Hoy i Ralay: Misy ve Andriamanitra?

61. Achia ( 01/06/2006 14:17)
Nino ny fisianle Andriamanitra mpamorona ihany ve Ralay e ?
62. cutie ( 01/06/2006 14:18)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 01-06-2006 19:13:36
Lohateny : Re : Hoy i Ralay: Misy ve Andriamanitra?
Ary izy mametraka fanontaniana efa hainy ny valiny an! hehehehe

refa tsy mahita holazaina tsy mangina:-D:-D:-D
63. Herimiafina ( 01/06/2006 14:20)
An3, tsy niteny izhao teo fa nanoratra fotsiny kah, tsy nilaza izaho fa nanoratra sady zah efa nangina efa ela tato, hehehehehe:-D

Fa i cutie ve mino sa tsy mino ny fisian'Andriamanitra aloha e?
64. cutie ( 01/06/2006 14:22)
za mino e, efa nolazaiko ary zany :-D:-D:-D:-D
65. prime ( 02/06/2006 03:34)
Hay an!:-P :-D:-D:-D
66. sasa ( 02/06/2006 03:49)
:P nandalo teto indray za mamaky
67. prime ( 02/06/2006 07:48)
68. Fiffi ( 02/06/2006 10:50)
Achia:
Nino ny fisianle Andriamanitra mpamorona ihany ve Ralay e ?
Achia: tsy araka intsony le dinika fa lasa resaka perso le izy.


69. xxx ( 02/06/2006 11:16)
Fiffi>
Herimiafina:

Ary izy mametraka fanontaniana efa hainy ny valiny an! hehehehe=))=))



70. khoto ( 02/06/2006 11:33)
Hoy i Ralay:
Tsy haiko aloha fa zah ihany no andriamanitra fantatro
Misy aloha izany andriamanitra. Voavaly ny fanontanianao.


Hoy i Ralay:
Hay tokoa moa mety misy andriamanitra hafa
mbola manamafy ny valim-panontanianao ianao fa MISY Andriamanitra

isaorana Ralay namaly ny fanontaniany

Dia manaiky izany i LazaRandri fa i Ralay no andriamanitra voalaza ao @ baiboly: izay misy@ sasany! Nefa anie raha izay dia mety maty e! ary mifanohitra @ voalaza bdb ao na dia vitsy aza no fantatro ! Ka misy dia iray(intersection)misy hafa koa= ??
Lazao tsotra fotsiny hoe: Mino an'andriamanitro aho dia ampy fa tsy ny baiboly na coran na hafa koa mbola hivoaka no hamaritana izany. Amiko io fialzana andriamanitra io dia Abus de langage ihany, fa ny hevitra mety hiraisako @ hafa dia : ny "ensemble des paramètres qu'on n'arrive pas ENCORE à maîtriser " no ataon'ny olona tsirairay hoe andriamanitra @ ireny fotoana ireny! Ary ny science dia miezaka mi dominer an'ireo, izay misy moa ny manao affirmatuion gratuite hoe tsy ho voafehy Mandrakizay ireo! ka tokony aoka tsy ho voafitaka ny ts11 @ fiantsoana andriamanitra fa samy manana ny azy io ary azo antsoina koa hoe: sotro, bengy jodasy....
71. LazaRandri ( 02/06/2006 11:36)
Misy ve Andrimanitra?
=> Misy Andriamanitra!

Ralay no nanontany dia izy ihany no namaly.

Asa raha nisy resaka Baiboly teto sa izho no jamba? Sao dia tsy izaho? hahaha!

Misaotra anao Ralay an! :wink:
72. khoto ( 02/06/2006 11:45)
Mampanahy ny hoavin'ny tanindrazantsika noho ny hevitr'olona tahak'io!Hanahoana ny ho toetsain'ny taranaka
73. prime ( 02/06/2006 13:52)
Ny olona mino tsy manana ahiahy ny hoaviny fa ianao no mampanahy raha mitohy izao...:wink:
74. cutie ( 02/06/2006 18:06)
Mpandefa : prime [ Valio ] 02-06-2006 08:34:17
Lohateny : Re : Hoy i Ralay: Misy ve Andriamanitra?
Hay an!

Fa heverinao fa tsy mino nga za, nanana esprit kritika fotsiny za arak'le lazain'i mamzell :lol:
75. xxx ( 05/06/2006 07:08)
:roll::roll::roll:
76. sasa ( 06/06/2006 03:57)
77. prime ( 06/06/2006 11:03)
cutie> an!an!an! tsy niteny aho hoe tsy mino ianao fa mba te hanisy tsindrim-peo fotsiny e!!!:-P
tsara ny mitsikera kah! am'zay mahita raha...:-D:-D:-D:-D
78. cutie ( 06/06/2006 19:29)
:-D:-D:-D:-D
79. marozevo ( 07/06/2006 21:01)
Ralay oh ! Fa nahoana moa no tonga ao an-dohanao ny fanontaniana ? (Ao amin'ilay loha hevitra eo ambany).
Raha tsy misy tokoa Andriamanitra dia ho tsy nisy tao an-dohanao (concept) akory io teny io. Za izao tsy afaka hanome anaran-javatra tsy misy, nefa ianao afaka manome anarana hoe "Andriamanitra" izay tsy misy akory.
Dia ahoana ary izany ?... Hafahafa!!!!
80. khoto ( 09/06/2006 10:03)
Ny teny 'andriamanitra ' anie kosa misy e! ny fiara monina anie afaka manely tsaho hoe misy izany andriamanitra zany hono!dia mipetraka ny fanontaniana hoe manahoana? inona ny ataony? sns Ka avy @ izay ny nipoiran'io fanontaniana io satria mety nahazo fanazavana tany izy hoe mahavita an'izao sy izao izy io (ny ankamaroan'ny gasy moa vao hoe andriamanitra dia (à priori) ao antsainy baiboly, jesoa na jesosy sns) dia mety nandramany notsapaina le izy raha nahavita zavatra!Ohatra hoe 'tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay izy' ary 'mahefa zavatra rehetra' nefa tsy hitany izay vokatr'izay ka 'mitombina ny fanontaniany hoe 'misy marina ve le andriamanitry ny kristiana sa resaka tiana hateza sisa?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0086