Ravitoto maina
56. mandrindra
(
31/05/2006 07:52)
ny hoe inn aloha dia efa adinoko. fa raha hoe iza , na omaly na afak'omaly ,na androany, narahampisto dia mazava ny valiny :D
58. Lalah
(
31/05/2006 11:07)
Sambatra reto nareo mahare tsiron-kanina, fa za ry reto tena tsy mahare tsirokanina tsara zany mihintsy aty andafy aty an, ny hot dog be sira ny salady hoanin ny sasany amin izao, ny vary moa de tsy mahita mintsy ra tsy ndray ndray amin izay ra misy iray sotro be ihany, ny henakisoa ritra sy ravitoto zany de atao veloma, ny kisoa koa moa aty aminay kisoa jola mamofona tsy laitra. Mila te hody any Dago mintsy rehefa mieritreritra ani zany, tsy hoe saikanina fa tena mba mitaraina e
60. Lalah
(
31/05/2006 13:06)
aty MA 01267 e! vinavinao ilay city ary an toi:roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll:
