Hoy i Ralay: Misy ve Andriamanitra?

41. prime ( 01/06/2006 12:29)
Toa voavalin'i Ralay ho'azy tokoa ny fanontaniany an...

Ralay :
Tsy haiko aloha fa zah ihany no andriamanitra fantatro ary tsy hikambanako @n'iza n'iza
42. Herimiafina ( 01/06/2006 13:11)
Boudhista iznay i Ralay raha izany klé, tsy hoe tsy mino ny fisiany izy izany fa mino ny tenany ho Andriamanitra! tsy izay ve no izy izany! Mino ny loi du karma, mino ny reincarnation, ny corps etherique, aurique, astral, sns. :roll:
43. cutie ( 01/06/2006 13:13)
tsy mitovy @ kristiana ihany ve io??
loi dy karma, reincarnation:roll::roll::roll:
44. prime ( 01/06/2006 13:15)
:-D:-D:-D=))=))=))
45. Herimiafina ( 01/06/2006 13:16)
Anjekaky oo :{:{
Aza manafangaro ganagana sy akoho ry cutie an! Vakio ny theorie dogmatika 800page christianisme dia ny 5000pages boudhiste dia hitandry fa tsy mitovy, hehehehehe:-D
46. cutie ( 01/06/2006 13:19)
tsy mahay an'zany za:-D:-D:-D:-D
47. Herimiafina ( 01/06/2006 13:23)
Vakio aloha vao afaka mampitaha ganagana sy akoho ndry! hehehehe:-D
48. prime ( 01/06/2006 13:25)
:-P :-D:-D:-D
49. cutie ( 01/06/2006 13:26)
HM, samy vorona reo , de ahona:-D:-D:-D:-D
50. Herimiafina ( 01/06/2006 13:31)
Arakaraky izay ao antsaindry ihany kah, raha superficiel dia izay no valinteny heno mazana, fa raha tia karokaroka sy tia zavatra sarotsarotra fa tsy mora dia mety hahita valinteny hafa maromaro, hehehehehe:-D
51. cutie ( 01/06/2006 13:37)
HM, mamorona fotsiny :-D:-D:-D
52. Herimiafina ( 01/06/2006 13:38)
Aza atao ny mamorona kah, fa matetika noho ny maha-betsaka ny olombelona dia tadidio fa ny zavatra heritreretinao noforoninao efa noforonon'ny olonkafa talohanao, satria efa maromaro ihany izay olona nandalo teto izay toa anao, hehehehe:-D
53. cutie ( 01/06/2006 13:42)
ary le noforinanao:-D:-D:-D:-D
54. Herimiafina ( 01/06/2006 13:55)
Asa retsy, fa zah tsy namorona dia tsy fantatro ny momba izany! hehehehe:-D

Fa izao fotsiny ihany raha hiverina amin'ny loha-hevitra isika, tadidio fa feno karazana verité eto ambonin'ny tany ka ampiasao ny sainao hahitanao azy fa izay no hahitanao valiny amin'izay mety ho fanontanianao.
Tsy ny resaka sampy sy ny hazokely akory no entinao hanariana an'izay finoanao sanatriavina. hehehehe:-D
55. cutie ( 01/06/2006 13:57)
io ambony io toi efa nilaza fa azo atao ny mamorona ka in jay :lol:
56. Herimiafina ( 01/06/2006 14:04)
Tsa mahazo resaka aja-ampela toy. Azo atao ny mamorona tsy midika hoe namorona aho. :-D
57. cutie ( 01/06/2006 14:05)
:-D:-D:-D:-D
io nosoratanao io ka
58. Herimiafina ( 01/06/2006 14:07)
Dia midika izany fa afaka mamorona ny tsy misy ianao tahaka ny afaka mamorona andriamanitra ho anao. hehehehehe:-D
59. cutie ( 01/06/2006 14:08)
:-D:-D:-D:-Dsao de enao no te hamorona, de za njay no lazainao
60. Herimiafina ( 01/06/2006 14:13)
Ary izy mametraka fanontaniana efa hainy ny valiny an! hehehehe=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0082