The Da Vinci Code: Hijery sa tsy hijery?

41. mandrindra ( 22/05/2006 20:35)
za nge mbola tsy niteny e
42. cutie ( 22/05/2006 20:38)
:-D:-D:-D:-D
tara ve za zany sa maika:-D
43. vale ( 22/05/2006 22:45)
mandrindra> hoy ianao hoe \"ny testamenta vaovao dia nosoratana taorian\'ny nahafatesan\'i jesoa\" aminao ve raha maty ny olona iray? dia ny olona niaraka taminy fony fahavelony ve tsy afaka hahalala ny tena fiainany marina, anisan\'izany ireo mpianany,izay afaka mitantara ary inoako fa tsy handainga velively,,,,
mety hiteny ianao hoe niafina i jesoa sy maria magdalena? ,,,raha toa ka niafina indray ary ry zareo>>
donky ny tian\'io tantara io havoaka dia hoe jesoa \"andriamanitra\" nefa nandry t@ olona mpivaro-tena:?:dia nafenina (araka ny fihevindry zareo ihany wa io teneniko io an!)

Amiko aloha na hitady porofo ry zareo satria mieritreritra fa nanambady i jesoa tompo, azy iny (samy manana ny finoana, tsy ihadian-kevitra araka ny teninao 8)) fa raha toa ary ka \"TENA\" nanambady jesoa,,, inona ny olana? ary inona koa nefa no dia \"hanafenana an\'izany?\":-w

amiko manokana aloha dia tsisy ny olana na nanam-bady izy na tsia, (satria fantatro fa tsy nanambady izany izy:P) fa ny tsy zakako kely fotsiny dia hoe i maria magdalena izay mpivaro-tena no vadiny!(ary nafenina hono izany), tsy azoko manko hoe naninona no nafenina satria raha olona 2 nifanambady ara-dalàna fa tsy nifandrebireby ftsn dia mahasahy miseho masoandro, ireo mpitantara (olona akaiky taminy) nefa toa tsy nisy \"nahatsikaritra\" an\'zany!

Ary ny hoe hikiakiaka indray:?: toa toetra tsy dia mendrika loatra izany kah, tsy izay tantara \"foronina\" ery koa no ande hampikiakiaka, ko rah\'tsy in koh , ny hevitry ny hafa fanàja koa kah, samy manana droit hino izay hinoany sy fiheviny io8)
44. soanja ( 23/05/2006 01:25)
vale:

Araka ny boky iray novakiako momba an'i MARIA MAGDALENA dia nilaza indray ity boky ity fa tsy mpivarotena mihitsy fa naratsiana ny momba azy satria tamin'izany fotoana izany dia akaiky be an'i Jesoa izy ary mety ho Apostoly faha 13, nefa tsy mahatoky vehivavy na nambaniana ny vehivavy tamin'izany fotoana izany ka hany heriny dia notenenina hoe mpivarotena izy mba hanatsarana ny resaka hono sy tsy hitiavan'ny olona izay mba tiany hampitaina amin'ny hafa. Fa izy manko hono nanoratra boky toy ny ireo apostoly hafa ireo koa saingy nafenina na ninia nariana mihitsy. Nisy nahita io taty afara dia izay no nahatonga ity boky ity. Tao koa anefa ny nilaza fa Maria Madgalena ihany no Maria iray rahavavin'i Martha. Ary izy no mitondra ny taranak'i Jesoa taty afara ka nahatonga azireo ao Frantsa ao izao.
Na izay na tsy izay. Iray ny finoako. Andriamanitra i Jesoa.

45. mandrindra ( 23/05/2006 08:55)
cutie, tsy maika tsy taitra nefa tsy tara :D
46. mandrindra ( 23/05/2006 09:09)
vale, voalohany aloha dia tsy olona niaraniana tamin'i jesosy ireo nanoratra ny testamenta vaovao. boky no anaran'ireo soratra ireo fa tsy tantara. dia toy ny boky rehetra izay mivohy hevitra ahatonga any amin'ny tanjona iray. amin'ny mahaboky azy dia tsy misy mahalala izay fomba nanoratan'ny mpanoratra azy ka ahafahana mandeha manamarina izay voalaza ao. dia toy izay koa ny da vinci code, boky io, ary ireo izay manohitra ny tantara ao dia ny voalza ao anatin'ny baiboly no hanoherany azy fa tsy faits réel. boky miady amin'ny boky io, tsy fantatra izay manana ny marina.

hoy i vale:
"donky ny tian'io tantara io havoaka dia hoe jesoa "andriamanitra" nefa nandry t@ olona mpivaro-tenadia nafenina (araka ny fihevindry zareo ihany wa io teneniko io an!)"
misy tiako ho marihina kely, mbola tsy nantsoina hoe andriamanitra i jesoa tamin'izy niaraka na nahafantatra an'i maria magdalena. ny anarany nampiana hoe kristy izay midika hoe andriamanitra dia efa ampolo taonany maro taty aoriana izay nomena azy. noho izany olontsotra io olona io.
izay niarahany nalainy vady aloha tsy olana amiko.

ny hoe kiakiaka dia misy mpitondra fivavahana nanao lobbying mba tsy hivoahan'io film io, misy mpitondra fivavahana sy mpino manoratra angazety manaratsy io film io, mandray anjara amin'ny fandaharana radio na Tv mnaratsy io film io. dia izay no tranga.
47. vale ( 23/05/2006 09:44)
mandrindra> hoy ianao hoe "mbola tsy nantsoina hoe "andriamanitra i jesoa t@ izy niaraka t@ i maria magdalena">>>>olon-tsotra izany izy(aminao)(miala tsiny koa raha toa ianao musulman na hafa ankoatr'izay fa ny fijeriko @ maha kristiana ahy no atsipiko eto),,,raha ny mba fahalalako aloha dia jesoa niteny fa zanak'andriamanitra izy fa ny olona no tsy nety nino azy ,,,ary raha ny finoako indray no hanontaniana dia >>zanak'andriamanitra i jesoa(amiko) ary mino an'zany aho!!
fa noho izy naka endrik'olombelona dia "mety hitombona ilay hoe nanambady",,, raha hofintiniko dia "zanak'andriamanitra nasaina naka endrik'olombelona i jesoa".....
48. mandrindra ( 23/05/2006 11:15)
vale, izaho dia tsy manaraka antokompinoana. eny olontsotra izy araka ny tantara. noho izany olontsotra izy amiko. ny finoana no nahatonga azy ho zanak'andriamanitra. na io famaritana io aza anie tsy mzava e, indraindray izy antsoina hoe andriamnitra, indraindray antsoina hoe zanak'andriamanitra. tsy kritika akory ny entiko eto, fa ny fijeriko.
49. cutie ( 23/05/2006 19:50)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 23-05-2006 13:55:39
Lohateny : Re : The Da Vinci Code: Hijery sa tsy hijery?
cutie, tsy maika tsy taitra nefa tsy tara

aza atao ela loatra nefa :-D:-D:-D:-D
50. vale ( 23/05/2006 21:22)
mandrindra> normaly be raha ireo ny fandraisanao ny momba azy, satria ianao tsy manaraka antokom-pinoana, micmpr zah kah!:wink:
51. mandrindra ( 29/05/2006 14:46)
cutie, zay maharitra manana ny soa :^):^)

vale, manja e! fa normaly konko ny fijerinao noho ny maha kristiana anao ka :D
52. cutie ( 30/05/2006 18:59)
mandrindra nga anti-kristiana:-D

cutie, zay maharitra manana ny soa

mbola tsy fahenoko io,le hafa no haiko:-D
53. mandrindra ( 31/05/2006 07:56)
tsy anti-kristiana fa mahita fotsiny fa maro ireo hevitra voizin'io antokompinoana io tsy ekeko. izaho moa tsy dia manaraka firehinkevitra voasoritry ny sasany fa izay hitako fa mety ihany no ataoko.

inn indray izany hafa hainao izany ?
54. cutie ( 31/05/2006 10:19)
le ray ve tsy arakao e :roll:
55. mandrindra ( 01/06/2006 12:17)
ampio fa efa fanatatrao fa tara e:-D
56. cutie ( 01/06/2006 12:24)
:-D:-D:-D
non mba mihazakazaka kely e :P
57. mandrindra ( 01/06/2006 12:47)
aza mitsoaka dia tsy mila mihazakazaka aho ka , amin'izay miaramamindra :D
58. cutie ( 01/06/2006 12:49)
ka enao tara koa, za efa lasa lavitra be, de mila manenjika enao aloha, zay vo miara-mamindra:lol:
59. mandrindra ( 01/06/2006 12:58)
iny ary aho fa hikrôsy ary tandemo sao dia mbola manitsaka ekselratera eo an:-D:-D
60. cutie ( 01/06/2006 13:32)
:-D:-D:-D:-D
efa tazako kely e:lol:nao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2152