teraka i ari.malala

61. petiterose ( 26/05/2006 05:43)
euh... euh... euh... dadabe, fa misy inona e hahaha:*:*:*:*:*:*:*
62. diamondra27 ( 26/05/2006 05:59)
petiterose: bikina eo koa njy ohatran'i soary fa ataovy:-D:-D:-D

sady tsy hitanjy tsara angah le size fa oe: teraka i ari.malala:wink:

dadabe: kay ve mahay poème ianao e!:roll:
63. dadabe ( 26/05/2006 08:36)
diams:-$:-$:-$:-$:-$:-$:-$:-$ :wink:

petiterose :oops::oops::*:* :-$:-$
64. ari.malala ( 26/05/2006 09:14)
dadabe:

o ry zareo a

teraka kambana i ari.malala


lahy sy vavy hono ... (Anjeneeeestoonao e :{ )

de mamzelekly koa hono nikina de....:roll:



hahahaha, ary tena zanak'i dadabe marina le tao ankiboko fa hainy hoe in no napetrany tao an :-D:-D:-D:-D:-D:-D misotr' eeeeeeeeeee=D=D=D=D=D=D rovina ndray ny zandriny no hataontsika cheri a;):*:*:*:*:*
65. petiterose ( 26/05/2006 11:28)
diamondra27:

petiterose: bikina eo koa njy ohatran'i soary fa ataovy:-D:-D:-D

sady tsy hitanjy tsara angah le size fa oe: teraka i ari.malala:wink:

dadabe: kay ve mahay poème ianao e!:roll:




manin kay enao no mi se moquer olona otran zany? fa fidiny anazy nga no hotratrana cas oranizany?, de maninona nefa raha teraka i ari.malala?
66. dadabe ( 26/05/2006 11:39)
:roll::roll::roll::roll::roll: hummmm
67. ari.malala ( 26/05/2006 12:05)
to nipitrapitra ftsn ty dadabe malalako e
68. dadabe ( 30/05/2006 06:07)
ka zah malahelo an'i petiterose-ko ko:roll::roll::roll: :(
69. ari.malala ( 30/05/2006 06:49)
andray ry le dadabe ndoza ity!!!:-D:-D:-D:-D ny zanakao aza efa teraka de petiterose no alahelovanao!!:-D:-D:-D:-D:-D enao ty an :-D:-D:-D ndraso fa andefasako hafatra izy hoe aza miresaka @ io dadabe io fa za no reninjanany de misy hafa koa any :-D:-D:-D:-D:-D:-D
70. diamondra27 ( 01/06/2006 05:00)
petiterose: aleo tsy tohizako sao dia miitatra fa hitako sahady fa tsy mitovy ny tadindokangantsika.

fa tiako préciser-na kely fotsiny: tsy i soary no mampihomehy ahy eto fa le oe:"sao dia bikina eo ianao."
Mba vhv ihany ny tena ary tsy hi- se moquer olona izany mihitsy aho eo @ fiainako, surtout oe @ cas ohatran'izao; au contraire raha azoko ampiana ary le olona dia ampiako

Mais si tu la vois, de teneno izy fa je pense à elle sady mivavaka ho azy mba tsy ho voadona intsony izy eo @ fiainany (je suis sincère)
71. sasa ( 02/06/2006 03:21)
efa tena teraka izao ari.malala ary lahy kely ny zanany
tapitra ity sizé ity :-D
72. zoklbfkfk ( 02/06/2006 13:33)
aza avela ho tapitra akia ry sasa ny resatsika! :twisted::twisted:
petiterose, calme fotsiny hoa. dia maninona anefa raha tsy miakatra ny tambavinareo roa (diamondra27 sy petiterose)
i kala tsy mitrangatranga io koa ange tsy haintsika na inona no mahazo azy.ny jiro tsy mandeha ny téléphone tapaka:arrow:
73. diamondra27 ( 02/06/2006 16:44)
sasa: le manao pirate kely iny ve?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078