tahotra
61. diamondra27
(
04/05/2006 08:38)
ikalakintina: enga anie ka hitondra fiadanana ho anao koa ary io verset io e! tsy misy fisaorana
63. marozevo
(
04/05/2006 14:06)
Ny papa Joany Paoly faharoa koa niteny hoe :
"Aza matahotra, vohay midanadana hidiran'ny Mpamonjy ny varavaran'ny fonareo". 1978.
dia hoy indray izy tamin'ny 2000 : "Ry tanoran'ny taonarivo fahatelo ! Aza matahotra ny ho masina".
Ary tamin'ny 2004 izy nilaza hoe : "Tsy matahotra ny hiditra ao an-tranon'ny Ray aho".
Tsy hovitako akory izay nolazain'io Papa io, fa ireo teny ireo kosa dia tafatoetra ao amiko, ka inoako fa any andro any volana misy hilĂ ko ireo teny ireo.
Hatreo aloha ny fifampizarana anio.

64. Achia
(
06/05/2006 04:44)
Aza matahotra ny ho masina , fa ahoana moa zany hoe ol masina zany e , betsaka mantsy ny ol samy manana ny fandikany azy zany ol masina zany ka sy hay sony hoe ino ro ol masy ?
65. diamondra27
(
06/05/2006 08:22)
olona masina= olona madio tsy misy pentina= tsy misy ota= feno ny fanahy masina
io aloha no fahazoako azy fa ny anareo inona?
io aloha no fahazoako azy fa ny anareo inona?
66. marozevo
(
08/05/2006 14:29)
Olona masina : Raha ny hevitro indray kosa tsy voatery ho madio tsy misy pentina akory, fa olona manetry tena sy manaiky ho tarihin'ny Fanahin'Andriamanitra.
Izay rehetra tarihin'ny Fanahin'Andriamanitra dia Zanak'Andriamanitra.
Izay rehetra tarihin'ny Fanahin'Andriamanitra dia Zanak'Andriamanitra.
67. Achia
(
08/05/2006 19:13)
ye marina mitsy zany Marozevo a de manaiky ze rshetra nandidiany na voasorany , fa misy ny valinio ol masina io ao anaty baiboly fa eleo miara mikaroka e
68. marozevo
(
10/05/2006 18:55)
Ao amin'ny Apokalipsa ao, na ao amin'ny Epistilin'i Paolyt sy Piera no misy an'ireo angamba.
fa angaha mbola tsy opérationnel ilay Baiboly nampidirina raha hitadiavana teny na hevitra ?
fa angaha mbola tsy opérationnel ilay Baiboly nampidirina raha hitadiavana teny na hevitra ?
69. diamondra27
(
10/05/2006 19:10)
ROMANA 8: 14====>fa izay tarihin'ny Fanahin'Andriamanitra no zanak'Andriamanitra
70. Achia
(
12/05/2006 08:27)
ye nefa misy ko nge mivavaka nefa manda ny tenin'Andriamanitra e nefa we ze tarihan'ny Fanahin'Andriamanitra no zanak'Andriamanitra
71. marozevo
(
16/05/2006 21:03)
Ohatra hoe Silamo mivavaka anie tena mivavaka marina tokoa izy eh... saingy tsy ny Tenin'Andriamanitra araka izay iheverantsika azy no ampiasainy fa ny Teny nasain'Andriamanitra nosoratan'i Mahomet.
72. Achia
(
17/05/2006 12:54)
an3 ny tiako lazaina ne de entre samy Kristiana e ! efa hita soratra mazava be zao fa mbola misy mahita hevitra hafa foana