Ravitoto maina
63. Lalah
(
01/06/2006 10:23)
Fiffy sy cutie> nareo mahafantatra fa mody adala eo:P:P:P:P:P:P:P:P. Ny tena marina ry reto za mihinana @ refect de zay tian ny vazaha ihany no hoanina any fa tsy afaka miteny hoe mba anaovy henaritra sy romazava azafady, izay misy eo no hohanina, zareo efa tena mahatsiaro hanao festin be rehefa hoe hisakafo, fa za de miferitr aina foana, tsy hoe saikanina hoa an! Fa zao raha mba misy manasa ahy ny iray aminareo hoe tongava aty hihinana ohatra hoe gorisagorisa sy miverena , tonga de mitondra sobika be aho.
Zany eo ihany fa za efa nidiran-doza amin ity sangy ity fa aoka izay. Rehefa avy eo indray e
Zany eo ihany fa za efa nidiran-doza amin ity sangy ity fa aoka izay. Rehefa avy eo indray e
64. cutie
(
01/06/2006 10:51)
lalah ka matoa za manontany we aiza, de tsy mba misy gasy nga any iarahana misakafo e :P
65. mandrindra
(
01/06/2006 12:37)
cutie:
za tsy mahay maminany :roll::roll::roll:
za mahafantatra rehefa mahay maminany i cutie :P
70. mandrindra
(
01/06/2006 13:43)
efa nisy nanakona teo knou, tsy efa ampy veizay suspense izay :-D:-D
74. Lalah
(
02/06/2006 00:16)
aleo aloha cutie sy mandrindra anao suspense ao, rehefa vita le faminavinana de lazao za :D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D
