solitikabe aiza ianao
101. sasa
(
06/05/2006 03:33)
:-D:-D:-Dorera be le film fa aleoko miala koa sady ny pop corn koa efa lany
102. diamondra27
(
06/05/2006 06:49)
aiza le pop corn hono ôoooooooo
'ty 'za madama a!
pop corn, na voanjo na bonbon na siligoma na coca sy jus de fruit madama, inona ny tianao?
sasa:(tsy misy glasy ve)
ie misy ka ! inon ny parfum tianao , madama?
'ty 'za madama a!
pop corn, na voanjo na bonbon na siligoma na coca sy jus de fruit madama, inona ny tianao?
sasa:(tsy misy glasy ve)
ie misy ka ! inon ny parfum tianao , madama?
103. kala
(
06/05/2006 08:02)
fraise madama :-D :-D :-D
aleo asiana chips vitandry zareo belge ê!
masaka be8)8)8)
ari > krizy ahoana fa tsy arako:?:
hay ve :idea:
dadabe > bebe ray ve no handeha de halahelo ialahy
bebe ray ve no handeha, marobe no tavela :*:*:*:*:*
mifalia ry vazan-tany ê!:oops::oops::oops:

104. diamondra27
(
06/05/2006 08:07)
kala: 'ty ary ô, ze foy fa tsy misy vidiny( ohatrinona tokoa moa 'zao ny glasy e!) cadeau:-D:-D:-D
misy chips koa ka!
misy resaka ambadika ngah ao fa tsy arako?
tsy aleo ve "andeha hankafaliana" e!:wink:
misy chips koa ka!
misy resaka ambadika ngah ao fa tsy arako?
tsy aleo ve "andeha hankafaliana" e!:wink:
105. rapala
(
08/05/2006 14:31)
Kala> tena tsy hadinonao mihintsy ilay hatsikana belges . Hotohizantsika indray ve ilay izy sa ahona e?
106. dadabe
(
08/05/2006 15:23)
kala :*:* okay e
diams okay e :*:*
iza koa re e :-w:-w
rapala=mipalapala fototeny =mipala=manao (faire l'amour ):-D:{
diams okay e :*:*
iza koa re e :-w:-w
rapala=mipalapala fototeny =mipala=manao (faire l'amour ):-D:{
108. rapala
(
08/05/2006 21:41)
inona indray ary ity lazainy radadabe ity. Ao anatiny hatsikana sy lalao ange sika zao e,
kala> tadidinao ilay belges nanao vacances tany iles ste marie? Tadidiano fa notohizantsika lava be mihintsy iny hatsikana iny.
Izay no tiako lazaina fa radadabe efa vo mihintsy ny sainy klé, aiza ra watafon hitsabo azy fa so lasa banga tampoka eo izy e=)):-@

111. diamondra27
(
09/05/2006 11:12)
rapala::-D:-D:-D
ka mety ilaozany milalao ny ps-nao kou de = lasa ato @ hatsikana sy lalao satria mampime le izy
totofy: dain kou' ty totofy, moramora sao de tena tapka eo ny tsinay=))
ka mety ilaozany milalao ny ps-nao kou de = lasa ato @ hatsikana sy lalao satria mampime le izy
totofy: dain kou' ty totofy, moramora sao de tena tapka eo ny tsinay=))
112. totofy
(
09/05/2006 11:39)
dain nga ny tsinay mety tapaka : misy km maro izy ao , ny hotorana no atahorako:-D
113. diamondra27
(
09/05/2006 11:51)
totofy: tsy olana 'zany fa misy dokotera be de be ato ka, tonga raketina aloha ny gestes 1er secours= bouche à bouche ohatra raha tsy mi-respire intsony toi
118. diamondra27
(
10/05/2006 16:23)
rapala: tsy dadabe no antsoina fa ny urgence , sao tsy voavonjy eo le ranamana io ka ho loza