teraka i ari.malala

1. dadabe ( 18/05/2006 14:34)
o ry zareo a

teraka kambana i ari.malala


lahy sy vavy hono ... (Anjeneeeestoonao e :{ )

de mamzelekly koa hono nikina de....:roll:
répondu par diamondra27 le 02/06/2006 16:44
2. rebecca ( 18/05/2006 14:53)
ary olona teraka nefa toa ataonao ato anaty hatsikana sy lalao?
3. booboo ( 18/05/2006 15:09)
rebecca > :-D vakio aby ny sujets ao ambany ao dé azonao :-D:-D:-D
4. fasaly ( 18/05/2006 15:48)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
5. Fiffi ( 18/05/2006 16:49)
sohiany fa mbola tsy teraka izy an! mbola hatsikana sy lalao eh! :-D:-D:-D:-D:-D
6. hery ( 18/05/2006 17:35)
Tandremo Intox

Efa manomboka manao hoax sy intox koa ny gasy, efa mianatra ny vazaha :-), oups inona fotsiny tokoa moa no atao aty andafy raha tsy hianatra ny ratsy sy ny tsara :@:@
7. pissoa ( 18/05/2006 17:40)
8. sipagasy ( 18/05/2006 18:21)
mmhhhhh toa nahay manamaina mbamin'i hery @ i bedada kleee hihihi
9. Aino ( 18/05/2006 21:10)
lol!!
10. dadabe ( 19/05/2006 01:35)
Mpandefa : hery [ Valio ] 18-05-2006 22:35:44
Lohateny : Re : teraka i ari.malala
Tandremo Intox

Efa manomboka manao hoax sy intox koa ny gasy, efa mianatra ny vazaha , oups inona fotsiny tokoa moa no atao aty andafy raha tsy hianatra ny ratsy sy ny tsara
=D=D=D=D milay le :@
11. petiterose ( 19/05/2006 03:58)
oviana hono no teraka izany namana izany de aiza ny maternite niterahany fa zay mba te hahala hoe iza izany namana izany?
12. dadabe ( 19/05/2006 04:13)
petiterose a> ny antsika sy toi eritreretina:wink:
13. watafon ( 19/05/2006 04:49)
d iza hono ny anarany ry bedada ?
14. mamzelkely ( 19/05/2006 05:38)
hum manin za ry dadabe eee :-w :roll::-D:-D
15. petiterose ( 19/05/2006 06:00)
dadabe:

petiterose a> ny antsika sy toi eritreretina:wink:



euh, ny antsika inona moa izay fa tsy azoko azafady? :) Ah, misaotra tokoa amle hafatra manokana fa aleo aty ihany e, sa ahoana?
16. booboo ( 19/05/2006 06:09)
:-D:-D: hum hum misy raha tsy mazava ndray zay passe-n'i dadabe zany lé :-D:-D:-D:-D
17. mamzelkely ( 19/05/2006 08:46)
hehehe tsatsa njay bedada:°)
18. diamondra27 ( 19/05/2006 09:29)
ddb:tsy anketsika ddb :-D:-D:-D:wink:
19. dadabe ( 19/05/2006 11:15)
:oops::oops::oops::oops:

io fa tsatsa klou i mamzz e, lazainy fa hoe herinandro izy tsy hita de nomena an'io dia io mipoitsa tampoka io

petiterose:(:(:snif::snif:
20. booboo ( 19/05/2006 11:24)
dadabe > mamangy @ fahoriana r'se a :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0084