rongony hitsaboana cancer atsy ho atsy

61. fijo ( 26/05/2006 19:13)
fiffi an,ka teny andohalo izahay maro no mba te hanambakony ,dia lasa nividy e.za moa dia efa naika lasa zatra ,fa nialako haingana.
isrine,ilaina io rongony io,fa tsy hanaovana adalana fotsiny
62. Fiffi ( 27/05/2006 05:05)
fijo: fa tahaka ny sigara hiany io ve ? lasa dependant raha tsy miala aingana , fa mampijaly be , de manjary tsy ampy foana ny dose de voatery hampitombona hatrany ?
63. watafon ( 28/05/2006 15:12)
ny sigara tsy ilaina k! tsy mbola naheno za aloha oe misy aretina azo sitranina @ fifohana sigara !
64. Fiffi ( 29/05/2006 06:58)
cancer koh , non ?
65. watafon ( 30/05/2006 18:15)
tsy haiko alou akia an !
66. Fiffi ( 31/05/2006 06:27)
wata aahh , cancer du poumon koh , non ? cancer de la gorge .
67. isrine ( 31/05/2006 12:25)
Angamba tsy ho ny cancer rehetra de ho sitrana @ rongony raha toa ka hisy izany, ary mety miankina @ dozy anie izany angamba raha toa ka atao hoe ho fitsaboana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3867