aza be sesta moa e

81. pissoa ( 25/04/2006 15:55)
:-D:-D:-D:-D
82. watafon ( 25/04/2006 16:13)
:roll::roll:
83. diamondra27 ( 25/04/2006 16:37)
Mpandefa : kala [ Valio ] 25-04-2006 20:07:42
Lohateny : Re : aza be sesta moa e
saro-p ndray angah elà mahita an'i mamzel & totofy

totofy > an!


saro-po ve akia ny dikan'io?
84. totofy ( 25/04/2006 16:49)
diam's > iza ndray zany saro-po zany :?::?::?: kala ve ? tsy maninona fa na saro-p aza izy leferin-tsika daholo ny rehetra fa izy mampalelo fa ilaozany daholo sika rehetra
kala aza saro-p zany fa omeko biz'oroka be (l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)
85. watafon ( 25/04/2006 17:05)
:roll::roll::roll:
86. totofy ( 25/04/2006 17:58)
zelkely manja be be kosa i toi raha io ny akanjon' i toi za koa zany mila mihetsika fa inona ny akanjoko tinao é zorro vé ? mba akanjo bonne sy malalaka fa sao dia tata-bitsana eo :-D:-D:-D
87. dadabe ( 26/04/2006 03:10)
=D=D=D manja less ra -totofy ee!! manao fiavin'ny tafara toi de ho zakan'i toi tsy ho ela i zelikely kle

:-w:-w:-w nefa matin'i papa toi kle:-$
88. sasa ( 26/04/2006 03:44)
zelkely sy totofy ketreho tsara aza aloha d lazao vaovao izahay e:-D:-D:-D
89. ari.malala ( 26/04/2006 04:38)
ary za zany ts naharaka tantara an, arabaina zany zelkely sy totofy e, ts maints hisy ihany ny fanamasinana virtoalya tys hoatsy ra zao kle, sady dadabe sy papa efa samy ao, sa aôna rzzala? :-D:-D:-D
90. mamzelkely ( 26/04/2006 06:34)
ôka ry reto fa menatsa beuu zah aaa aza ananinareo kosa zay sy totofy ee :oops::oops::-D:-D

totofy zay tenue anaovan lah mety dôly fa mba ataovy mifanentana am ny tenue-ko ftsn eee:wink:
91. totofy ( 26/04/2006 06:52)
zelkely :tsssisy koua zany ze revin-toi reviko dôly teneno fotsiny za hoe jereo ao anaty armoire ao lé akanjo dé alaiko : " ô ry sé an! ilay akanjon' isé novodiako t@ bal kabosssy iny entina " ,
fa iza kay papa ? mbola tsy arako injay ??? bedada efa arako fa papa zany ahan mila tapi-maso nga papa klé , vodi-ondry mahazo miady varotra ngé é ...:lol::lol:
92. pissoa ( 26/04/2006 07:20)
Hihihi, mety hisy komba ihany eto ny farany an :-D:-D:-D
93. mamzelkely ( 26/04/2006 07:22)
totofy le tenue an lah vô novidina less anaovana aaaaa iny zao hitako mety tsara :wink::-D:-D

de i papa ve aleo fa tonga ho azy eo izy :wink::°)
94. totofy ( 26/04/2006 07:55)
papa : mifona éééééééééééééé, omeko tapi-maso Monsieur =))=))=))=))
95. mamzelkely ( 26/04/2006 08:16)
=))=)) fa aôna no mifona sahady areo ry totofy aaa =))=))
96. totofy ( 26/04/2006 08:24)
sensëi papa :-w:-w:-w
tena mila :-w:-w:-w
zelkely tsika mou mpinamana ô :-D:-D:-D:-D:-D
97. Mifenty ( 26/04/2006 08:59)
98. mamzelkely ( 26/04/2006 09:53)
hay efa novalin Mifenty kosa kay :-D:-D micii Mifenty :-*
99. ari.malala ( 26/04/2006 10:40)
:-D:-D:-D:-D sarotahotra ny masony nefa t hividy ny lohany k oanie ry totofy zany e, vao ts hitanao akory we iza le papa d efa fona no alefa alo =))=))=)) aiza re zany e =))=)) za klou efa nivimbina popkorn ra misy ny komba e =))=))=)) d efa niomana hividy gilasy sy jus naturel ko =))=))=))=))=))
100. mamzelkely ( 26/04/2006 10:59)
ari aa de inn ky ny loka an zay maharesy am le kombaka=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6034