aza be sesta moa e

181. ari.malala ( 28/04/2006 10:03)
ary taraiky ko za zany an! in daolo reo? :-D:-D:-D avia aty dadabe cheri alo iny ny pop korn:miam::miam: d refaveo misotro coca bien glace fa efa nitondrako seza special mints cheriako :-D:-D:-D:-D komba ty komba ty!
182. mamzelkely ( 28/04/2006 10:03)
sonwin tsiska anie efa mifanadino ee :-$
183. pissoa ( 28/04/2006 10:06)
Kay le, hatrizay i dadabe no novaliako teo fa tsy i sonwin :-@:-@:-@:-D:-D:-D:-D:-D
184. kelly13 ( 28/04/2006 10:08)
mamzelkely sonwin mifanadino inn nareo?
zay kou reto d faly daholo hijery combat, asio fitatazandrakitra raha izany fa za tsy hanaiky an
sonwin> kay ra otarn'io sary kely io kusa nge za zany d tena milay e!! :lol: =))
185. sonwin ( 28/04/2006 10:09)
haka seza koa za fa manjary ataon olona spectacle eto kle :-D:-D

zelkely > eny marina:-$
b
pissoa > dia ahona raha tonga tampoka eo leiry kle?
186. pissoa ( 28/04/2006 10:11)
sonwin, k'efa we tsy tonga eo izany iny wa :-D:-D:-D
187. sonwin ( 28/04/2006 10:13)
kelly13 > iee hitanao fa koboko mihitsy hoe mitovy amin'io sary io enao :-D:-D. Za aloha efa haka seza amin'izay fa asa enao raha mbola ho eo jerevan kil eo :°)
188. mamzelkely ( 28/04/2006 10:14)
zah efa :-$ be ka
189. dadabe ( 28/04/2006 10:16)
de iny aza ny an'i toi ry pissoa (l)(l):*:*:*:*:*:*:*:*
de aveo :-$:-$
190. kelly13 ( 28/04/2006 10:19)
sonwin> tsara refa manaiky! ka @ manaraka d asio point sy virgule ze teneninao fa na hatsikana sy kilalao aza ny eto tsy fo vato kory ka afaka hilazanao ny hoe "ento any raha ze i ... (iza izy teo)" sady tsy entana amidy. Ok? sur ce bon forum tlm.
191. sonwin ( 28/04/2006 10:19)
:-$ amizay dia henjy tsala hoy bedada izay :@
192. sonwin ( 28/04/2006 10:25)
kelly13:

sonwin> tsara refa manaiky! ka @ manaraka d asio point sy virgule ze teneninao fa na hatsikana sy kilalao aza ny eto tsy fo vato kory ka afaka hilazanao ny hoe "ento any raha ze i ... (iza izy teo)" sady tsy entana amidy. Ok? sur ce bon forum tlm.



manaiky inona io? dia aza mora mitsangan-tsofina intsony e :°)
193. dadabe ( 28/04/2006 10:26)
zayy de aza be zesta moa e

ary aiza tampoka i totofy le :-w:-w sa efa niaraka izy sy zelikely le ??

kelly13 ary maninona raha tsika mitsam no miaraka :wink: de mba atao bebe faha....???!!!:roll:firy tokoa moa le


d
194. pissoa ( 28/04/2006 10:32)
:{:{:{
195. Fiffi ( 28/04/2006 10:50)
ao aloha hi-zesta kely hoe: [IMG]http://gs.smiliz.org.free.fr/04/GS_fc4782d3aa18a1779de9c6ec6ee668d3.png[/IMG]
196. mamzelkely ( 28/04/2006 11:02)
efa lasa nitsôka zay sy totofy ry dadabe aaa fa izy mbola varina ts haiko aiza de niverina njay zah :°):-D:-D
197. ari.malala ( 28/04/2006 11:31)
:-D:-D:-D:-D:-D
198. dadabe ( 28/04/2006 11:52)
:roll::roll::roll:

ary lasa aiza i kkelly13 teo le?? manja ve iny ry mamzz??
199. Fiffi ( 28/04/2006 12:02)
hehehehehehehe hatsika sy lalao daholo isika an! dia rehefa milalao dia mifaly daholo an! de ao daholo aloha manaraka ahy hihira daholo ! Vonona daholo isika rehetra ? ndao ary!!
de sady daholo an! de daholo koa de avy eo [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Zen/zen.gif[/IMG] daholo an!
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/BALLOO%7E1.GIF[/IMG] wèèèèèèèèèèèèèèèèèè :-*
200. mamzelkely ( 28/04/2006 12:16)
dadabe:

ary lasa aiza i kkelly13 teo le?? manja ve iny ry mamzz??


anotanio izy ry dadabe aa anorato izy :-D:-D


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2042