aza be sesta moa e

41. watafon ( 22/04/2006 14:38)
misy bedy ndray zany ! mampalaelo a njy ry pissoa fa tsy itako ze azo atao e! refa tsy bedy d voatondro !:-D:-D:-D:-*:-*:-*
zelkely: ts maninn k !:*:*:*
42. diamondra27 ( 22/04/2006 15:19)
tsy afaka mihitsy le pissoa kely klé, soa ihany fa mba misy an'i wata kely miaro
43. pissoa ( 22/04/2006 17:03)
:snif::snif::snif: Tandremo ary i chirac sy bedada tsy mahita anah eto intsony vao manaeloelo fa tsy raharahako intsony :snif::snif::snif:

wata :-*:-*
44. diamondra27 ( 22/04/2006 17:43)
ntsssooooooo avia aty @ neny e!
45. dadabe ( 23/04/2006 01:21)
pissoa a!!eo fafako ny ranomasonjyy de fafao ny lelo de avia @ izay manao :-*:-* annn!!
46. Mifenty ( 23/04/2006 13:54)


aza be zesta mou e
47. dadabe ( 24/04/2006 02:17)
mialona ngah lah le :°)
48. totofy ( 24/04/2006 06:23)
mahazo miteny ve ny namana totofy é , sa mila carte "membre " vao miteny é ...., nefa zah efa ela be nanangan-tanana fa tsy nisy nahita :oops::-D:-D:-D manja be daholo ianareo (l)(l)(l)(l)(l)
49. totofy ( 24/04/2006 06:26)
zelkely : efa haiko lé pa dé dance fa miandry lé mozika sisa :roll::roll::roll:
50. Mifenty ( 24/04/2006 07:13)
totofana inn lty lah le
51. little ( 24/04/2006 09:35)
ssss, za tsy hamaly tsony zany^:^:-$
52. mamzelkely ( 24/04/2006 10:03)
totofy eisssyyyy kalou zany hitady mozika miaraka aminy eee :wink:de atsoiko toi :wink:
53. kala ( 24/04/2006 10:51)
:roll::roll::roll::roll:
54. pissoa ( 24/04/2006 11:02)
:roll:
55. totofy ( 24/04/2006 12:07)
okay ry zelkely toi kosa ngeh ngé bonne be é ! mahay mampianatra tsara :oops::oops::oops:
56. mamzelkely ( 24/04/2006 13:22)
totfy ;) avy ra te hianatra lalindalina koko :°):-D:-D
57. ari.malala ( 24/04/2006 13:34)
manenjika statistika manin njay we za ry dadabe? ary enao d mahita tenenina momba ana fôna mints an!

ary ra ôtran'nty nga ts tinareo le pas de danse?
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Chiens_et_chats/21.gif[/IMG]
58. totofy ( 24/04/2006 16:21)
zelkely > totfy avy ra te hianatra lalindalina koko ;-);-);-)
zelkely zah ngé tsy mahay milomano é ... ra vô lalina dé milentika zah..injinja zany lalindalina:oops::oops: zany tonga dé tsy hita eo , fa inona alou no hampianarinao é ! bbbbbrrrr (mangovitra be dé mamikitra ny seza), tout vé ?:-D:-D:-D:-D:-D
59. sasa ( 25/04/2006 03:50)
pissoa io mandihy io :-*:-*:-*:-* aza mandé izany njy fa eo ihany :-*:-*
raikitsa koa totofy sy zelkely an =D=D=D
60. mamzelkely ( 25/04/2006 08:40)
totfy matokia toi anah fa zah ts hanary namana zany eee ;-);-)

sasa mbola eo apireketana azy zay ka :-D:-D:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0097