aza be sesta moa e
102. totofy
(
26/04/2006 12:05)
oi ngé lé technique de kombaka mody mitsoka dé manao tapody fohy tonga dé banzaï ho an' sensëi fa tsy sarotahotra zany : baaaannnnnnnzzzaaaaï ,ban ban bannnnzzzaaaaaaïïï ,refa tsy mety banzaï dé bonzaï no alefa :-D:-D:-D:-D:-D:-D
104. totofy
(
26/04/2006 12:15)
wata za alou mbola tsy nanao io staÿle io fa mila an' elah aho zany :lol::lol:
105. watafon
(
26/04/2006 12:43)
totofy: nga moa oe misy inn io fa tonga d MITSAOKA fotsiny e! :-D:-D:-D
109. ari.malala
(
26/04/2006 13:42)
:-D:-D:-D:-D:-D:-Dwata, jerevo tsara ny dinika retraretra de hitanao we iza le izy eeeee:-D:-D
110. pissoa
(
26/04/2006 13:49)
Mpandefa : watafon [ Valio ] 26-04-2006 17:12:46=))=))=))
Lohateny : Re : aza be sesta moa e
totofy ! style tsôkami lesy no tena milay an ! kobon'là v?
Mpandefa : totofy [ Valio ] 26-04-2006 17:15:38
Lohateny : Re : aza be sesta moa e
wata za alou mbola tsy nanao io staÿle io fa mila an' elah aho zany
Mpandefa : watafon [ Valio ] 26-04-2006 17:43:25
Lohateny : Re : aza be sesta moa e
totofy: nga moa oe misy inn io fa tonga d MITSAOKA fotsiny e!
Aza mitsaoka izany ry totofy fa ngo de simba fotsiny le popkorn sns aaaa :-D:-D:-D
112. dadabe
(
26/04/2006 14:18)
Mpandefa : totofy [ Valio ] 26-04-2006 11:52:10
Lohateny : Re : aza be sesta moa e
zelkely :tsssisy koua zany ze revin-toi reviko dôly teneno fotsiny za hoe jereo ao anaty armoire ao lé akanjo dé alaiko : " ô ry sé an! ilay akanjon' isé novodiako t@ bal kabosssy iny entina " ,
fa iza kay papa ? mbola tsy arako injay ??? bedada efa arako fa papa zany ahan mila tapi-maso nga papa klé , vodi-ondry mahazo miady varotra ngé é ...
Miverina ery ambony
tsy maintsy hihinana ny aza manadino lah raha mipoitra tampoka eo papa kle
pissoa sy arimalala mandana maka banc klou nareo hisy kombaka be eto kle "coupe du monde preliminaire
atao any alemaina "kombaka papa sy totofy
zah mikonsai an'toi ry totfy fa ny alemaina anie ka mahery antaniny ee:°):°)
113. totofy
(
26/04/2006 16:40)
fa inn ity rasaka ity é , nga sensëi papa avy any alemaina ????? sa atao miaraka @ coupe de kombaka vé ? za tsy matahotra zany fa nosoran'i neny menaka tsina , ary papa io ve papa joany paoly faha roa é ?
ary kombaka kombaka ity ve: tsy disciple an' i koumba é =))=))=))=))=))=))
ary kombaka kombaka ity ve: tsy disciple an' i koumba é =))=))=))=))=))=))
114. pissoa
(
26/04/2006 16:55)
Tsy maintsy haka banc ihany marina ry bedada fa tena miantsy ady mihitsy i totofy an :{:{
Nefa zah toa efa siora fa ry zareo any alemaina no haharesy :°):°)
Nefa zah toa efa siora fa ry zareo any alemaina no haharesy :°):°)
115. watafon
(
26/04/2006 16:57)
Ari: koboko amzay k !:-*
raikitsa ty kle ! sô d mila arbitra kalongany e ?:?:
raikitsa ty kle ! sô d mila arbitra kalongany e ?:?:
117. sasa
(
27/04/2006 03:50)
mamzelkely njy no loka ho anzay maharesy am Papa sy totofy koa :-D:-D:-D:-D:-D
ari.malala atoavy betsaka tsy popcorn sy glace fa za koa namanjy akia :-*:-*:-*:-*
ari.malala atoavy betsaka tsy popcorn sy glace fa za koa namanjy akia :-*:-*:-*:-*
118. mamzelkely
(
27/04/2006 06:11)
sasa aza atao anzany loka zany za fa sô de mizesta eo njay aaa :-D:-D
ts possible ngah ra declarer-na mandresy dôly izy mitsam ee:°)8):-D:-D=))
ts possible ngah ra declarer-na mandresy dôly izy mitsam ee:°)8):-D:-D=))
119. dadabe
(
27/04/2006 13:42)
:roll:mamzelkely aza be zesta moa e
ialahy ry totofy dia ihinana ny am....lah elah androany le :roll: mazana be anie izany papa izany e
ialahy ry totofy dia ihinana ny am....lah elah androany le :roll: mazana be anie izany papa izany e
120. kala
(
27/04/2006 14:15)
dadabe > tsy lasa rangah io kôzy ray io a!:roll:
sasa > mikisakisaha akia de mbo omeo ê!:miam::miam::miam::miam::miam: sady asiako o^oo^oo^o
sasa > mikisakisaha akia de mbo omeo ê!:miam::miam::miam::miam::miam: sady asiako o^oo^oo^o