didy mivoaka mikasika fanalan-jaza

61. Fiffi ( 06/05/2006 20:34)
fijo: le :* ve ?
62. watafon ( 07/05/2006 16:24)
:-D:-D:-D
63. Fiffi ( 07/05/2006 19:02)
wata: nga tsy io ? sa............:*
64. watafon ( 08/05/2006 03:26)
Fiffi: io mihitsy k !:*:*:*
65. Fiffi ( 08/05/2006 05:23)
wata: :* mba gaga manko zah ! fa hummm :-D mety tsy io ny an'i fijo kah! mety ho zavatr'hafa :-D:-D
66. watafon ( 08/05/2006 16:13)
d inn ohatra zany akia ?:-D:-D
67. Fiffi ( 08/05/2006 17:52)
wata: ny an'i fijo hono manao manao foana koh ! :-D
68. pitchou ( 09/05/2006 12:45)
fa hiverina @ le resaka ery ambony aho wa e!
raha mandaitra tsara ny fisorohana ny vohoka tsy niriana dia ho voafetra @ antony ara-pahasalamana fotsiny ny fanalana zaza. Saingy iarahantsika mahalala fa tsy ho voasoroka mùihitsy io, satria ny antony sasany @ ireny vohoka tsy niriana ireny dia ireto:
- ankeriny na fanolanana atao ao an-tokantrano, izay odiana fanina matetika nefa dia maro tokoa hoe
- ny fanolanana zaza sy tanora ary olon-dehibe izay mirongatra be tokoa (asa angaha nahoana?)
- ny tsy fitezan'ny lehilahy gasy mampiasa fomba fanabeazana aizana , na kapoty aza d maro tokoa no tsy mety mampiasa indriindra ange fa fomba hafa izany (tsy andraikitry ny vhv irery ny fanabeazana aizana ka aoka tsy hisy hiteny eto we pillule e, implant e sns ... fa mba maro ihany koa ny azon'ny lhl ampiasaina)
- ny fandrebireben'ny lhl ny tovovavy tsy mbola mahalala na mahafehy tena loatra (eto indray klou d ny lhl mintsy no disoako sy omeko tsiny e! satria matetika d tovovavy mbola kely taona lavitra noho izy no rebirebeny) - izay avahana @ fanolanana
- ny tsy fahafantarana
- ny henatra ny hampiasa fitaovana fanabeazana aizana
Mino aho fa mbola betsaka ny antony saingy ireo no malaza.
Matetika rehefa miresaka fanalan-jaza d le vhv foana no voatonotonona, nefa rehefa resaka décision mikasika azy io d tsy misy mintsy fijerena ze hevitry vhv voakasika (izany we ireo nahazo vohoka tsy niriana noho ny antony 1 na marto @ ireo voatanisa ery ambony). Ny an'ny maro amintsika eto d "fanerena" ilay olona hizaka an'izay (nefa tsy izy no antony nahatonga izay), na d tsy sitrany aza. Fa tena tsy zakantsika tokoa ve ny hanome fahafahana ny hafa hisafidy izay heveriny fa mahasoa azy? na d hoe tsy ampy taona aza izy , ny tiako lazaina aza d w
69. watafon ( 10/05/2006 18:38)
pitchou: f'angah kosa moa tsy henjana sy sazy azon'ireo zay manao ankeriny sy manolana ?
za d mbola mamerina ihany hoe ny fampahafantarana sy fampianarana ny rehetra(lahy na vavy) ny antony tokony hanaovana fanabezana aizana , ny vokadrasty ateraky ny fanalan-jaza,.. no tokony hamafisina sy hiezahana mafy alou amzao !
70. Fiffi ( 11/05/2006 04:00)
marina tokoa izany akia ry wata an! raha tsy misy ny fampahafantarana sy fampianarana aiza moa no tsy hisy ny manaonao foana ?
71. watafon ( 11/05/2006 18:27)
izany tokoa wa !
72. Fiffi ( 12/05/2006 09:33)
wata: ny olana koa raha hoe mbola jeune ny bevohoka de le matahotra tsy sahy hiteny nefa ny fotoana mandroso hiany , ny tahotra @ RAD sy ny henatra koa dia lasa manaonao foana. Ireny nga moa tsy hianarana eny am-pianarana ?
73. cielbleu ( 12/05/2006 14:02)
de aona zany za raha tara 2 andro ny fotoanako nefa nge tena mbola tsy te hiteraka aho e!
74. Fiffi ( 12/05/2006 19:09)
cielbleu:

de aona zany za raha tara 2 andro ny fotoanako nefa nge tena mbola tsy te hiteraka aho e!
wata ! toubib: io mba valio aingana i cielbleu fa mitaintaina be loatra izy an!


75. watafon ( 13/05/2006 04:55)
manantona akia centre mikarakara n'ireny na manaova aloha test de grossesse mba hi confirmer na oe tena bevohoka marina njy ry ciel bleu an !
76. Fiffi ( 13/05/2006 13:43)
nahita an'ity site ity zah de gaga fa tena marina tokoa ny voalaza rehetra ao hoe ""On apprend aux jeunes à traverser les rues sans se faire renverser, mais on ne leur apprend pas à débuter leur vie sexuelle sans rencontrer les écueils que celle-ci peut receler". http://www.gyneweb.fr/Sources/contraception/ivg4.htm
77. watafon ( 13/05/2006 17:40)
oooh kou jereo amzany ary koa !
78. Fiffi ( 13/05/2006 19:17)
de tsy mahagaga raha tsy manaonao foana ny ankizy!
79. fijo ( 13/05/2006 20:44)
pitchou an, mora mora ndry fa aza avy dia miakatra be ,fa vao teo ambony teo anie no niresaka tosidra e.sao hiakatra hiakatra eo le izy vao hum.
fa mila jerena sy arahana akaiky tokoa klo ny lalana momba ity tresaka ity,fa tsy avela hanaonao foana ny vehivavy e
80. Fiffi ( 14/05/2006 12:29)
fijo: le izy koa anie na dia misy aza ny lalana , misy foana ny mahita lalana hiviliana eh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1079