didy mivoaka mikasika fanalan-jaza

101. pitchou ( 31/05/2006 03:06)
sao kosa d lalàna efa t@ andron'ny fanjanahan-tany izay natao hiarovana voanjo izy io? hay! tsy mbola nolazaiko, le olona hoe nisy nanolana, d vao nahatsiaro tena d nankany @ dokotera izay nanamarina , ary fantany daholo le olona nanolana azy teo, d hoy ny fitsarana hoe: afahana noho ny fisalasalana satria tsy nisy nanatri-maso le fanolanana :-D:-D:-D:-D:-D d mbola misy mpitsara gaga ihany refa ataon'ny olona laza re we vôvidim-mbola ny mpitsara eto
fijo> zà lesy tsy miakatra fa zà tsy mahatanty tsy rariny otran'zany a! tssssss! asa ze mba fafaliampon'ireny mpitsara ireny raha izy tenany na ny zanany no misy manao an'zany!afahany maina noho ny fisalasalana v satria izy tsy nanatri-maso?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2552