teraka i ari.malala
21. dadabe
(
19/05/2006 11:29)
io njay booboo hatrary ka hatraty le hoe mamangy....:-D:-D arakindry ve ?:wink:
23. mamzelkely
(
19/05/2006 11:48)
bedada ka ts fidiny ho ahy anie ny ts mahafoy anareo de niverina eee :wink:
26. Tenio
(
20/05/2006 09:17)
petiterose:
dadabe:
petiterose a> ny antsika sy toi eritreretina:wink:
euh, ny antsika inona moa izay fa tsy azoko azafady? :) Ah, misaotra tokoa amle hafatra manokana fa aleo aty ihany e, sa ahoana?
hihihihihi
27. booboo
(
20/05/2006 09:25)
tenio > ouh ! un revenant ! zato tsita tato @ forum indray ingahy dé tonga soa !
28. pissoa
(
20/05/2006 09:27)
petiterose:Hihihi, tsatsa njay ranjokilahiko kle 8)
euh, ny antsika inona moa izay fa tsy azoko azafady? Ah, misaotra tokoa amle hafatra manokana fa aleo aty ihany e, sa ahoana?
33. diamondra27
(
21/05/2006 13:13)
pissoa-wata-pissoa-wata :-w:-w lasa miantsa fa tsy eo no manawouainn eo njy:°)
fa izany hoe petiterose :-w:-w
fa izany hoe petiterose :-w:-w
39. petiterose
(
22/05/2006 05:29)
hihihi, manin anareo mihintsy aza i petiterose e! to mandinika lalina momba anazy ve nareo zany sa maninona daolo hihihi, voatsindron'ny tsilo an! hahaha
40. dadabe
(
22/05/2006 08:42)
petiterose
roses are red
violets are blue
sweets are nice
so are you!:wink:
please give me my valentine :-*(l) :wink:
roses are red
violets are blue
sweets are nice
so are you!:wink:
please give me my valentine :-*(l) :wink:
