Hoy i Ralay: Misy ve Andriamanitra?

81. marozevo ( 15/06/2006 23:22)
Araka ny hevitr'i Khoto zany dia mpandainga ny hatrizay, satria tsy vao izao io teny io vao misy. Marina fa teny misy io, araka io fanazavanao io, fa oviana no nipoiran'ilay teny? ary oviana, ary inona no zava-nitranga tamini'izay... Izany anie no ipoiran'ny comncept iray eh... Mba efa noporofoinao ve ny fahadisoan'io concept io. Raha tsy izany....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0068