didy mivoaka mikasika fanalan-jaza

41. watafon ( 04/05/2006 18:50)
K io efa hiainana lesy an! tsy ny tany no fady fa ny vavam-bahoaka hono:
ary tena bobaka ange io e!arakarak'ilay fomba nanaovana azy mantsy ny complication e:
- ny nifin'akanga zao matetika mahatonga infections graves zany oe mahafaty!
- ny curtage ndray mety hitarika faharobahan'ny tranonjaza e! d manome hmgie foudroyante!
betsaka rah ho tanisaina eto e....
fa ny fiantraikany aty aoriana no tena henjana e! matetika mitarika fahamombana tanteraka izy io !
42. fijo ( 05/05/2006 03:33)
aleo ny olona hisafidy ao anatin'ny fotoana mahamety azy e.izay no fahalalahana,fa ity avy dia terekohanina ity tsy mety.omena fotoana hisainany izy,dia izay.
43. Fiffi ( 05/05/2006 04:06)
ka ny olana koa angamba arakin'ny fahafantarako azy dia tsy ampy koa ny filazana na ny fahafampatarana indrindra fa ny tovovavy ny fihatraikany any aoriana any , ohatra lasa mivadika ny utérus , efa nahita reportage zah t@ io , ny stérilité koa mety ho possible raha tsy ny dokotera no manao an'io.
44. toubib ( 05/05/2006 05:09)
Raha nahamarika ny dokotera vao nivoaka taty aoriana (tam'ny anay aloha dia efa tena izay tokoa an!) fa nofoanana ao anati'ny "fianianan'i Hyppocrate" (ilay ary amin'ny pejy farany amin'ny bokina thèse) ilay hoe "hanaja ny ain'olombelona na dia mbola torontoronina aza"! Rehefa nanontanianay ny lehibe dia nilaza hoe misy antony maro no nanesorana azy io ka ao ny hoe "fihatsaram-belatsihy io, eo koa ny antony efa saika notanisainareo teo ambony ireo..ny dikan'izay amiko dia azo sainina ihany ny hanokanana lalàna mifehy azy io saingy mbola misy ny teritery angamba.

Fiffi: mahalala sy ampahalalana an'io daholo ny olona mialoha ny acte atao aminy fa tsy t hahalala an'izany izy fa ny hivahan'ny olana eo no ho eo no mahamay azy. Ny dokotera aza nge ka mba efa manome fe-potoana hisaintsainana tsara klou e!
45. toubib ( 05/05/2006 05:17)
HM, wata: izay mihitsy no tokony hanaovana azy manara-penitra mba tsy hanaovantaovana foana. Eto Gasikara ohatra dia misy (groupe-na ) tobimpahasalamana mifandray amin'ny fikambanana iraisam-pirenena izay manao azy io. Efa nisy fotoana nandraràna azy io fa toa afaka manao ihany izy tato aoriana. Eny amin'ny 67ha koa misy efa tena manana traikefa amin'izy io ary malaza b. Saingy tsy voaenjika fa marina tsy fambarambara ilay izy dia ao ihany ka. Misy mila foana.
46. Herimiafina ( 05/05/2006 15:14)
Izay ilay AGENDA POWER amin'ny politikan'ny fahasalamana e! Misy pratique hita fa mi-repondre amin,ny besoin sociale iray diffus, de na misy lalàna aza mandrara azy dai avela eo aloha.

Toy ny Mendicité sy ny Vagambondage ihany io e! Misy lalàna mandrara ny fangatahana andalambé sy ny firenireniavana ary ny fitaingenana tamboho, saingy tsy asiana fampiharana aloha fa satria misy besoin sociale ao na dia olombitsy aza no manao azy.
47. watafon ( 05/05/2006 16:56)
k ny hopitalim-panjakana koa aza moa hanaovana azy io kou ! fa raha tsy maintsy ihany aloha d aleo manantona ireny centre specialisé mpanao azy ireny e! sa ahoana ry toubib !
ny IEC (Information, Education,Communication) amiko ny tena zava-dehibe indrindra satria raha mahafantatra TSARA ny voka-dratsy mety haterany any aoriana angamba ny tsirairay d antenaina fa hihena ny fanaovana azy io !!
48. Herimiafina ( 05/05/2006 17:02)
Marina leisy izany fa aleo mandeha prevention foana e!
Retsaka anie ny couple mampalahelo fa tsy afaka miteraka intsony e.
Any andafy mamela ny fanalanjaza indray dia matahotra ny tovovavy matetika dia aleony any amin'ny sisiny ihany no manala zaza satria misoratra anaty dossier ny avortement atao de hita refa hanao text pre-nuptiale de afeniny.
Zavatra no-constater-ko io tamin'ity akama viavy iraika izay hoe lany vola fa nanala zaza, kanefa misy assurance miantoka izany, dia niteny izy hoe satria tsy tiany hisoratra anaty dossier.
49. watafon ( 05/05/2006 17:15)
Zany mihitsy lesy an !:wink:
hay v mbola misy kou zany @ sisiny zany any e!
aleo mihitsy misoroka raha azo atao aloha e!
50. Herimiafina ( 05/05/2006 17:31)
Ny lalànan'ny fiaraha-monina daholo no mahatonga izany e!
51. watafon ( 05/05/2006 17:41)
izany tokoa !
52. Fiffi ( 05/05/2006 20:06)
wata: fa inona ity misoroka ?
53. fijo ( 05/05/2006 20:42)
fiffi an,mandova an'i veloo indray an
54. watafon ( 06/05/2006 03:33)
fijo,:-D
Fiffi: mi - prevenir akia an !:-*
55. Fiffi ( 06/05/2006 04:22)
wata: :* wadrayyy !! tena somary very kely indray zah t@ io an! :-D:-D
fijo: mandova an'i veloo ahoana akia ?
56. watafon ( 06/05/2006 12:17)
Fiffi: @ le manontany fôna fa tsy d mahazo teny gasy loatra e! :-D:-D :*
57. Fiffi ( 06/05/2006 13:11)
wata: :* :) zh kosa aloha mahazo an! saingy mba misy teny hiany aloha toa......... heu.......... fa azoko an!! :-D:-D:-D (rehefa azavaina)
58. watafon ( 06/05/2006 17:17)
k hitako tsara ange fa mahay tsara ndry e! fa aleo ange manontanitany fôna e! sa ? :*
59. Fiffi ( 06/05/2006 17:55)
toy izay manaonao foana ............ :*
60. fijo ( 06/05/2006 20:08)
fiffi an,aleo manao manao foana ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1236