solitikabe aiza ianao

41. ari.malala ( 04/05/2006 08:55)
diamondra, ary ny fiteniko aky manaokry?
42. diamondra27 ( 04/05/2006 08:56)
ny anao biz biz foana @ bebe rehetra

:*:*:*:*:*:*:*
=))=))=))
sekire 'zany ry zanako
43. dadabe ( 04/05/2006 09:11)
:roll::roll::roll::roll:
44. pissoa ( 04/05/2006 09:11)
Inona indray ary zany resaka ato izany ^^^^^^
45. diamondra27 ( 04/05/2006 09:15)
ari: azafady akia fa heveriko fa dadabe njy teo a! de novaliako efa jenjin'le pub ny masoko

ari: ny fiteninjy ndray ve: euhhhhhaleo aloha refa avy matory 'za de teneniko

pissoa:hihihi:-D teniteny foana ve 'zahay
bedy injay 'za klé
46. dadabe ( 04/05/2006 09:16)
apongabendanitra :°)
47. mamzelkely ( 04/05/2006 09:17)
resaka solitikabe ny ato ky ry pissoa 8)
48. ari.malala ( 04/05/2006 09:18)
tena misy ts mazava ao e :-D:-D:-D:-D:-D
49. diamondra27 ( 04/05/2006 09:20)
zay le itiavako an'i mamz 'ty an!

mila hivaona oa le size e!

pissoa io akia a!

Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 03-05-2006 10:50:02
Lohateny : solitikabe aiza ianao
victime film ve sa kidnappé?
50. diamondra27 ( 04/05/2006 09:24)
ari: inona indray ary no mbola tsy mazava amindry?
51. xxx ( 04/05/2006 09:24)
diams:
ny an'i pissoa aloha de mora hay fa iny manao xxx indraindray de milaza oe: 'za ihany le xxx etsy ambony
:-w:-w:-w
52. diamondra27 ( 04/05/2006 09:26)
xxx io 'zao de pissoa no miditra an!

raha ny tokony ho izy

53. pissoa ( 04/05/2006 09:32)
Hihihi, zah ihany io xxx io ry diams an. Fa hay ve resaka solitika be ny ato e!

Fa tsy i dadabe ihany ve izany solitika be e :roll: Tsy haiko aloha e :@
54. diamondra27 ( 04/05/2006 09:35)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 04-05-2006 14:32:07
Lohateny : Re : solitikabe aiza ianao
Hihihi, zah ihany io xxx io ry diams an. Fa hay ve resaka solitika be ny ato e!


ari: mahay ve 'za? ampianariko njy an! mianatra ny firesaky ny namana eto

'zay fa lasa aloha 'za klé, hanao la sieste kely

dadabe= bedada no fantako fa solitikabe vhv hihihi
55. totofy ( 04/05/2006 10:12)
solitikabe : nnntsssôoonaalllééé , avy aty ity ny mousouara:-D:-D
dadabe = solitikabe = paoly
resaka math beuhhhh:-w:-w
56. kala ( 04/05/2006 11:23)
diamondra27:

kala: ahan, c'est ta responsabilité et ton choix
fa mampalahelo kosa le zaza e!ny an'ny lebe nge vita ihany fa ny zaza no tokony tsinjovina

fa na izany aloha de cool foana 'za e!8)8)




toa hanahaka an'i kala reitsy le dadabe junior anankiray any.:-D :-D :-D

lasa kizitina kely mitsy manko i diam tato ho ato:roll:

marary hono ny aty refa voadona ny afero ê!:twisted:

dadabe > :evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil:


57. diamondra27 ( 04/05/2006 11:49)
kala:kizitina ahoana akia 'za?
f'angah 'za no bevohoka no hoe: kizitina? tsy azoko

8)8)cool cool raoul de
relaxe max akia :wink:
58. totofy ( 04/05/2006 12:16)
kala : manaizana no fiteny refa bevôka fa tsy kizitina :lol::lol:
diams : nga nnjyyy bevôka klé ? déjà:-D:-D
59. diamondra27 ( 04/05/2006 12:19)
totofy: tsy maharaka mihitsy ve elah e!
'za oa mba(l):*:* amin'elah fa 'za tsy bevohoka izany
tsssssss

totofy: fa maharaka ny toebatan'ny vhv an! tiko be 'zany
60. rapala ( 04/05/2006 12:20)
diam> sarotra be ange ilay manaraka ilay film e... manoratra aho izao dia tsy tafaverina raha tsy afaka adin'ny 2 any ho any dia efa miova sahady ilay resaka surtout hoe ao i dadabe - mila kozy foana manko izy io, sa ahona ry dadabe o?:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1968