Ravitoto maina
86. Zina
(
07/06/2006 17:22)
sipagasy [ Valio ] 23-05-2006 00:37:33
Lohateny : Re : Ravitoto maina
Hoy i Zina:
ny ravina maina rehetra avy any dago ny fomba tena tsara hono dia mandona an\'azy ao anatin\'ny menaka... andramo dia jereo raha mety
menaka ????? izany ve??? ny ravitoto alona anaty menaka???? sao tsy hety e! hihihi ny anatsonga alona anaty menaka??? mmhhhh tsy mbola nanadrana aho aloha e! rano ihany ny fampiasako
sipagasy a zany hono e, za aloha mbola tsy nanao an\'ilay izy a, essayeo oe ndray mande dia ho hita izay alony ... mety ho tsara ihany ka..
87. mandrindra
(
07/06/2006 20:26)
cutie, zah :cry:, ianao :oops:
:-* dia aza atao foana intsiny ny saina an
:-* dia aza atao foana intsiny ny saina an
91. mandrindra
(
07/06/2006 21:06)
ie tena (l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l) be mihitsy. tsy ahita tory indray zao androany :-D:-D:-D:-D
