Hoy i Ralay: Misy ve Andriamanitra?
25. cutie
(
01/06/2006 10:31)
LR, te hanamafy ny finoanao enao de mitady an'i Ralay hi contradict anao :-D:-D:-D:-D:-D
26. LazaRandri
(
01/06/2006 10:33)
cutie> andraikitro amin-dRalay sy aminao mareforefo finoana no mahatonga ahy te hifampidinika aminy ka!
prime> lasa nisintaka aiza tokoa izy e? hahaha

27. cutie
(
01/06/2006 10:43)
Mpandefa : LazaRandri [ Valio ] 01-06-2006 15:33:05
Lohateny : Re : Hoy i Ralay: Misy ve Andriamanitra?
cutie> andraikitro amin-dRalay sy aminao mareforefo finoana no mahatonga ahy te hifampidinika aminy ka!
m,areforefo finoan anga, ahoan no tonga de hitsaranao we mareforefo finoana, ny anao aza tsy voadinikao akory :-D:-D:-D:-D:-D
28. mamzelkely
(
01/06/2006 11:05)
fijo:
majesty,izay mino ary ve mba misy afaka mitantaraaminay hoe toa inona izy ao izany?vavy sa lahy?fotsy sa mainty.lava sa fohy.
ny zavatra misy rehetra dia na efa heno na efa re na hitamao.fa ity andriamanitra ity ve mba efa nisy nahita sy nahare na naheno.
fijo ts de ilaina lôtra ny mahafantatra ôtran'iza sy ôtran'iza Andriamnitra fa amiko ny asany no hahatsapana fa eo tokoa izy de zay, Andriamanitra akory ts olombelona ka ho hainao hoe ôtran'izao izy na ôtran'izao satria tsika manana foi, mino hoe misy tokoa anie Andriamanitra :)
29. Ralay
(
01/06/2006 11:29)
Tonga aho fa aza mikorapaka ianareo fa ny diavolan-ko lava ary ny lalao mbola ho ela e:lol:
Ahoana moa no hanazavako hoe iza izany andriamanitra izany ry LazaRandri nefa zah aza tsy mino ary tsy mahafantatra azy akory fa ianareo izay mino azy no tokony hanazava hoe iza moa io ary inona no mba zavabitany?
Marina mintsy io voalazan'i fijo io fa mba misy afaka manazava aminay ve?. Dia inona no antenainareo aminy? Dia iza avy no efa nampiny fa toa miangatra ilay izy fa ny tany mahantra toa avelany hahantra foana fa sao dia andriamanitry ny mpanakarena aza izy io? :D
Azonao hazavaina tsara ve aloha hoe iza izany Andriamanitra tianao fantarina na misy na tsy misy izany?
Ahoana moa no hanazavako hoe iza izany andriamanitra izany ry LazaRandri nefa zah aza tsy mino ary tsy mahafantatra azy akory fa ianareo izay mino azy no tokony hanazava hoe iza moa io ary inona no mba zavabitany?
Mpandefa : fijo [ Valio ] 01-06-2006 08:26:41
Lohateny : Re : Hoy i Ralay: Misy ve Andriamanitra?
majesty,izay mino ary ve mba misy afaka mitantaraaminay hoe toa inona izy ao izany?vavy sa lahy?fotsy sa mainty.lava sa fohy.
ny zavatra misy rehetra dia na efa heno na efa re na hitamao.fa ity andriamanitra ity ve mba efa nisy nahita sy nahare na naheno.
Marina mintsy io voalazan'i fijo io fa mba misy afaka manazava aminay ve?. Dia inona no antenainareo aminy? Dia iza avy no efa nampiny fa toa miangatra ilay izy fa ny tany mahantra toa avelany hahantra foana fa sao dia andriamanitry ny mpanakarena aza izy io? :D
31. LazaRandri
(
01/06/2006 11:41)
hahaha! ahoana ary izany mandroso mihemotra izany Ralay? Ianao manontany hoe misy ve Andriamanitra?
Ka Andriamanitra iza izany anontanianao izany aloha mba teneno iaraha-midinika fa aza miahotra e! hahaha. Tsy miteny aho hoe mino ianao fa ny fantatro dia ny fanontanianao manambara azy :)
Raha manontany mpivarotra aho ohatra hoe misy ve ilay boky? Midika izany fa misy boky ao an' eritreritro ary tsimaintsy hamaly ilay mpivarotra hoe boky inona?

32. Ralay
(
01/06/2006 11:50)
Tsy mihemotra isika fa mandroso foana e:Tsy azon'ise angaha ny voalazko hoe:
Io andriamanitra dradradrainao io fa iza indray ry LazaRandi? Hay tokoa moa mety misy andriamanitra hafa :-D:-D:-D zah aloha tsy mahalala na iray aza fa matoa aho manontany dia io lazainareo io no tiko anontaniana. :^)=))
Ahoana moa no hanazavako hoe iza izany andriamanitra izany ry LazaRandri nefa zah aza tsy mino ary tsy mahafantatra azy akory fa ianareo izay mino azy no tokony hanazava hoe iza moa io ary inona no mba zavabitany?
Io andriamanitra dradradrainao io fa iza indray ry LazaRandi? Hay tokoa moa mety misy andriamanitra hafa :-D:-D:-D zah aloha tsy mahalala na iray aza fa matoa aho manontany dia io lazainareo io no tiko anontaniana. :^)=))
33. mamzelkely
(
01/06/2006 11:50)
Ralay ts azo raisina antendrony ôtran'io le izy fa io zay finoanao ftsn refa te hino enao we misy Andriamnitra de mino enao zany fa refa ts te hino enao de ts misy izy zany, fa io zay conviction anao ihany io fa io ts misy we miangatra zany Andriamanitra ra zao fléau rht tonga zao ve zany de anomezana tsiny an 'Andriamanitra dôly we noho izy ary sao de justement avt amin'ny ts finoana ny fisiany no mahatonga an reny zvt rht reny :-w:°)
34. LazaRandri
(
01/06/2006 11:57)
Ralay:Andriamanitra iza no lazaiko aiza aloha fa angaha moa tsy ianao no nanontany hoe misy ve Andriamanitra teo e? :)
fa matoa aho manontany dia io lazainareo io no tiko anontaniana
35. khoto
(
01/06/2006 11:59)
Dogme no nampisiana azy fa tsy misy./
Raha mba afaka manome gratuit izay hahasambatra ny namana ianareo tahaka ny affirmation (dogme) gratuit hoe mahavita an'izao sy izao io andriamanitra io dia mba zarao fa rehefa miadana (manana niveau de vie tahaka ny aty europe sasantsasany) dia tsy mipetraka intsony io e!F'aza manipuler @ izany ny sain'olona!

36. LazaRandri
(
01/06/2006 12:00)
Ralay:hafa ahoana koa? hafa ankoatran'iza? hahaha!
Hay tokoa moa mety misy andriamanitra hafa
37. Ralay
(
01/06/2006 12:06)
hafa ahoana koa? hafa ankoatran'iza? hahaha!
Tsy haiko aloha fa zah ihany no andriamanitra fantatro ary tsy hikambanako @n'iza n'iza :-D:-D fa ny anareo no tsy haiko =))=))
38. khoto
(
01/06/2006 12:11)
Raha kristiana moa ka mpandray: dia mba efa nametra panontaniana t@ mompera na pastera ve nareo hoe: ampy ve io baiboly io ? ary iza marina no nandika azy io ? oviana? taiza? nanahoana?Fa rebireben'olona @ fanasana atidoha dia manaiky be fahatany!
Ny tompony aza efa tsy mampiasa firy an'io!Toetsaina sy ny asa atao lavorary mba hampandroso ny faripiainana ntsika moa e! Lany andro @ io!

39. LazaRandri
(
01/06/2006 12:11)
Ralay:Misy aloha izany andriamanitra. Voavaly ny fanontanianao. :)
Tsy haiko aloha fa zah ihany no andriamanitra fantatro
Ralay:mbola manamafy ny valim-panontanianao ianao fa MISY Andriamanitra :)
Hay tokoa moa mety misy andriamanitra hafa
isaorana Ralay namaly ny fanontaniany :)
40. khoto
(
01/06/2006 12:21)
démagogôgy!hain'ny tsy manankevitra io!avadika fotsiny ny teny de OK! Tsy mahafapo!