didy mivoaka mikasika fanalan-jaza

81. pitchou ( 14/05/2006 16:43)
wata> iza no niteny taminao fa henjana ny lalàna mikasika izany? raha ny hitako mivoaka gazety isanandro klou d afahana fôna raha mbola azo atao! raha tsy izany d maivana lavitra noho ny nangalatra portable e!
fijo> ka zà azany tsy dakôrou mintsy @ le we ny vhv fôna no vôteniteny @ io zavatra io fa ny lhl sady tsy mandray andraikitra no tsy ampandraisana andraikitra ka! sady hiakatra ho aiza aza zà? ato an-trano tsisys tohatra akory!
82. Fiffi ( 15/05/2006 04:47)
pitchou: tokony hatao henjana ilay lalana koh!
83. pitchou ( 15/05/2006 21:06)
tokony aky fa tsy izay no mitranga an! tsy izay zavatra izay ihany fa matetika tsy mifanandrify @ heloka vita loatra ny sazy voafaritry ny lalàna fa indraindray zavatra tsy dia misy dikany loatra atao otran'ny fahotana mafaty indraindray efa tena tsy izy intsony mintsy d tamoraina be!
84. watafon ( 16/05/2006 18:43)
pitchou: k mila fanovàna raha izany k! raha tena tratra ambody omby kosa v akia d ho afa-maina an ! raha ny fahalalako azy aloha d henjana ihany kle!
85. Fiffi ( 17/05/2006 07:35)
hatao henjana na dia mampalahelo aza fa raha tsy zany de hitohy foana zany!
86. watafon ( 17/05/2006 11:04)
Fiffi::):cry::wink:
87. pitchou ( 17/05/2006 12:28)
"FANOLANANA -Dadabe voasazy 30 volana an-tranomaizina
30 volana an-tranomaizina (roa taona sy tapany) no sazy nampiharin'ny fitsarana tamin'ity raiben-jaza izay voampanga ho nikasa hanolana ny zafiafiny. 75 taona i dadabe ary vao roa taona ity zafiafiny. Teny Antsahadinta ny 12 janoary 2005 no nisehoan'ny raharaha.
Raha ny fanazavana re teo anivon'ny fitsarana dia fanintelony ity dadabe ity no tratran'ireo zanany nitolona an'ity zazakely ity... "

"Araka ny fanazavan'ny polisy, dia efa voaheloka higadra mandrapahafatiny i Dorika. Fanafihana kontenera nitranga tany Toamasina, ny taona 2001, no voalaza fa nahazoany an'izay sazy izay."

Tiako marihina fa tena mavesatra be io sazy azon'i dadabe io raha oharina @ny fahita lazain'ny gazety an! indrindra fa tsy nisy hita akory ze vitany! ny gravy lavitra noho io afahana maina na 2 na 3 volana hoe! fa d hitantsika @izao izany ny vidin'ny ain'ny zaza aty mada! "précieux" be ny kontenera raha oharina aminy! ny zaza tokoa manko azo soloina e!
88. watafon ( 17/05/2006 14:26)
pitchou! :-*:-*:-*
89. Fiffi ( 17/05/2006 15:09)
mbola kely aza zao sazyzao an!
90. watafon ( 17/05/2006 16:42)
tena mbola maivana marina io kle! aiza no tsy hisy ny récidives ! tena tsss !
91. fijo ( 17/05/2006 20:17)
ka ny lalana anie mila miova manaraka ny vaninandro ampiharana azy e.ny any izao,dia mbola vaninandro izay fehezin'ny toekarena,ka izaymikasika io toekarena io,no fehezina tsara.
rehefa mandeha tsara indray ny toekarena,dia miova ho ny sosialy no mitaky fifehezna kokoa,dia manaraka an'iny ihany koa ilay lalana.
aza miakatra ndry ,fa efa izay le izy e
92. Fiffi ( 18/05/2006 07:55)
fijo: ka na hiova io lalana io na tsy hiova ! ireo ange tsy hanakana ireo olona tsy hanao ratsy tahak'izao eh! fa zah hoa ry zareo de miheritreritra hoe rehefa misy tratra tahak'ireny dia hatao am-pe-bemaso ho hitan'ny olona rehetra de lazaina eo koa ny sazy tena faran'ny izay mafy indrindra ho azy mba hitandreman'ny hafa tsy hanao an'izany ! sa ahoana hoy nareo ?
93. watafon ( 20/05/2006 17:43)
raha azoko tsara zany le lazain'i fijo d mbola tsy laharam-pahamehana aty dago ny resaka sosialy amzao aloha @ sehatry ny fitsarana ? d tsy mitongilana kosa v lesy zany kle !
94. fijo ( 20/05/2006 20:36)
tena mitongilana mihintsy.ary mihaiky izany ny rehetra,saingy izay aloha no lalana arahantsika izao.ny toekarena aloha vao ny sosialy.
izay anie ry wata no mampimenomenina ny olona io e.
nefa raha te hampivoatra ny toekarena ,dia tsimaintsy misy "generation" condanena toa izay.
95. Fiffi ( 21/05/2006 14:21)
normal raha mimenomenona ny olona ! mbola betsaka ny zavatra tsy rariny!
96. watafon ( 23/05/2006 18:51)
k raha ny fahitako azy aloha d hijanona ohatr'izao foana zany e! isika mantsy toa mbola hoela vao handroso kou!
97. Fiffi ( 24/05/2006 07:26)
aleo i wata no laniana ho mpitondra hihihihih de ho henjana @ zay ny lalana !:-D:-D:-D
98. watafon ( 28/05/2006 15:16)
Fiffi d inn pilasy tianjy? ministre de la défense sa? minisitry ny serasera kay kou ! hummm! :-D:-D:-D
99. Fiffi ( 29/05/2006 07:10)
wata: heu....:-D:-D:-D toa ampy ahy akia ny pilasiko be reska eto @ serasera io an! :-D:-D:-D
100. watafon ( 30/05/2006 18:17)
:-D:-D:-D minitre de la communication ary e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1129