solitikabe aiza ianao

1. diamondra27 ( 03/05/2006 05:50)
victime film ve sa kidnappé?
novalian'i dadabe ny 24/05/2006 09:09
2. dadabe ( 03/05/2006 06:12)
:°):°) avoka ve le sary e :wink:
3. diamondra27 ( 03/05/2006 06:26)
dadabe:avoahy e!:oops:

fa ahoana ianao angaha no producteur t@le izy moa
4. dadabe ( 03/05/2006 06:44)
yeuu :(
5. diamondra27 ( 03/05/2006 07:01)
aleo haka plasy tsara 'zany aloha de efa atao vonon ny pop corn sns

:-D:-D:-D:-D
6. kala ( 03/05/2006 11:00)
kiiiiiii:roll: resak'izy mitsam de niditra ihany kala klé:oops::oops::oops:

aleo miala fa sady tsy azoko ny sijé no :-w:-w:-w
7. ari.malala ( 03/05/2006 12:18)
=))=))=))=))=)) njy k oky ry kala mampime ana =))=))=))=))=))
8. sonwin ( 03/05/2006 12:22)
ka sao dia iray amin'izy mitsam ihany no solitikibe?:°)
9. ari.malala ( 03/05/2006 12:30)
=))=))=))=))=))=))=)) eventualité ray ko zay=))=))=))=))
10. diamondra27 ( 03/05/2006 16:09)
sw: de wé 'za ve le izy.
Elah letia aza be zeste oa, sao de omeko an'i solitikabe eo :-D:-D:-D

'za ange ka matavy be e!:wink: sady pilote e!
fa solitikabe aloha:-w:-w:-w

kala: iza no lazainjy fa izy mitsam eo? tsssss dadabe ary io efa mananjanaka koa. Manjary mampalahelo raha misarabady amanjanaka izany

ari: humm; efa mitanisa probabilité ngah njy:wink:
tazony mafy eo lery fa lasan'ny sasany eo io , tonga de poinsa mihintsy

11. rapala ( 03/05/2006 19:21)
miala tsiny reto a, fa inona no dikan'io solitikabe io - tsy afaka mandray anjara raha ty fantatra ny dikany sao manao2 foana eo:wink::wink:
12. sasa ( 04/05/2006 05:04)
:-D:-D:-D:-D avoahay le sary e
13. diamondra27 ( 04/05/2006 05:53)
solitikabe izany ry rapala dia namana ato @ serasera a!
ps = solitikabe
ohatra oe: ny anao izao de ps = rapala

efa elaela ihany izy izay no tsy hita de mba hanaovana recherche sy antso eto sao de misy mahita e!

sasa: :-D:-D:-D:-D:-D
mitady namana ndray njy an!victime:wink:
14. ari.malala ( 04/05/2006 06:14)
diamondra, zany anga!! :-D:-D:-D fa zany hoe misy ts mazava mints alo ao e, nahoana no mitovy ny fomba fitenin'i dadabe sy diamondra27? sa ve tena olona ray ihany reo e :-w:-w
15. kala ( 04/05/2006 06:36)
ari > tena :-w:-w:-w efa ela akia :wink:

diam - dadabe - solitikabe - ragadona - bilakarenjy :roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll:

diam > zà hiraharaha izay dadabe manajanaka sy manambady any :twisted::evil::twisted::evil::twisted::evil:

refa eto aloha de 8) 8) 8)
16. diamondra27 ( 04/05/2006 06:40)
ari: 8O

angalàna droit d'auteur raha izany no izy

fa ny fomba fiteny aloha azo ianarana e!ny toetra ihany koa azo ovaina sy ianarana

andraso ange mbola hianarako ihany koa ny fiteninjy e!
ny an'i pissoa aloha de mora hay fa iny manao xxx indraindray de milaza oe: 'za ihany le xxx etsy ambony
ny an'i mamz koa haiko ny fomba fiteniny
ny an'i kala ihany koa de HM de fiffi,de mifenty,

angataho cours particulier fotsiny akia raha te-hianatra njy fa mora ahy io a!

maka cible 1, ohatra hoe: DM
somary mandinika ny dinika alefany aloha njy mandritra ny andro maromaro
de mipetraha @ plasiny, izany oe: misaina toy ny fandinihiny, sy fisainany etc...
de avoahy @ zay refa hainjy

ok ve le lesona?

Psychologie daholo akia 'zany a! =empathie,sympathie

Sao de mahafantatra ny momba ahy kosa aza izy ?
17. diamondra27 ( 04/05/2006 06:50)
kala: ahan, c'est ta responsabilité et ton choix
fa mampalahelo kosa le zaza e!ny an'ny lebe nge vita ihany fa ny zaza no tokony tsinjovina

fa na izany aloha de cool foana 'za e!8)8)

18. rapala ( 04/05/2006 06:54)
oh, miala tsiny solitikabe, afabaraka zah:oops:
19. diamondra27 ( 04/05/2006 07:00)
rapala: tsy maninona ka!
aleo manontanintany foana toa izay manaonao foana

fa solitikabe aloha victime ihany raha ny fahalalàko azy e!

rapala: araho tsara fotsiny ny film de arakao io miandalana
20. totofy ( 04/05/2006 07:09)
marina ve ny tenin' i kala dadabe = diams:-D:-D:-D:-D
:-w:-w:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2978