The Da Vinci Code: Hijery sa tsy hijery?

121. mandrindra ( 05/07/2006 14:39)
aleo miadakadana fa vita tsara, toa izay maika be nefa ratsy :-D:-D:-D
122. cutie ( 05/07/2006 18:40)
firy mn za miadana zany:-D
123. mandrindra ( 06/07/2006 08:55)
aleo tsy asiana chrono ka :-D:-D
124. cutie ( 06/07/2006 12:25)
fa manin:-D
125. mandrindra ( 06/07/2006 12:28)
manjery variana mijery lera
126. cutie ( 06/07/2006 20:42)
:-D:-D:-D:-D
refa vita vo mijery ka
127. mandrindra ( 07/07/2006 08:14)
andao handramana ary :wink:
128. cutie ( 07/07/2006 12:26)
andramo de ttneno ahy a :wink:
129. mandrindra ( 10/07/2006 13:51)
tsy azo andramana irery ilay izy:-D:-D
130. cutie ( 10/07/2006 18:28)
:-D:-D:-D:-D
ndao ary andramana :lol:
131. mandrindra ( 13/07/2006 09:39)
tsoahy klou iny famataranadro iny hanombohana azy :-D:-D
132. cutie ( 13/07/2006 11:52)
za efa tsy manao famataranandro mitsy ka:-D
any aminao ny lera:-D
133. mandrindra ( 18/07/2006 09:16)
aminn'y 12 izao :°):°), hay sy 45 minitra :-D
134. cutie ( 18/07/2006 20:58)
firy segondra:-D
135. mandrindra ( 19/07/2006 08:39)
bloké ilay aiguille :-D:-D
136. cutie ( 19/07/2006 11:13)
andray :-D
137. mandrindra ( 21/07/2006 11:56)
maninon njay za :°)
138. cutie ( 21/07/2006 12:28)
asio segondra e :-D
139. mandrindra ( 21/07/2006 12:37)
mila deblokena ilay aiguille ko :-D:-D
140. cutie ( 21/07/2006 17:48)
ataovy haingana aza:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6461