rongony hitsaboana cancer atsy ho atsy

41. watafon ( 17/05/2006 11:00)
:):*:*:*
42. mimich ( 17/05/2006 11:39)
fiffi> kitoza atono , sa endasina , de atao mantamanta sa masaka , tsara. sa so de kitoza special wata kosa ary de am zay feno tsara le vitamine :-*:-*
43. watafon ( 17/05/2006 13:46)
mimich: :-D:-D:-D otran'ny aôna moa zany special wata zany kay?
44. Fiffi ( 17/05/2006 14:14)
:miam::miam::miam::miam:
45. watafon ( 17/05/2006 14:22)
Fiffi: efa mitsako le izy sahady v njy zany?:-D:-D:-D
46. Fiffi ( 17/05/2006 15:01)
wata: heu... an3 kah! fa tea efa mangidihidy ny tendako ato ! sady mitelindrora hihihihihi
47. watafon ( 17/05/2006 16:36)
hummm ! anjaso ary fa arosoko amizay e!
48. Fiffi ( 17/05/2006 19:01)
wata: ountsss ! nangatsika be tao le izy fa variana nandeha taiza indray teo ? :-D:-D:-D
49. fijo ( 17/05/2006 19:56)
wata an,le izy klo,toa ny rehetrae,raha atao lahasa dia manimba,fa maro ny dokotera sy avocat fantatro aty midaina,fa tsy maninona mihintsy.nefa ry zalahy tsy misotro?????
50. Fiffi ( 18/05/2006 07:46)
bek's ve ?
51. mimich ( 18/05/2006 09:37)
wata> asa koo!!! ka misy vary amin'anana spécial wata anie e!!! de so de misy koa ila kitoza spécial ko , iza no mahita.
ary arosoy haingana izy zao fa lsa eo ndray fiffi
52. Fiffi ( 18/05/2006 13:13)
:miam::miam::miam:
53. Fiffi ( 18/05/2006 13:15)
wata , toubib: inona kay ny différence misy @ rongony sy paraky ? nisy zavatra henoko zay manko hoe ny paraky hono toa mampitorona ny loha ?
54. fijo ( 19/05/2006 20:37)
ary mimich izany koa adversako mihintsy an
55. watafon ( 20/05/2006 17:27)
ny mahasamy hafa azy aloha d ny paraky azo atao ny mihinana azy ampahibemaso! fa ny rongony dia mbola voararan'ny lalàna ny fihinanana azy h@ zao !
raha vao sambany enao no manandrana mihinana paraky d fanina tanteraka mitsy( za mantsy efa nangalatra tany ambanivohitra indray mande zay fa tadidiko fôna :-D:-D:-D)
56. fijo ( 20/05/2006 20:19)
sady mila handoa foana amin'ny le fanina an.ny loha koa marary be tsy laitra mihintsy.
57. Fiffi ( 21/05/2006 14:13)
de zany ve de handramana ry fijo ?:roll:
58. watafon ( 21/05/2006 18:55)
fijo: tena henjana b tamzay fa tsaroako fôna e ! tsy nahahiankanina mitsy e!
Fiffi: mbo nanandrana kosa ange e!
59. Fiffi ( 24/05/2006 07:21)
wata: zah aloha zany de tsy hanandrana an'izany an!
60. isrine ( 25/05/2006 14:16)
Nareo misy milaza ny tazo vony sy ny rongony. Fa za efa voan'ny tazo vony ary ilay olona nitsabo nilaza fa nasiany rongony hono tanatin'ny fanafody. Zany hoe izy no nanao ny ravinkazo rehetra fa za niketrika sy nisotro fotsiny. TSorina fa tsy mora e, fa te-hositrana e. Mamy ny miaina!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.8546