Andao mbà hifidy ireo jouers foot bôgôsy indrindra e!

101. mandrindra ( 09/06/2006 07:22)
iny ndrayefa voavinaniko ka:-D
102. Jesika ( 09/06/2006 08:38)
Ny ahy kosa Ronaldo any Portugale
103. cutie ( 09/06/2006 16:37)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 09-06-2006 12:22:33
Lohateny : Re : Andao mbà hifidy ireo jouers foot bôgôsy indrindra e!
iny ndrayefa voavinaniko ka

:oops::oops::oops::oops::oops:
104. mandrindra ( 09/06/2006 22:49)
fa maninoan ianao io e ?:D
105. cutie ( 09/06/2006 22:54)
mila kissss za :oops::oops::oops:
106. mandrindra ( 09/06/2006 22:57)
:-* iny aloha ary
dia io :*:*:*
107. cutie ( 10/06/2006 02:31)
nahazo bdb :P:-*
108. diamondra27 ( 10/06/2006 13:41)
tena misy io kaka io ka!
109. Fiffi ( 10/06/2006 16:43)
zany an ? hihihih tena tsy nahafantatra an'io indray akia zah ry diamondra an!
110. mandrindra ( 12/06/2006 07:47)
kaka dia milieu offensif breziliana, milalao ao amin'ny ac milan
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2339