The Da Vinci Code: Hijery sa tsy hijery?

21. mandrindra ( 22/05/2006 14:23)
mahavarina !!!!

boky nosoratana toy ny roman no niandohan'ity resaka ity, misy ny marina misy ny zavatra noforonina satria eritreritry ny saina. tsy natao ho entina miady hevitra io fa tantara, koa maninona no tsy faly sy mikiaka hoe lainga io.

ny testamenta vaovao izay mitantara ny fianan'i jesosy dia nosoratana taty aorianan'ny fahafatesany, tantara tsy misy porofo. dia maninona no dradraina hoe marina daholo izay rehetra voasoratra ao.

misy afaka milaza ve fa manana ny fahamarinana tanteraka, mahafantatra ny marina tsy azo hiandian-kevitra?

mahavarina, mino aho dia ny ahy ihany ny marina fa izay lazain'ny rehetra dia diso avokoa.

izaho dia namaky ilay boky ary andeha hijery ilay horonantsary. misy milaza hoe tsy hijery an'ilay film fa manome vola ny sasany fotsiny. safidy malalaka izany fa mba ho cohérent ianareo dia aza mandeha mijery cinéma en salle intsony na inn na inn film mandeha ao satria manome vola ny sasany indray.
22. cutie ( 22/05/2006 19:06)
Mpandefa : tovolahy007 [ Valio ] 22-05-2006 06:10:34
Lohateny : Re : The Da Vinci Code: Hijery sa tsy hijery?
manaoana e!
Za vao omaly no nijery an'io film io ,tany @ salle,mahaliana iany le izy ary tsy araky ny nampoiziko koa fa saingy tsss toa tantara iany marina ka tantara,satria dia hoe ao Paris ao no mipetraka ny vatan'i Marie Magdalene,dia misy sipa 1 izay zany no hoe taranaka iray sisa tavela izay taranaky Jesoa.Mitovy ny film ny Indiana Jones no fahitako azy e.

ny ahy zao le tak ethe lead iny no tiko jerena sady inspired by a true story koa le izy :P
23. mandrindra ( 22/05/2006 19:34)
cutie, fintino aloha izany film izany dia ho any indray isika :D
24. cutie ( 22/05/2006 19:41)
mandrindra you take the lead de ndao :P
25. mandrindra ( 22/05/2006 19:45)
rahoviana inray ary io e
26. cutie ( 22/05/2006 19:46)
@ ty WE ty sa ela loatra :-D:-D:-D:-D
27. mandrindra ( 22/05/2006 19:53)
ny WE manomboka amin'ny alarobia hariva :D
28. cutie ( 22/05/2006 19:57)
hay mety tsara zany :lol:
29. mandrindra ( 22/05/2006 20:00)
ny ora sisa no andrasako
30. cutie ( 22/05/2006 20:09)
@ al koa refa maizina :P
@ firy maizina any:-D
31. mandrindra ( 22/05/2006 20:18)
efa maizina be aty zao
32. cutie ( 22/05/2006 20:20)
fa mbola tsy larobia:P
33. mandrindra ( 22/05/2006 20:21)
de tsy mahita tory
34. cutie ( 22/05/2006 20:23)
de in ny atao refa tsy mahita tory :roll:
35. mandrindra ( 22/05/2006 20:26)
mandefa eritreritra
36. cutie ( 22/05/2006 20:27)
:-Dde mankaiza le eritreritra
37. mandrindra ( 22/05/2006 20:30)
de tsy hitan'ny mpaminany indray ve? izany ve tsy mba manatsafa
38. cutie ( 22/05/2006 20:32)
efa haiko fa mba we lazain'i toi le izy :-D:-D:-D:-D
39. mandrindra ( 22/05/2006 20:33)
aleo ary bitsihiko e
40. cutie ( 22/05/2006 20:34)
mbola tsy henoko:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.202