Ravitoto maina

121. cutie ( 17/06/2006 09:35)
m:-Disy anmdrony ka
122. mandrindra ( 20/06/2006 08:47)
rahoviana indray zany no hanandro :lol:
123. cutie ( 21/06/2006 11:49)
refa tonga ny lera:lol:
124. mandrindra ( 22/06/2006 08:08)
amin'ny firy :wink:
125. cutie ( 22/06/2006 15:29)
minuit:-D
126. mandrindra ( 23/06/2006 09:06)
dia efa hita zany zay :-D
127. cutie ( 23/06/2006 14:11)
ie:lol:
128. mandrindra ( 28/06/2006 12:56)
inn le hita :wink:
129. cutie ( 28/06/2006 14:17)
le ora ka:-D
130. mandrindra ( 29/06/2006 20:11)
amin'ny firy :-D:-D
131. cutie ( 29/06/2006 20:21)
minuit wa:wink:
132. mandrindra ( 30/06/2006 09:10)
zay fotsiny va no hitan'ny mpaminany ?
133. cutie ( 30/06/2006 20:08)
fa tokony in, sao de enao no tokony haminany aza:wink:
134. mandrindra ( 04/07/2006 12:34)
zah tsy mahay maminany raha tsy eo ianao
135. cutie ( 04/07/2006 18:47)
ndao ary hampiaraka haminany :-D
136. mandrindra ( 05/07/2006 14:36)
lasa izao, izao dia izao :-D:-D
137. cutie ( 05/07/2006 18:38)
nga, toi zao efa haiko be zao fa mijery bol:-D
138. mandrindra ( 06/07/2006 08:51)
ka ianao tara vao tonga ko :-D
139. cutie ( 06/07/2006 12:23)
de zao za tsy tara:wink:
140. mandrindra ( 06/07/2006 12:25)
dia tairo amin'izay zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1376