The Da Vinci Code: Hijery sa tsy hijery?

141. mandrindra ( 25/07/2006 12:39)
ampio aho fa tsy vitako irerey ilay izy :-D
142. cutie ( 25/07/2006 19:51)
ento aty aza :-D
143. mandrindra ( 27/07/2006 20:38)
ilay aiguille bloké fotsiny ve :wink::-D:-D
144. cutie ( 27/07/2006 20:57)
misy hafa koa nga :-D
145. mandrindra ( 27/07/2006 21:04)
ka tsy amintsy démonter-na zany ilay famataranandro raha ny aiguille fotsiny no entina ko :-D:-D:-D
146. cutie ( 28/07/2006 00:19)
:-D:-D:-D
ento daholo e
147. mandrindra ( 01/08/2006 19:20)
matos complet zany fa ho avy aho e :-D:-D
148. cutie ( 01/08/2006 19:33)
ok:wink:
149. mandrindra ( 01/08/2006 19:52)
tsy ho remballer-ko fa entiko amin'izao an :-D:-D:-D
150. cutie ( 01/08/2006 19:58)
ie, @zay tsy manahirana:-D
151. mandrindra ( 01/08/2006 20:01)
dia rehefa tonga any fahanana dia mety handeha angamba:-D:-D
152. cutie ( 01/08/2006 20:10)
sao de lasa avance eo :-D
153. mandrindra ( 01/08/2006 20:15)
rehefa tsara fahana dia tena ara-potoana ka :-D
154. cutie ( 01/08/2006 20:22)
refa antonony we :-D
155. mandrindra ( 01/08/2006 20:30)
mahatoky anao aho e :lol:
156. cutie ( 01/08/2006 20:46)
aza matoky loatra fa sao de ......... de tsy za no diso a :-D
157. mandrindra ( 02/08/2006 20:41)
mino fotsiny ary e
158. cutie ( 02/08/2006 20:45)
:wink: za ahahay
159. mandrindra ( 02/08/2006 20:48)
:lol::lol:
160. cutie ( 02/08/2006 20:51)
tsikitsiky fotsiny njay sisa a, sa efa te hatory :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6151