Andao mbà hifidy ireo jouers foot bôgôsy indrindra e!

61. cutie ( 03/06/2006 14:38)
fiffi:*:*:*
62. vale ( 03/06/2006 16:14)
totofy: :-D hay ve tena misy eh:roll:,:-D:-D=))
63. mandrindra ( 05/06/2006 07:59)
cutie, inn aza no hampianarinao ahy ?
fiffi, mody menemenatra eo ndray an
64. cutie ( 05/06/2006 12:34)
mandrindra le mitendry ka:-D
65. mandrindra ( 05/06/2006 12:58)
ok izaho no mitendry dia ianao no mamoka ny feo manga :-D:-D
66. cutie ( 05/06/2006 18:33)
:-D:-D:-D:-D:-D
tapa-tsinay za
67. Zazabe ( 06/06/2006 00:06)
cutie:

:-D:-D:-D:-D:-D
tapa-tsinay za
Seandra niditra tato zà, ary enao ty be resaka be ato an ! Zà atao kapitenin'ny joueurs de foot bôgôsy e ! Saotra ndrindra !:lol:

68. cutie ( 06/06/2006 00:30)
zazabe, sady mihaino hira no be resaka :-D:-D:-D:-D
69. Zazabe ( 06/06/2006 01:40)
cutie:

zazabe, sady mihaino hira no be resaka :-D:-D:-D:-D


Zà oa sady bôgôsy no mahay mihira no sportifa mety tsara kapiteny. Jery atrika Cutie !!!



70. mandrindra ( 06/06/2006 07:43)
cutie, tapa-tsinay fa naninona? eto aty asiako platra aingana :-D:-D
71. totofy ( 06/06/2006 09:08)
vale :
totofy: hay ve tena misy eh

ié , zé bô njinja amin' ny brésil jereo tsara:wink:
72. MTN ( 06/06/2006 12:10)
lantotsiresy:

Totty italiana no milay ry kala


Aza manao izany ianao. Mba mankanesa ange aty Italy fa ho leo enao eh. Jejo be ny lehilahy aty. Dia pelaka mihitsy aza ny sasany.
73. cutie ( 06/06/2006 12:33)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 06-06-2006 12:43:05
Lohateny : Re : Andao mbà hifidy ireo jouers foot bôgôsy indrindra e!
cutie, tapa-tsinay fa naninona? eto aty asiako platra aingana

enao njay ve no hanisy platra azy, ny hsinao manapa-tsinay ihany :-D:-D:-D:-D:-D
74. mandrindra ( 06/06/2006 12:54)
fa inn hoa no nahatapatsinay anao e ?:D
75. Samoana ( 06/06/2006 14:02)
vale:

[quote=bibikely007]
amiko aloha dia i KAKA e
:-D:-D:-D:-D tena bibikely marina eno an,:-D:-D:-D:-D,,sa tena misy io "kaka" io?;-)


Tena nisy io Kaka io vale e! Mpilalao kitra fahiny niaraka tamin-dry Maître Kira izy io tao @ club "corps enseignant Toleara". Educateur sportif any allemagne any izy ankehitriny .Mbola tanora fihetsika tokoa na efa zokiny aza ary izay angamba no hitiavan'i bibikely azy. Hiera aminy aho de alefako eto ny sariny raha mahaliana ny namana:D


76. cutie ( 06/06/2006 19:16)
mandindra,le nosoratanao ery ambony ery ka:-D
77. boubounezy ( 06/06/2006 19:47)
ny anah njay alou i ravicky dé tsy tiko ra ho victime ny bôgôsitéany ny mpanao bôl gasy isy ety eto fa, ny fahaizany mijijy bôla, miazakazaka, miazakazaka, tonga dé MITIFTRA MAAAAAAAAAAAAAAAAAAATY zany tena milay @ko manokana:P

victime101:

Ny ahy aloha dia ireto anglisy 2 lahy ireto ary egyptien 1 no mbola tena hitako tena bôgôsy indrindra.
-Loha laharana i DAVID BEKHAM
http://gblx.cache.el-mundo/imagenes/2005/05/12/1115851283_0.jpg
-avy eo i MICHAEL OWEN
http://fr.sports.yahoo.com/fo/profiles/3929.html

-dia i MIDO tsy mbola nahita sary fa hitady e:-D:-D



78. vale ( 07/06/2006 16:23)
MTN: ka miray hevitra aminao nge i lantotsiresy eh, sa?:roll:
samoana: hay ve akia, hihihihihihih:-*
79. mandrindra ( 07/06/2006 20:02)
cutie, aiza ho aiza ilay mampihomehy fa zah koa mba te hihomehy, fa sô zah tsy kôpy akory ?:D
80. cutie ( 07/06/2006 20:03)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 05-06-2006 17:58:18
Lohateny : Re : Andao mbà hifidy ireo jouers foot bôgôsy indrindra e!
ok izaho no mitendry dia ianao no mamoka ny feo manga
Miverina ery ambony

mandrindra io :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3071