tahotra

21. Oully ( 03/05/2006 08:16)
Ny tiako hanampiana kely dia sarotra ny hi-pratiquer -na ireo versets ireo raha tsy efa nihaona manokana (personnellement) sy niverina nihavana taminy ianao @ alalan'ny fandraisanao an'i Kristy hitoetra ao amponao sy hamela Azy hamela ny otanao rehetra h@izay, dia en- règle @ Atra ianao! dé izay vao mandeha daholo ireo versets rehetra ireo!!Jereo ange ao @ Jaona1:12 sy Romana 10:9-10
22. ndrena ( 03/05/2006 11:15)
Marina ny voalazan\'i Oully zay ka.Ary ny hahafantarana fa tafaverina Aminy ianao dia ianao tsy manan-tahotra intsony satria voalaza ao @ rpistily ao koa fa TSY MANAN-TAHOTRA NY FITIAVANA
23. cutie ( 03/05/2006 11:20)
de tsy tokony hatahotra mitsy zany sa ahona hoy nareo :P
24. sonwin ( 03/05/2006 12:17)
ie, aza matahotra mihitsy
25. cutie ( 03/05/2006 12:20)
sonwin :-D:P
26. ndrena ( 03/05/2006 12:24)
Satria mahery nohon'ny mahery ary tompon'ny Tompo io Andriamanitra arahina io,mazava ho azy.Voalaza koa fa hoe :Andriamanitra irery ihany no tokony hatahorana.
27. Achia ( 03/05/2006 12:28)
Ny zavatra tena mampatahotra indrindra ho antsika Kristiana de ny hoe ho voaray sa tsy ho voaray any andanitra fa ny hitako hialana @ io tahotra io de refeso ny tempolin'Andriamanitra ianao izaho izany ra mitovy refy @ ilay nasain'Andriamanitra nataon'i Mosesy
28. Fiffi ( 03/05/2006 12:39)
Ny zavatra tena mampatahotra indrindra ho antsika Kristiana de ny hoe ho voaray sa tsy ho voaray any andanitra
tsy mihombon-kevitra @ i Achia aloha aho @ io an ! de ahoana izany ity fivavahana ho an'ny Kristianina ity hoy Achia? Eny, na dia mandeha mamaky ny lohasaha aloky ny fahafatesana aza aho,
Dia tsy hatahotra ny loza aho;
Fa Hianao no amiko;
Samy manana ny heritreriny ny tsirairay , samy manana ny finoany ny tsirairay , eny na dia samy Kristianina aza fa aza hatao hoe "Ny zavatra tena mampatahotra indrindra ho antsika Kristiana
29. Fiffi ( 03/05/2006 12:43)
satria zah Kristianina ary na dia mandeha mamaky ny lohasaha aloky ny fahafatesana aza aho,
Dia tsy hatahotra ny loza aho;
Fa Hianao no amiko; Ary io koa no hivavahako sy hangatahako an'Andriamanitra mba hanampy ahy tsy hatahotra.
30. cutie ( 03/05/2006 12:58)
na de zany aza mila matahotra kely ihany ry reto fa ny tena olombeloan a :P
31. Achia ( 03/05/2006 16:44)
fa inona kalo le atahorana e ?
32. cutie ( 03/05/2006 16:58)
reo volaza ao ambony reo nga tsy hitan-jy8O
33. sonwin ( 03/05/2006 17:01)
mety tsy hitany ka 8O
34. diamondra27 ( 03/05/2006 17:03)
achia: njy ngah tsy mba manana zavatra atahorana mihitsy? Njy ihany no mahafantra azy ka!

misy olona matahotra fa sao tsy mahaloa hofantrano
sao tsy mahaloa ekôlazy
sao de marary ny zanany na ny vadiny na ny famille-ny
sao de misy mandoro ny tranony na fiarany
sao misy midaroka
sao de mifanena @ mpangaro-paosy
sao misy manendaka
sao de accidenté eny @ arabe
sao de tsy misy ny courant
sao tsy manankaniko hanina
etc.....

35. cutie ( 03/05/2006 17:06)
ary i sonwin ve matahotra ?:P
36. diamondra27 ( 03/05/2006 17:08)
cutie:merci
37. cutie ( 03/05/2006 17:10)
diam merci ny @in zany:roll:
38. sonwin ( 03/05/2006 17:11)
cutie>matahotra indraindray, ary inona moa ilay atahorana kely?
39. cutie ( 03/05/2006 17:15)
reo voalaza ao ambony reo ka:-D
40. sonwin ( 03/05/2006 17:17)
ireo rehetra ireo ve? izany ve tsy hoe miaina anaty tahotra? ny ahy aloha film horera ihany no atahorako e :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0484