rongony hitsaboana cancer atsy ho atsy

21. fijo ( 13/05/2006 20:11)
ny rongony dia efa hatry ny ela no hita fa tsara.ny ankamaroan'ireo manam pahaizana be rehetra taty europa dia nifoka azy io aby.ny mpihira manatalenta indrindra moa dia tsy lazaina.
ny olana dia ,noharatsiana be fahatany le izy,nefa raha jerena dia ny sigara aza mbola ratsy noho izy raha ny vokatra azo.
za tsy mifoka na daina na sigara,fa za kosa tsy mba manenjika izay midaina,raha ataony amin'ny rariny.fa tsy iray fitsa isan'andro
22. Fiffi ( 14/05/2006 12:12)
fijo: ountsss ! zany ve ? le rongony tonga de ny hatidoha no voa koh!
23. watafon ( 14/05/2006 14:04)
fijo: ary matetika tokoa aloha fa ny bandy midaina tô calma b mitsy an!
Fiffi:raha trop loatra aloha d tena mahalasa adala mitsy io e!
24. Fiffi ( 14/05/2006 14:11)
wata; aleo tsy hiherika @ io an!
25. watafon ( 14/05/2006 14:17)
hihi! marina zany k!
26. Fiffi ( 15/05/2006 04:46)
wata: sady tsy misy ingrédiens hanaovana vary amin'anana aty de tsy hisy rongony koh zany ! hihihih
27. mimich ( 15/05/2006 07:16)
fiffi>lol!!!
wata> hay v zany ee!!! de heno fony ilay izy fa tsy fantatra ny tena antony h@ zay ko
28. watafon ( 15/05/2006 08:26)
mimich! d fantatrao izy zao k! :-*
29. mimich ( 15/05/2006 09:54)
wata< ie fantatra tsara ka .tsotsa eee:-*
30. Fiffi ( 15/05/2006 10:19)
hummmm ! te-hihinana vary amin'anana zah zany an!
31. mimich ( 16/05/2006 07:44)
fiffi> vary amin'anana tsotra sa .............. ilay mampazoto homana! lol!!
32. watafon ( 16/05/2006 18:12)
Fiffi: anamboarako b njy e? d ataoko le b vitamines tsara ! :-*:-*:-D
33. mimich ( 17/05/2006 05:17)
fiffi>mazotoa homana eeeeee , efa ho avy zao ny vary aminana b vitamine. tanjemmo fotsiny lasa matavy
34. watafon ( 17/05/2006 05:21)
:-D:-D:-D
35. Fiffi ( 17/05/2006 06:54)
mimich: ountsss !! raha i wata ve akia no hanao azy hakatavy anah ? sady vary aminana feno vitamine be io ve akia ? mahazo force be zah @ io koh! sa tsy zany ry wata ? wayyyyyyy :* io anie le vitamine be eh ! :-D:-D:-D:-D:-D:-D
wata: :* :miam::miam::miam: de miandry zah zany an! :-D:-D:-D
36. Fiffi ( 17/05/2006 06:55)
fa aza hasiana le rongony fa sao de tsy tafafoha eo an! :-D:-D:-D
37. mimich ( 17/05/2006 07:02)
fiffi> tsy ratsy ilay vitamine ka!!! ka le rongony anie hono mampazoto homana eee
38. Fiffi ( 17/05/2006 07:25)
mimich: :-D:-D:-D de ho hita eo zany zay hanaovan'i wata azy , de ndry mitondra kitoza ?
39. watafon ( 17/05/2006 07:38)
Fiffi: ingrédients spesialy tsy misy mahay afatsy za ihany akia an ! d miampy :*:*:* mazava oazy ! fa mampatanjaka b an! misy omega 3 koa ! hihi
40. Fiffi ( 17/05/2006 08:05)
wata: ka zay ange no nolazaiko eh! vitamine re zany eh! sady spesialy wata! :*:* :miam::miam: :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7892