TSY MISY ANDRIAMANITRA!
22. khoto
(
01/06/2006 11:11)
Tsy misy izy satria : efa voalaza fa tsy miova hatr@ taloha ka ho... nefa ankehitriny tsy mahavita intsony izay nataony taloha HAHASOA ny olona, fa raha misy dia ilay mandatsa sy manao rezervza be fotsiny hoe AHY ny famaliana farany!!!RAZERVISTA! efa voalaza fa iray izy nefa TSY HITA ISA io andriamanitra io:!! BDB fa IZAO Fotsiny: rehefa milamina ny fiainantsika dia tsy misy io fa jereo @ toernana be mahantra fa indicateur de pauvreté io!!!Jereo fotsiny ny tanora frantsay ohatra dia ampy!!
Raha misy izany andriamanitra izany dia aoka ho levona ity adihevitra ity eo no ho eo fa mitarika ny olona tsy hanaraka azy!!Aleo andrasana raha mbola misy mamaly....
Raha misy izany andriamanitra izany dia aoka ho levona ity adihevitra ity eo no ho eo fa mitarika ny olona tsy hanaraka azy!!Aleo andrasana raha mbola misy mamaly....
23. prime
(
01/06/2006 11:21)
Ny fahazoako izao adihevitra izao toa tsy ny hitandrina loatra hoe sao
Raha tsy mino an'Andriamanitra anie afaka mitazona an'izany fa tsy voatery hoe inoana izay voalaza ato e... Tafiditra aty amin'ny dinika finoana isika dia samy milaza ny finoany ka tsy hitako hoe inona no olana...
Fa na levona aza izao adihevitra izao, Andriamaintra manana fomba maro anambaràny ny tenany... :wink:
mitarika ny olona tsy hanaraka azy!!fa anehoana ny hevitry ny tsirairay.
Raha tsy mino an'Andriamanitra anie afaka mitazona an'izany fa tsy voatery hoe inoana izay voalaza ato e... Tafiditra aty amin'ny dinika finoana isika dia samy milaza ny finoany ka tsy hitako hoe inona no olana...
Fa na levona aza izao adihevitra izao, Andriamaintra manana fomba maro anambaràny ny tenany... :wink:
25. Ralay
(
01/06/2006 11:40)
Toa somary miverimberina ihany ilay fanontaniana fa ny porofo ilazako fa tsy misy andriamanitra dia efa voalazako tao @ dinika nosokafako tao ihany lesy ry majesty fa averiko kely raha tsy nahavaky elà:
Amiko tsy misy io satria iza moa izy io?
Iza no efa nahita azy? Inona no zavatra efa vitany na taminao na t@ firenena anankiray? Vavy sa lahy? mainty sa fotsy sa zarazara? Toa hoe hiverina hono de rovina? :-D sns...
Fa hoy prime manao hoe:
Tafiditra aty amin'ny dinika finoana isika dia samy milaza ny finoany ka tsy hitako hoe inona no olana...
:D

27. khoto
(
01/06/2006 11:47)
Mahagaga raha izany fa mbola afaka nitohy tsy misy fahasamponany ny faanambarana ny marina tsy zakan'ny lomorin'ny dogmatismes sn doctrin'ny mpanjanaka!Na ny israeliana voalaza fa nitrangan'ny tantara aza tsy manaiky fa mbola miandry hoe "ho avy ny mesia" , ary na ny baiboly hifotoran'ny ilazana hoe misy izy aza MAROBE (ampitahao fotsiny ny toko sy andininy baiboly katolika sy protestanta!) sady mbola nadika (traduit) avy @ teny tsy haiko dia : rehefa mampiasa atitoha aho dia tahaka ny bokimena ihany io e!
Andeha re hiaramonina @ fitsinjovana ny hoavin'ny taranaka f'aza mety handevozin'ny mpanambaka hoaho! Raha ny fiarahana miangona akory tsy ratsy fa fiarahamonina izany fa sao lany andro @ fandementsaina ny sasany sy manipulation de sentiment ka tsy mety e!

28. prime
(
01/06/2006 11:58)
Ny fiarahana miangona indray aloha toa faty antoka amiko raha ara-piaraha-monina fotsiny... Sady ny fotoana lany hihaino sermôna, ny vola am-paosy lasa any tsy fantatra hoe ahoana, ny tena reraka miharitra zavatra tsy tiana hohainoina... Tsy aleo manala azy ho'zy ry zalahy izay???
Efa nilaza an'izao ihany aho tany amin'ny dinika hafa tany fa dia averiko eto : 'raha mbola tsy nandramana ilay voasary dia azo tsaraina @ endriny rehetra, hoe mangidy io, marikivy io, maimbo io...sns "fa andramo fa tsara Jehovah", azonao atao ny milaza izay tsy fahamendrehany rehetra fa tsara lavitra raha andramana aloha dia vao miteny'. Rehefa ratsy anie Izy azonao ny mandoa Azy e! Fa raha mbola tsy nanadrana dia mba hoy aho hoe "Andramo dia izahao fa tsara Jehovah"...:D

29. mandrindra
(
01/06/2006 12:04)
tsy misy andriamanitra satria mbola tsy hitako, ary mbola tsy nisy nilaza hoe nahita azy. efa notadiaviko tao amin'ny annuaire mihitsy fa lany andro fotsiny aho.
tsara ilay fanonataniana saingy mahagaga, ny tsy misy ve no porofoina sa ny lazaina fa misy?
tsara ilay fanonataniana saingy mahagaga, ny tsy misy ve no porofoina sa ny lazaina fa misy?
31. Ralay
(
01/06/2006 12:10)
Zany ahay ka olona réaliste merci less mandrindra. Sao de mba cland ary less izy io ka izay no tsy maha repertorié azy ao @ annuaire? :-D:-D:-D sa disparu de hanaovana avis de recherche fa tsy mety hita mintsy =))=))
32. prime
(
01/06/2006 12:23)
Fa raha mbola tsy nanandrana dia mba hoy aho hoe "Andramo dia izahao fa tsara Jehovah"...
34. xxx
(
01/06/2006 12:34)
Zao aloha e, tsy maintsy misy foana ny olona tsy mino an Andriamanitra satria samy manana ny safidiny. Andriamanitra tsy manery anao, tsy manery ahy ny hino Azy. Kanefa kosa ho ahy izay mino Azy dia faly aho satria tafaray Aminy ary hiaraka Aminy mandrakizay rehefa tsy eto an tany intsony. Amiko marina ny teniny ao @ jaona 20:29. "sambatra izay mino na dia tsy mahita aza".
Tsy voatery hitako i ra Hery vao mino aho hoe misy lery. sa tsy izay?:°)
Tsy voatery hitako i ra Hery vao mino aho hoe misy lery. sa tsy izay?:°)
35. mamzelkely
(
01/06/2006 12:38)
xxx aza sady en plus mbola anonyme de ts fatatro sady ts hitako de nefa mino be za we tena misy enao =))=)) (azfd lasa nisangy kely za:?:°))
36. mandrindra
(
01/06/2006 12:42)
prime:
Fa raha mbola tsy nanandrana dia mba hoy aho hoe "Andramo dia izahao fa tsara Jehovah"...
sarotra ny manadrana zavatra tsy misy ka.
ohatra hasaiko hisakafo ianao dia hoy aho hoe rivotra malefaka ny entrée dia cyclone ny plat de résistance, ary tempête ny desera. hanandrana ve i prime ?
37. prime
(
01/06/2006 12:49)
dia hono ho'aho ry mandrindra, fantatrao ve hoe : avy aiza ka mankaiza ny fitsoaky ny rivotra?:)
39. cutie
(
01/06/2006 12:56)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 01-06-2006 17:34:30
Lohateny : Re : TSY MISY ANDRIAMANITRA!
Zao aloha e, tsy maintsy misy foana ny olona tsy mino an Andriamanitra satria samy manana ny safidiny. Andriamanitra tsy manery anao, tsy manery ahy ny hino Azy. Kanefa kosa ho ahy izay mino Azy dia faly aho satria tafaray Aminy ary hiaraka Aminy mandrakizay rehefa tsy eto an tany intsony. Amiko marina ny teniny ao @ jaona 20:29. "sambatra izay mino na dia tsy mahita aza".
Tsy voatery hitako i ra Hery vao mino aho hoe misy lery. sa tsy izay?
valin-teny mety :P
40. mandrindra
(
01/06/2006 12:59)
prime, ie arakaraky ny totrandro io, mijery météo na manamboatra elisy kely dia hay zany ka.