Apres Irak mety Iran ndray!!

61. soanja ( 28/04/2006 02:24)
Lava ny resaka ry zareo. Handeha hody any Dago kely indraika aloha. Misy te hitondrako bonbon gasy ve rehefa miverina aho manohy resaka. Aza mivaky loha amin'izay America dream ry reto a. Izay vonona hiasa ihany no mahazo an'io aty fa rehefa tsy dia mahavoa asa be loatra dia aleo mijanona hanao Madaraid.
62. fijo ( 28/04/2006 19:37)
lalah an,asa aloha,fa olona niharan'ilay loza no henoko mitaraina sy nilanja pancate tamin'ny vaovao,ary vaovao CNNN io fa tsy frantsay,ka asa izay tsy milaza ny marina.
nitaraina ry zareo hoe aiza ny fitondrana fa toa tsy nisy hita.
63. cutie ( 29/04/2006 14:20)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 28-04-2006 02:30:12
Lohateny : Re : Apres Irak mety Iran ndray!!
Ny histoire no mitohy ry Cutie fa tsy i Bush akory no nieritreritra an'ireny voalohany an, manaraka ny onjany fotsiny izy, na dia i Clinton aza no mbola teo dia tsy maintsy manaraka.
Tsy hainao angaha, ohatra, fa saika Capitaux juifs daholo no ampiasaina ao US sy Canada, Mexique sns.
Ny juif izany no mibaiko an'ireo ao ambadika ao na democrate io na republicain.

Resake ny an'i Barack Obama izany ohatra.
Io ilay nataoko hoe voeux pieux tao aloha tao.

xxx koa ohtran'ny pro juif zany :-D
toa ho raikitra ihany ty ady ty anie e
ny juif ry xxx ataon-dry zareo fitaovana fotsiny a.
In no azon'ny juif omena ny amerikana hoy enao, nothing.
Israel mpanelanelana an'ny amerikana sy ny silamo fotsiny .
Tsy haiko tsara ny manazava azy.:-D
64. fijo ( 29/04/2006 21:11)
cutie,tsy ny juif no atao fitaovana ,fa ny juif no manao fitaovana an'ny amerika,hitandrovana an'ny israel.
65. cutie ( 30/04/2006 14:33)
fijo raha io lazainao io no izy de manin no mbol amahantra foana ry zareo any Israel sy manin no mbola misy ady foana miaraka @ palestine.
66. xxx ( 30/04/2006 16:45)
Cutie: tsy hoe projuif akory fa kosa notezaina t@ fomba kristiana ary kristiana. Fa izany hoe tsy dia mirona loatra any @ silamo aloha e!
67. cutie ( 30/04/2006 18:31)
nga ny juif kristiana ??
68. Lalah ( 30/04/2006 18:37)
tsy kristianina izy, fa ny firehany dia mitovitovy amin ny kristianina ihany, saingy izy tsy mino an i kristy hoe zanak A/tra fotsiny, fa izy kosa aloha tsy slamo e, reny mbola manana lalana ao anatin ny fivavahany hanao badri( izay asan ny maizina hoan ny kristianina)
69. cutie ( 30/04/2006 18:37)
lalah tratrako :-D:-D:-D:-D
70. Lalah ( 30/04/2006 19:40)
cuitie> tratra ahoana aho:roll::roll::roll::roll:, sao maty amin izany aho, za ne ka mbola mhmhm aleo tsy tenenina fa mahametsa be!:oops::oops::oops::oops:jere za fa mivaremana mihintsy
71. cutie ( 30/04/2006 19:47)
ka le xxx koa:-D
72. zakilinina ( 03/05/2006 14:34)
Misy fahadisoana kely ny ady hevitra eto. Misy milaza fa raha ny silamo no manana ny hégémonie dia ho ratsy ny fiainan-janak'olombelona.
Tsy maintsy misy ve ity hégémonie ity vao hilamina ny tany ? Izany ve no anton'ny iarovan'i Zamerika ny hégémonie-ny ?
Raha ny marina dia resaka "kely tsy mba mamindro" izy ity ary izay matanjaka ihany no manana ny rariny. Misy amintsika ireto angamba mety hanome rariny an'ireo mpanjanan-tany teo aloha ka hilaza fa nahasoa ny tany voazanaka ny nafitsok'izy ireo.
73. cutie ( 03/05/2006 14:46)
ka zay le fiainana koa, ze matanjaka no manjaka8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0456