Andao mbà hifidy ireo jouers foot bôgôsy indrindra e!

1. victime101 ( 28/05/2006 09:19)
Ny ahy aloha dia ireto anglisy 2 lahy ireto ary egyptien 1 no mbola tena hitako tena bôgôsy indrindra.
-Loha laharana i DAVID BEKHAM
http://gblx.cache.el-mundo/imagenes/2005/05/12/1115851283_0.jpg
-avy eo i MICHAEL OWEN
http://fr.sports.yahoo.com/fo/profiles/3929.html

-dia i MIDO tsy mbola nahita sary fa hitady e:-D:-D
2. vale ( 28/05/2006 09:28)
Beckham, dia Viera ny ahy aloha e:wink:
3. victime101 ( 28/05/2006 09:32)
ity ny sarin'i BECKHAM fa tsy nisokatra e
http://teemix.aufeminin.com/w/star/f206/fan-club/David-Beckham.html
ity koa ny an'i AHMED HOSSAM MIDO
http://www.eurosport.fr/football/can/2006/sport_sto829651.shtml
4. Ragadona ( 28/05/2006 11:23)
Relatif ange le hoe bogosy e. Ra za zao no vhv ka hijery izay bandy tsara amin ireo mpilalao dia amin ireny latino-americains ireny, toa ny meksikana sy ny argentins (mahafatifaty be ahy ny sipa amin ireo firenena ireo)
5. Fiffi ( 28/05/2006 13:37)
bofff :-D::-D:-D:-D:-D fa atao inona ny hifidianana joueur bogosy ? raha mba joueur tena mahay milalao de fidiko :-D:-D:-D:-D:-D zah ry zareo aloha tsy mba mijery hoe bogany ve i anona na tsia fa ny filalaovany no tena jereko .
Nefa iza moa re no joueur tena bogany eh ? :roll::roll:
6. bibikely007 ( 29/05/2006 04:18)
amiko aloha dia i KAKA e
7. Fiffi ( 29/05/2006 05:22)
8. vale ( 29/05/2006 07:06)
bibikely007:

amiko aloha dia i KAKA e
:-D:-D:-D:-D tena bibikely marina eno an,:-D:-D:-D:-D,,sa tena misy io "kaka" io?;-)


9. vale ( 29/05/2006 07:08)
Ragadona:

Relatif ange le hoe bogosy e. Ra za zao no vhv ka hijery izay bandy tsara amin ireo mpilalao dia amin ireny latino-americains ireny, toa ny meksikana sy ny argentins (mahafatifaty be ahy ny sipa amin ireo firenena ireo)
mmmmmmmmmmm (l),:wink:


10. Fiffi ( 29/05/2006 07:38)
hihihih vale: io misy bibikely kia an! :-D
11. lantotsiresy ( 29/05/2006 09:38)
Totty italiana no milay ry kala
12. vale ( 29/05/2006 11:21)
fiffi::-D ihihihihihihih
13. vale ( 29/05/2006 11:23)
Iza ny iresahan'i lantotsiresy aloh fa tsy araka:P:-D:-D:-D ôgosy koa i Totty (l)kah!:wink:
14. Razouzou ( 30/05/2006 16:23)
Bbaginda any Nigeria ko nge bogosy be :lol::lol::lol:
15. cutie ( 30/05/2006 19:54)
Mpandefa : victime101 [ Valio ] 28-05-2006 14:19:18
Lohateny : Andao mbà hifidy ireo jouers foot bôgôsy indrindra e!
Ny ahy aloha dia ireto anglisy 2 lahy ireto ary egyptien 1 no mbola tena hitako tena bôgôsy indrindra.
-Loha laharana i DAVID BEKHAM
Jereo eto
-avy eo i MICHAEL OWEN
Jereo eto

-dia i MIDO tsy mbola nahita sary fa hitady e

efa nahita an'le film bend it like bekham ve?
16. cutie ( 30/05/2006 19:55)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 28-05-2006 18:37:28
Lohateny : Re : Andao mbà hifidy ireo jouers foot bôgôsy indrindra e!
bofff : fa atao inona ny hifidianana joueur bogosy ? raha mba joueur tena mahay milalao de fidiko zah ry zareo aloha tsy mba mijery hoe bogany ve i anona na tsia fa ny filalaovany no tena jereko .
Nefa iza moa re no joueur tena bogany eh ?

ny ahy nefa zay ihany no itiavako mijery mondial :-D
17. Fiffi ( 31/05/2006 03:52)
ny ahy le tena fanaovany style be iny no tena hummmm :-D:-D:-D:-D
18. mandrindra ( 31/05/2006 07:26)
cutie:

Mpandefa : victime101 [ Valio ] 28-05-2006 14:19:18
Lohateny : Andao mbà hifidy ireo jouers foot bôgôsy indrindra e!
Ny ahy aloha dia ireto anglisy 2 lahy ireto ary egyptien 1 no mbola tena hitako tena bôgôsy indrindra.
-Loha laharana i DAVID BEKHAM
Jereo eto
-avy eo i MICHAEL OWEN
Jereo eto

-dia i MIDO tsy mbola nahita sary fa hitady e

efa nahita an'le film bend it like bekham ve?

le miaraka amin'ilay sipa kely karana manao kitra ve izany ?

19. totofy ( 31/05/2006 08:53)
vale :
sa tena misy io "kaka" io
tena misy io ry vale fa tsy lé 1 an ! :-D:-D:-D
leiry kosa tena bô é ..... normal ihany fa ny brésil metisse daholo .....ny italiana koa ... , betsaka no tsara é ..... ny tena tsara zao Ronaldinho refa avy mahafaty baolina ... lé tarehy tena ... lé sourire ...
20. cutie ( 31/05/2006 10:00)
mandrindra ie :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2693