Ravitoto maina

21. cutie ( 18/05/2006 12:27)
:-D:-D:-D:-D:-D
:oops::oops::oops:
22. mandrindra ( 18/05/2006 12:32)
:-$:-$
23. cutie ( 18/05/2006 12:32)
tsy ankiteniteny tsony ve :-D:-D:-D
24. mandrindra ( 18/05/2006 12:38)
ka ianao mbola niteny tampoka ko :-D:-D
25. cutie ( 18/05/2006 12:49)
:-$
26. mandrindra ( 18/05/2006 12:51)
(l)
27. cutie ( 18/05/2006 12:56)
ankanoratra sisa zany:-D:-D:-D
28. mandrindra ( 19/05/2006 10:57)
dia hakamaky koa :-D:-D:-D
29. cutie ( 19/05/2006 18:35)
iza no hamaky an'iza:-D:-D:-D:-D
30. Zina ( 22/05/2006 17:27)
ny ravina maina rehetra avy any dago ny fomba tena tsara hono dia mandona an'azy ao anatin'ny menaka... andramo dia jereo raha mety
31. mandrindra ( 22/05/2006 19:16)
cutie, iza toko re e ???:-D
32. cutie ( 22/05/2006 19:18)
iza moa izy teo :-D:-D:-D
33. sipagasy ( 22/05/2006 19:37)
Zina:

ny ravina maina rehetra avy any dago ny fomba tena tsara hono dia mandona an'azy ao anatin'ny menaka... andramo dia jereo raha mety



menaka ????? izany ve??? ny ravitoto alona anaty menaka???? sao tsy hety e! hihihi ny anatsonga alona anaty menaka??? mmhhhh tsy mbola nanadrana aho aloha e! rano ihany ny fampiasako
34. mandrindra ( 22/05/2006 19:47)
:( adio sahady ve
35. cutie ( 22/05/2006 19:49)
hay tokoa moa:P:wink:
36. mandrindra ( 22/05/2006 19:52)
zay ahay :wink:
37. cutie ( 22/05/2006 19:54)
de hisakafo ve tsika eto sa hanin:P
38. mandrindra ( 22/05/2006 19:59)
noana sa mangetaheta aloha ?
39. cutie ( 22/05/2006 20:05)
mangetaheta alou :P
40. mandrindra ( 22/05/2006 20:08)
mafana sa mangatsiaka no hialana hetaheta
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0481