rongony hitsaboana cancer atsy ho atsy

1. toubib ( 10/05/2006 12:30)
Efa misy ny fanantenana momba azy io atsy ho atsy

Institut national de la santé et de la recherche médicale

INSERM

Paris, le 20 avril 2006Information Presse

La mort de certaines cellules tumorales induite par des dérivés cannabinoïdes

Les chercheurs de l’unité Inserm 624 « Stress cellulaire » de Marseille, viennent de mettre en évidence le rôle-clé d’une protéine de stress à l’intérieur d’une voie de signalisation cellulaire déclenchant la mort de cellules tumorales. Cette étude, montre que des dérivés cannabinoïdes activent spécifiquement cette voie de signalisation, entraînant la mort des cellules cancéreuses. Les résultats de cette recherche, réalisée en collaboration avec l’équipe espagnole dirigée par Guillermo Velasco (Université Complutense de Madrid) ouvrent en particulier de nouvelles perspectives pour la prise en charge du glioblastome (forme de tumeur cérébrale). Ce travail est publié dans la revue Cancer Cell d’avril 2006 accessible à l’adresse :

http://www.cancercell.org

novalian'i isrine ny 31/05/2006 12:25
2. Fiffi ( 10/05/2006 12:51)
toubib: tena marina mihintsy io satria efa nahita ilay reportage miankina @ io aho ary tena nahagaga ahy tokoa. http://www.phenix.ch/rapport01/canabis-MS.htm
3. watafon ( 10/05/2006 18:18)
hummm! mahaliana b ! fa misaotra anareo
4. Fiffi ( 11/05/2006 03:55)
tena mahaliana marina , satria ny ady hatao @ ireo maneran-tany , kay moa misy zava-tsoa azo avy @ hiany.
5. mimich ( 11/05/2006 06:55)
tsy ratsy ndray zany
6. ari.malala ( 11/05/2006 09:30)
fa enga fotsiny anie ka tsy hisy fanaovana abus ndray!
7. Fiffi ( 11/05/2006 11:15)
ari.malala: ka mety ho voatokana ho an'ny hopitaly hiany akia zany kah! nefa asa aloha fa ny abus aloha tsy maintsy misy foana an!
8. watafon ( 11/05/2006 18:39)
tsy hainareo fa ny rongony anie efa ampiasain'ny gasy amzao hitsaboana ireny tazo vony reny e!
9. mimich ( 12/05/2006 04:52)
wata> ie , marina izany.
fa hamoron-kira ndray zao ra kicky raha mahita ity fa mahazo laka ny mpanamaina hihihi
10. Fiffi ( 12/05/2006 05:19)
wata: hummm ! mba andefaso kely aty hoe jerena zany ! :-D laingako zany fa ny rongony hatramin'izay dia noraisina zavatra ratsy foana kay tena benéfique mihintsy , tena mahagaga an!
11. mimich ( 12/05/2006 09:25)
Fiffi> fa efa ela no nahafantarako we ny rongony fanafody tazo vony ka!!!
vary amin'anana de asiana rongony kely hono
12. Fiffi ( 12/05/2006 09:28)
an :?: zany ve ?
13. mimich ( 12/05/2006 09:54)
iee!! ary tena efficace hono ann!!! fa ndrao anontaniana ireto radoko n'ny sera2 ireto indray hoe innn no antony mety mahatonga izany
14. ari.malala ( 12/05/2006 09:57)
ko tsy ho mamo ve aky?
15. mimich ( 12/05/2006 10:57)
de tsy haiko alou ee!! fa tsy atao bdb anie eee!!
za ko mbola tsy nanadrana koo
16. booboo ( 12/05/2006 11:07)
raha fantatro mialoha hoe hitsaboana tazo vony reny nitadiavako bobaka lay namana tsy foiko zay ! dômazy fa tsy nahandry an'izay izy ...
17. Fiffi ( 12/05/2006 19:06)
ndryyyy booboo :-*:-*:-*:-*
18. watafon ( 13/05/2006 04:53)
booboo :-*:-*
mimich, ny fahafantarako azy d izao : ny olona voan'ny tazo vony zany d malaikomana e! k le rongony atao @ vary amin'anana zany d mba hampazoto homana azy etsy andaniny, d arak'ireo voalaza etsy ambony etsy ankilany.
refa mety ho aretina mihitsy zany d tsara foana ary matetika mora sitrana ny olona refa mazotoa misakafo na mihezaka ny mihinana e!
19. Fiffi ( 13/05/2006 13:30)
wata aaaaahhhh ! fa tsy misy fihaitraikany @ fahasalamana ve akia zany ? aiza ve de isaki'ny hinana vary aminana de hasiana an'io ?
20. watafon ( 13/05/2006 17:18)
Fiffi: mandra pahasitrana ftsn k ! tsy bobaka b kosa ange no atao ao e! k mety hahasitrana ange d mila miaritra kely e! fa tsy maninona zany k! hihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2672