tahotra

41. cutie ( 03/05/2006 17:18)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
za tsy matahotra film orera
42. diamondra27 ( 03/05/2006 17:20)
cutie: merci @ valinteny ho an'i Achia re e!

zay fa A+ doly e
43. sonwin ( 03/05/2006 17:21)
sao dia mba tsy tahotra aza ilay izy "tahotra" resahina eto fa "ahiahy"?
tsy matahotra matotoa koa ve?
44. cutie ( 03/05/2006 17:22)
tsy mino an'zany za:P
45. sonwin ( 03/05/2006 17:24)
ka any aminareo angamba tsy misy fa any mada bdb :P
46. cutie ( 03/05/2006 17:25)
zany ve, mbola tsy nahita za na tany mada aza:P
47. sonwin ( 03/05/2006 17:27)
mankanesa any Ambondrombe rehefa rahatrizay mandalo any e :^):^), na rehefa makany Itasy dia mitondrà ondry dia hitanao izany hoe "lolo sy matoatoa" zany:°)
48. cutie ( 03/05/2006 17:29)
:-D:-D:-D:-D:-D
za tsy te hahita tsy miraika @ zany
49. sonwin ( 03/05/2006 17:30)
io fa tsy sahy:-D:-D
50. cutie ( 03/05/2006 17:32)
an3 ka, finoam-poana zany :-D
51. sonwin ( 03/05/2006 17:35)
ka ataovy aza ireo lazaiko ireo raha sahy e :°), eny anjanahary koa ange feno matotoa e :^)
52. cutie ( 03/05/2006 17:36)
ndao hiaraka ho any zany koa:-D
53. sonwin ( 03/05/2006 17:38)
tairo aza dia ndry mandeha eo aloha, za mitazana avy ato aoriana sao misy matotoa manafika :-D
54. cutie ( 03/05/2006 17:43)
:-D:-D:-D:-D
tsy mety zany
55. mandalo ( 03/05/2006 21:16)
Matoa miteny foana ny soratra masina hoe: \"Aza matahotra\" dia rariny izany raha matahotra isika.
manoloana ny fiainana dia tokony hatahotra isika satria sady tsy mana-kery hanoherana ny hery hafa rehetra no mpanota tafasaraka amin\'ny Ray (fa ny fahotanareo no efitra mampisaraka anareo amiko.
Izany indrindra no hilazan\'i Jesosy hoe: \"Aza matahotra\" fa Izy efa maty ary nandatsaka ny rany mba hiarovana antsika; nohamarininy isika ka foana ilay ota manasaraka antsika amin\'ny Ray; lasa tafakambana amin\'ny Ray isika ka afaka miaro antsika Izy.
izany no antony hinoantsika an\'i Jesosy satria tsy afaka no voaaro isika raha mandeha irery ary izay mino Azy irery ihany no hanana ny hery hanoherana ny ratsy eo amin\'ny fiainana.
ny mino Azy dia manaraka sy miaina ny teniny.
dia lasa manana fanantenana ianao fa tsy matahotra intsony satria tsy mpandainga ilay Mpiaro antsika raha niteny hoe: \"ataoko manohatra nohon\'ny mpandresy ianao.\"
Ny ady tsy maintsy misy, tsy tokony hilentika ao anatin\'ny tahotra isika fa efa miaraka amin\'ilay Mahery ary tsy avelany raha tsy mandresy ka aza mora kivy eo ampanarahana ny Tompontsika.
\"izaho mahalala ny hevitra hiheverako anareo dia hevitra hitondra fiadanana fa tsy loza (Jer 28:11) .
noho izany :\"aza matahotra fa Izy eo anilanao mandrakariva (mat 28:20)
mahereza ary é!
56. marozevo ( 03/05/2006 22:19)
Any Antsirabe izao dia efa misy an'izany hoe Hotely misy baiboly sy fihirana. Tany Paris koa aho efa nahita an'izany.

Aza matahotra ! Inona no tena atahoranao ? hoy ny fanontaniana ary amin'ny voalohany. Raha azoko tsara izany dia mba te hahafantatra ny hevitry ny namana mpitsidika eto i Diamondra, izay nanokatra ny loha hevitra.
AZo atao tsara ny mamaly ny fanontanianao, saingy maninona raha ianao aloha no mba milaza voalohany izay atahoranao indrindra?
57. diamondra27 ( 04/05/2006 04:36)
marozevo: ka ao anatin'ireo voalazako etsy ambony ireo ny tahotro ka!

misy kosa ange tahotra tsy tiako fantan'ny hafa e! fa personnelle. Fa efa niteny ihany 'za etsy ambony

Asa na azonao le resaka fa nampidiriko @ ankapobeny de anaisany manan-tahotra izaho.

Fa raha tianao fantatra bebe kokoa : dia ny tena atahorako aza de oe: matahotra an'Atra aho satria tsy à la hauteur @ fanompoana an'azy. Manao ze azoko atao kanefa indraindray de malemy, reraka ara-batana de mi- se lacher tsy mivavaka araka ny tokony ho izy.
Dia matahotra ihany koa ny fakampanahy

rehefa nanoratra ny tahotro manokana izay tsy nambarako eto fa personnelle ny tenako dia lazaiko anareo fa ny teny azoko t@ fanaovana io nasaiko nataonareo io dia ilay hoe:ISAIA 41:10
ary mifanandrify tsara t@ hatako ilay valiny
58. diamondra27 ( 04/05/2006 04:41)
Marozevo: tsy hoe: te-hahafantatra moa no tena but 'zany fa mba hifampizara sy hifampahery ny expérience momba ny tahotra sy izay nataon'i Tompo.

ISAIA 41:10 = Aza matahotra ianao fa momba anao AHO, ary aza mierikerika foana, fa Izaho no Andriamanitrao; mampahery anao Aho sady mamonjy anao; eny, mitantana anao @ tanana ankavanan'ny fahamarinako Aho.

sao de manana expérience mba azo zaraina eto marozevo sy ny namana hafa?
59. sonwin ( 04/05/2006 08:21)
Iaveh no mpiandry ahy, inona moa no hahatahotra ahy.
60. ikalakintina ( 04/05/2006 08:30)
merci DM tam verset!, zao za vo naita an'io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0561