aza be sesta moa e
162. sonwin
(
28/04/2006 09:34)
kelly13> aza henjehina za fa ny mpanenjika ahy aza ato efa bobaka be :°)
163. kelly13
(
28/04/2006 09:36)
sonwin:
kelly13> ieee izay mihitsy ilay izy ka :D, sady ny olona milay ange tsy mila miteny izany hoe za milay e :°), nefa za milay foana :-D:-D, ny anao indray aloha ny ps fotsiny no jereko dia efa hoy za hoe tsy izy mihitsy izany,na atao kadou aza :°)
ntsooo tsisy mpandoka d mandoka tena an!!!! aoka fotsiny, mafy zany te hilay d eto no mampiseo azy satria tsisy mpahita eto! any ooo!!
164. kelly13
(
28/04/2006 09:38)
sonwin:
kelly13> aza henjehina za fa ny mpanenjika ahy aza ato efa bobaka be :°)
tsy faly ery zao ny "ego"-nao hoe b mpanenjika enao? mi style b etc.. hahaha
mampalahelo
166. sonwin
(
28/04/2006 09:39)
kelly 13> ha ha ha, te hilay an, ohatran hoe mivonto orona kely izany ianao fa tsy nasiako sira ha ha
168. sonwin
(
28/04/2006 09:42)
kelly13> inona aza ny mampalahelo anao amin'izany? za aza tsy malahelo fa faly be ha ha ha...:-D, hitako eto mihitsy misy olona mivonto orona sy mivanjavanja maso eo anoloan'ny ordi kle :-D:-D
169. kelly13
(
28/04/2006 09:42)
sonwin mivonto orona hoe? sao d enao no nivonto orona sy nivonto ny rehetra kay? hihihi!!! sady tsy mila sira ny aty fa ampy sira ka enao no mampanahy
170. sonwin
(
28/04/2006 09:44)
zelkely > fa nivoaka avy aiza tampoka teo marina io kelly13 io e? sady toa tsy maharaka lalao sy hatsikana ny fijeriko azy fa ohatran serié be zany ha ha ha ha...
171. sonwin
(
28/04/2006 09:46)
kelly13:
sonwin mivonto orona hoe? sao d enao no nivonto orona sy nivonto ny rehetra kay? hihihi!!! sady tsy mila sira ny aty fa ampy sira ka enao no mampanahy
aza manahy ny amiko fa za efa lafatra tanteraka :°)...aleo indray aza ataoko hoe mitsangan-tsofina e :-D:-D:-D
172. dadabe
(
28/04/2006 09:49)
kay le tokony haka pilasy ihany raha izao no mitohy kle
tokony hoe papa sytotofy dia nivadika tampoka ny mpifanadrina lasa kelly13 sy sonwin tampoka kle , de:-w:-w de totofy mitady hipitsipitsika miaraka @ mamzzz:-w
ho aiza lah ee
de aza be zesta hoaa fa henjy tsala doly amizay:@o^o:-w:°)

173. kelly13
(
28/04/2006 09:52)
sonwin>za njay v no lazainao fa tsy maharaka lalao sy hatsikana? mdrrr!!! hum aona zany mitsangatsofina klou, mba azavao kely hoe!
dadabe> vonona ny tsihy, popy kaorina sy ny coca mitapodrano an!!!! lolll
dadabe> vonona ny tsihy, popy kaorina sy ny coca mitapodrano an!!!! lolll
176. pissoa
(
28/04/2006 09:55)
Kay izany izy ato :-D:-D:-D anaro kely ireo ry dadabe fa mitady haditra miadiady ato am'hatsikana ato an :-D:-D:-D
Fa kalou fa misy interessant le resaka
Fa kalou fa misy interessant le resaka
sonwin:Ary ny ps-kou leity manao ahoana :roll::roll:=))=))=))
kelly13> ny anao indray aloha ny ps fotsiny no jereko dia efa hoy za hoe tsy izy mihitsy izany,na atao kadou aza
177. kelly13
(
28/04/2006 09:58)
pissoa reveko klou le ps-nao e, serieux e! mafatifaty! asa klou en vrai e, fa anarana nge hono tanimboanjo e! sa tsy zany kia? :)
178. sonwin
(
28/04/2006 09:59)
kelly13> ohatran ataonao io mihitsy zany mitsanga-tsofina zany ka, sahala amin'ito sary kely ito:twisted:
zelkely> marina zany dia:-$ kay mou
pissoa> ny ps-ndry ve? he he aleo tsy lazaiko fa sao saro-piaro i watafon :°)
zelkely> marina zany dia:-$ kay mou
pissoa> ny ps-ndry ve? he he aleo tsy lazaiko fa sao saro-piaro i watafon :°)
179. dadabe
(
28/04/2006 10:02)
kayy le sao dia mba reglemaa de kaonty tokony hatao any mabadika ity ry zareo aaa
pissoa araraoty klou :*:*:* dieny mbola mifamaly zareo :*:*de :-$:-$
pissoa araraoty klou :*:*:* dieny mbola mifamaly zareo :*:*de :-$:-$
180. pissoa
(
28/04/2006 10:03)
Kiiiii, io mou mba teneno leisy sonwin fa iny ange mbola ela vao tonga eo e! :roll::roll::-D:-D:-D:-D