solitikabe aiza ianao

161. totofy ( 15/05/2006 12:07)
dadabe mou namakô
dadabe mou akamakô
mba ampékaro ny niveau
fa tena trop!
ary ajanony io resaka io ô
fa mahamenatr'olona ô


162. fasaly ( 15/05/2006 12:57)
totofy inona lay resaka mahamentr'olona kay????:roll::roll::roll::roll:
163. dadabe ( 15/05/2006 15:32)
fa mmaninona no averina hatraty ka hatrary ??sao dia mba nikoty sipa tato @ serasera aza lety de tsy zakany le sipa fa zah no nahazaka azy de io izy miaka ppofona io le :-D:-D:-D:-$
164. diamondra27 ( 15/05/2006 16:50)
:-D:-D:-D

dadabe: ka enao kosa ange tsy manome chance ho an'ny hafa fa alainao daholo le bebe rehetra e! efa ho cinquantaine ngamba izao ny kaonty

aiza ve ny sasany manome sotro, ny sasany mamahana, ny sasany mametraka bavoir etc.....(jereo dinika any an'efitra)

mba omeo iray izany ny sasany koa, le sarobidy indrindra aminao no omena
nefa moa tsy vao hoe: nisy bebe niala ve vao haingana e! :wink:
165. diamondra27 ( 17/05/2006 07:58)
TONGA SOA i SOLITIKABE

mba midira ato moa miteny hoe: 'inty aho , en forme tsara na manazava hoe: taiza foana ianao e! 'za tena nalahelo fa tsy hita intsony ianao elabe, tena nitebiteby be ny (l) natahotra sao de nisy nisompatra anao tany ho any.
166. totofy ( 17/05/2006 09:01)
dadabe :
sao dia mba nikoty sipa tato @ serasera aza lety de tsy zakany le sipa fa zah no nahazaka azy de io izy miaka ppofona io le

=))=))=))=))=))=))=))
167. totofy ( 17/05/2006 09:17)
=))=))=))=))=))=))
168. diamondra27 ( 17/05/2006 10:30)
totofy: ary tapatsinahy tampoka ialahy?
169. totofy ( 17/05/2006 11:38)
mampimé bé lé :idea: =))=))
170. rapala ( 17/05/2006 12:20)
aiza ilay (l) nareo ry totofy? mba malahelo i diam de nareo indray no mé:-D
171. totofy ( 17/05/2006 12:30)
rapala ::-D:-D:-D okay é !
172. rapala ( 17/05/2006 12:41)
totofy: sur é wink:
173. diamondra27 ( 17/05/2006 15:20)
rapala: :wink:
174. totofy ( 17/05/2006 19:37)
diams :(l):*
175. diamondra27 ( 18/05/2006 05:59)
totofy: raikitra njay izy ty ve?
Efa atsy ambadika mananontanona nge ry totofy i solitikabe de sahan'elah ny manoroka ahy?
solitikabe: mangataka alalana 'zahay ô!
fa 'zany hoe: rapala aloha :-w:-w
176. rapala ( 18/05/2006 06:06)
alefa alefa, mande ho azy io akia ry diam a - tsy mila misy mangataka alalana izany, hi,hi,hi,
177. dadabe ( 18/05/2006 08:04)
=D=D=D fa aleo ihany mailo @ pilansy.....:-D:-D
178. rapala ( 18/05/2006 08:46)
i dadabe ihany no tsy maintsy mangataka halalana satria manjary lasa mipetapetaka any @ tsy haleany any ilay bizz=))=))
179. totofy ( 18/05/2006 09:01)
diams
totofy: raikitra njay izy ty ve?

zé kozz dé rose !:-D:-D
njyy nga matahotra an\' i solitika bé ! izy ngé sûr fa hanenjika fona é =))=)) refa vizana izy mijanona ho azy :idea:
hay rapala tena akama bonne bé:wink: sûr ry akama an!
180. rapala ( 18/05/2006 09:42)
totofy::-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3114