The Da Vinci Code: Hijery sa tsy hijery?

61. mandrindra ( 01/06/2006 13:42)
aleo hampiditra troiziema mba halakilaky
62. cutie ( 01/06/2006 13:45)
non, mihazakazaka tsotra ka:-D:-D:-D
63. mandrindra ( 01/06/2006 14:00)
dia ianao aza mandehana tsotra dia mba tsy ela dia tojo :-D:-D
64. cutie ( 01/06/2006 14:03)
efa mandeha,moramora aza za, mbola tsy tratra foana:-D
65. mandrindra ( 02/06/2006 08:01)
maika be ny hotratra angaha ianao ?:-D:-D:-D
66. cutie ( 02/06/2006 18:43)
non:-D:-D:-D:-D
67. mandrindra ( 05/06/2006 09:38)
dômazy le :wink:
68. cutie ( 05/06/2006 12:38)
ka toi tsy te hanenjika koa:-D
69. mandrindra ( 05/06/2006 12:50)
ty ahoa fa tamy fa kely sisa dia tratra androany, zany ve za no hoe tsy te hanenjika ?
70. cutie ( 05/06/2006 18:44)
tsy hitako akory :-D
71. mandrindra ( 06/06/2006 08:46)
:cry: ka ianao nanitsaka eksleratera ndray ko
72. cutie ( 06/06/2006 12:43)
an3, tsy mba manao an;zany za:-D
73. mandrindra ( 06/06/2006 13:02)
dia ho hitako eto indray aza zany :D
74. cutie ( 06/06/2006 20:02)
de lasa njay :-D
75. mandrindra ( 07/06/2006 20:53)
fa mbola andeha ho aiza indray le?
76. cutie ( 07/06/2006 21:03)
tsy ho aiza ka :lol:
77. mandrindra ( 07/06/2006 21:13)
ok aza:-D
78. cutie ( 07/06/2006 21:15)
efa tratra :-D
79. mandrindra ( 08/06/2006 07:33)
fa maninn no tratra fa tsy kibo ?:-D:-D:-D
80. cutie ( 08/06/2006 11:33)
zay ny tiako alou :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7542