady porofo @ zany fa ny devoly nefa de mino ny fisiany sady mangovitra :°)
78. marozevo
(
07/06/2006 20:55)
Na saiky HANGINA araka ny tenin-dRahery aza....
Ralay > Mampihomehy ilay lazainao fa porofo arosonao. Tsy porofo ireo fa fanontaniana fa nareo ve ahoana eh?
Satria tsy mahita porofo ianao, dia ny olona no anontanianao sy terenao hanome porofo. Vendrana anh !

80. khoto
(
09/06/2006 09:48)
Misy izy sady beebe!satria samy manan ny azy sy ny porofny!
Fa ny an'ny kristiana aloha dia tsy hita porofo satria tsy mahavita n'inoninona intsony (asa koa aloha raha nahavita taloha:mbola fanontaniana mipetraka)
fa tsy maninona fa atao hoe misy na dia tsy manao ninninn kah!