Apres Irak mety Iran ndray!!
21. fijo
(
22/04/2006 21:21)
manaja ny zon'ny silamo hozy nareo????aza hadino,fa misy ireo navotsitra avy any guantanamo,satria hita fa tsy nisy nifandraisany tamin' ny raharaha 11 sept akory.izany hoe:
nogadraina sy nalikaina tany enao nandritra ny 18 volana,
tsy nanana zo akory ,na dia ny hanana mpisolovava aza"ataoko ngamba fa io fananana mpisolovava io,dia isan'ny zo lehibe sy tohaina any zamerika"nefa dia nozimbazimbaina.
aminareo ireo e.
raha manana zo hitana antsy aho,ka tsy avelako hitana antsy nareo.dia hanaiky.??????
za tsika tsy mitovy zo????

22. fijo
(
22/04/2006 21:24)
milaza ny US fa "mety hoasiany "irana raha mitohy izao.ahnnnn
ary maninona izy no mangina tsy andrenesam peo,momba ny koreanina tavaratra??????sa koditra?????
tsy hoe rehefa zamerika anie dia tsara e.....

23. soanja
(
22/04/2006 22:15)
fijo:
milaza ny US fa "mety hoasiany "irana raha mitohy izao.ahnnnn
ary maninona izy no mangina tsy andrenesam peo,momba ny koreanina tavaratra??????sa koditra?????
tsy hoe rehefa zamerika anie dia tsara e.....
Marina izany, "tsy izay rehetra ho zamerika akory dia tsara". Amiko tsy misy izany tongalafatra izany n'aiza n'aiza indrindra raha resaka politika. Saingy faly kokoa aho mipetraka aty toy izay hipetraka any Iran na Irak satria vetivety aho dia hofaty noho ny finoako fotsiny fa mbola tsy resahiko akory ny volon-koditro. Tsy miombona amin'ny politika ny Amerikanina iray manontolo aho fa misy kosa ny ahitako rirany. Raha nisy fiainana na firenena natsaraina tany ho any dia isaorako azy manokana izany fa izay ho avy kotrehiny any dia tsy ananako control donko miankina amin'izay hasehony eo no itsarako azy. Ny hany azoko ambara anefa dia milamina sy tsy misy fahatsapana hoe olon-kafa aho miara miaina aminy. Ary betsaka ny afaka ilaza izany eto. Mitovy amin'izay koa ve ny any amin'ny toeran-kafa(firenena hafa)? anjaranao ny mamaly azy?
24. Lalah
(
22/04/2006 22:57)
Fijo> i fijo ihany de mahavaly ny fanontaniana, maninona ny amerikanina no mangina eo anatrehan ny corean tavaratra, dia satria tsotra ny valiny, tsy tia hiady ry zareo, dia hoatran izay ihany koa no tsy hiadiavany amin ny Teheran. Za ve zao tsy manao n inn an i fijo, fijo ihany koa tsy mi-agresser ahy de hande hiady ve zao isika roa? Za aloha fijo tena tsy mahatsiaro hoe vahiny zany eto bekitana fa tena hoatran ny fiainako tany mada ihany toerana fotsiny angaha no niova, aty aza aho mbola henon ny olona bebe kokoa raha mangataka zavatra noho ny tany Dago, mahay maneho fiaraha-monina milamina amiko aloha hatramin izao ry zareo, tsy mahatsiaro ho zanaky i kala hafa aho, eto, raha mandinika ianao ry fijo an, slamo no betsaka eto, ary tena maniry hoatran ny anana mihintsy izy eto, maninona raha nisy izany tsy fitiavan ny amerikanina azy zany, maninona no mbola betsaka no mijanona eto? Vao maika aza mitombo.Ny zanany aza raha teraka eto, tonga de atao anatiny ny lohany hoe " amerikanina aho" mba tsy hisian ny hoe za avy atsy na avy atsy, miray tanteraka foana, na misy aza ny fahasamihafana. Tsy hitako aloha zay maharatsy ny fiaraha-monina amerikanina hatramin izao e! ny an ny hafa no tsy fantatro!Za angamba no tady lasa amerilooks ?
25. Rainikarabo
(
23/04/2006 05:39)
Ny amerikana lian-drà sy lian'ady! Amin'ny ady rehetra maneran-tany dia ao foana ny amerikana na ankolaka io na mivantana. Ny corrée du nord ihany no tsy sahiny kitihina fa matahotra he he, ataon'ny kely maso mamay koa ireo raha vao mikitika azy eo ka.
Lalah sy ny tariny> Amerikana eo anivon'izao ntontolo izao ny resaka fa tsy amerikana anivon'izy samy izy.Mba milamina koa ange ny fiaraha-monin'ny hafa raha tsy korontan'ireo mpanjakazaka ireo e, milaza azy ho mpiaro ny demokrasia nefa rehefa tsy mifanandrify amin'ny tombotsoany ny safidim-bahoaka dia avy izy sy ny herisetrany (ohatra:ny mitranga ao Palestina).

26. ainaheri
(
23/04/2006 07:53)
Nareo milaza hoe manaja ny zon'olombelona,mety ekeko zany satria tsy voakitika nareo,f'anga tsy itanareo ny olona milahatra manao manifestat° eny anoloan'ny prison any, nohon'ny inona ;ny volonkodiny,endrikendrika fotsiny d ampidirana anao amponja ka amonoana anao ho faty,mainty hoditra ny 90%,eny ekeko misy mahery izy reo fa tsy tokony atao fangarobe otr'zany!!Nga tsy itanareo ko lay rangah efa 70ans ngamba(mainty hoditra)zay nisy nigafy t@ lay toerana d lay ranga ko nodarohana hany ka tapaka ny nifiny nivonto ny masony,tsy nisy fifonana teo @ sindikan'ny polisy fa izy ndray aza nilaza fa hoe mamo hono lay ranga d nanompa andry zareo ampiasana,nefa nilaza lay ranga fa tsy nisotro hatr@ zay niainany izy,tany zamerika io d anjaranao ny mieritreritra fa mpanavakavaka koa ny any fa miatsaravelatsiny izy !!
27. dadabe
(
23/04/2006 13:20)
zay ndray zah vao niverina
ary toa tena lazain'ny sasany niakapofona zah letie e :°):°)
ho hitantsika eo anie raha tsy hir=diran'i amerikanina io e, mody lazainy ho mpandamina izy dia manampy nefa.....
fa aiza izao izay miaramila avy any madagasikara hitsabaka @ io resaka iran io ???? satria ny gasy tia filaminana :°)

28. Fiffi
(
23/04/2006 14:07)
ny zavatra mba fantako kosa aloha dia izao an!
-ny amerikanina aloha dia tia tena
-ny amerikanina dia mpanao fanavakavahana
-ny amerikanina dia tsy mba manaja ny hafa
-ny amerikanina dia tsy mba mijery @ endriny ny zavatra marina ho an'ny firenena hafa satria tia tena loatra
-ny amerikanina tsy mba manaja ny zon'olomeblona
-tsy hoe anti-amerikanina aloa zah an ! fa mpandinika , ary manara-baovao
-fa mba sohiany aloha fa misy ny amerikanina fa raha tsy izany angamba dia tsy fantatra izay nanjoa an'ity tany ity nohon'ireo terroristes . Tsy ny amerikanina hiany no tanjon'ny ireo terroristes ireo fa eran-tany.
-Raha tsy teo ny amerikanina , mba nisy firenena ve mba namaky loha momban'ireo olona mpanao génocide ?
-Firy firy no nosamborina ka natao ny fitsarana azy nohon'izany ?
-Firy ny olona maty natao'ireny olona tao @ génocide ireny ? iza no firenena mba sahy nanakana an'ireny ?
Sarotra be ry zareo raha vao resaka amerikanina an! satria hita ao daholo izay tsy fahita rehetra.
Fa ny zavatra tena mampalahelo ahy fotsiny dia ny tsy firarahian'ny amerikakina ny "couche d'ozone" ny " traitée de kyoto

29. Achia
(
23/04/2006 17:47)
xxx:
Diso ianao ry zandry a, tohin'ny croisade ihany io, izany hoe tena guerre de religion na de culture no marimarina kokoa mihitsy fa mody aolaka.
Islam vs JudeoChretienne.
Ka za nga moa manda anzaany e fa le we resy ny Iraniana .Ary le croisade de mitovy ny t@ zany ihany satria le firenena nanao zany taloha de hisy firenena de anisan'ny natanjaka t@ izany de ho dimbiasin'ny Amerikana zany ankehitriny satria izy zao no matanjaka ankehitriny miaraka @ forongony ,ra mino ny baiboly ianao de vakio ny Apokalipsy sy Aniel fa manazava azy ireo
30. maditra
(
23/04/2006 18:50)
Hoan'ireo izay tsy tia Amerikanina ireo!
-Eritrereto ny niafarantsika raha nandresy i Hitler
-Eritrereto ny didy jadona t@ regime socialiste sy ny hetraketrany
-Maro olona mandinika sy hendry aty ka, tsy ny filoha George Bush mihitsy tompoko no endrik'izany vahoaka Amerikanina izany. Raha mihevitra fa toa an'i Bush daholo ry zareo aty, ianareo dia diso be. Maro ny olona mitsipaka ny policy-n'i Bush aty!
- Eritrereto koa ny hoavin'izao tontolo izao raha firenena Silamo no manana hegemonie. Avadiny ho Silamo daholo ianareo mianakavy (isika moa izany e), dia ny vehivavy tsy asainy mianatra. Dia manao adios @ henan-kisoa! :lol:
-Eritrereto kely ireo dia,ampitahao @ izao fiainantsika mba libre kely ihany izao!

34. Herimiafina
(
23/04/2006 19:34)
Iran sy ny Amerikana kah! Samy miseho milay! Aleo lany vola amin'ny fanaovana fitaovampiadiana any, izahay mihinana ihany! tsy be raharaha na hiakatra ny lasantsy na hiakatra ny vary, ny anana mbola azo hanina! :twisted:
36. Lalah
(
23/04/2006 19:52)
Hoy i Rainikabaro hoe:
Lalah sy ny tariny> Amerikana eo anivon'izao ntontolo izao ny resaka fa tsy amerikana anivon'izy samy izy.Mba milamina koa ange ny fiaraha-monin'ny hafa raha tsy korontan'ireo mpanjakazaka ireo e, milaza azy ho mpiaro ny demokrasia nefa rehefa tsy mifanandrify amin'ny tombotsoany ny safidim-bahoaka dia avy izy sy ny herisetrany (ohatra:ny mitranga ao Palestina).
Averiko aminao indray Rainikarabo azafady fa diso ilay teo ambony, fa ny fiarahamonina no manome state ary ny state mitambatra no manome US(amerikanina). Fehiny, tsy mpanjakazaka, lian-dra, sy tia setrasetra araka ny voalazanao izy. Tongava ianao aty dia ho hitanao ny marina rehetra:D:D:D.
ainahery> diso ianao fa tsy misy fanavakavahana volon-koditra zany eto, za kosa sa manda an izay, miray hina tanteraka eto ny fotsy sy ny mainty, ra misy ve zany dia mbola hisy ity Usa ity, saika hita eto avokoa anie ny karazan olona maneran-tany e fa zany hoe efa tonga dia raisina ho amerikanina daholo izy rehetra, ny peau-rouge ihany no tena tompon-tany teto ( saingy vitsy dia vitsy)! ka tsy efa nifanindrona antsy daholo raha izany no tena marina?

37. xxx
(
23/04/2006 20:22)
Jereo tsara ry gasy ny tena mety @ntsika, ny hirona sy hiray petsapetsa @Islam sy ny karazany ve sa Zamerika sy Europe ihany ?
Izaho manokana aloha dia io faharoa io no metimety amiko kokoa e. Miombon-kevitra ihany @ i lalah ny tenanay @izany kole!

39. tovolahy007
(
23/04/2006 22:08)
manahoana daolo e
Mampiomehy le resaka .NY USA tsy hanafika any Iran irery zany mitsy fa lazaiko anareo zany.Ny ady ao Iraq aza efa nanenenana ko de mbola hanafika an'ny Iran ndray ve.Lazaiko anareo fa tsy adala akory ny USA ka hoe andeha hanafika irery any zany.Izao anie ka efa $3.00 zao ny Gallon ny Gaz aty e,noho ny ady any Iraq no mahatonga an'io,zany hoe miha gravy ny fiainana aty USA zany,ny any New Orleans tsy misy mandeha @ laoniny zay fanamboarana any satria alefa any Iraq daolo ny vola.Koa efa izany ny zava-misy zao de heverinareo fa mbola ho any Iran ndray ny USA ve,resaka fotsiny io.Fa zao ra manaiky ny firenena hafa toy ny ao eropa zany de zay angaha fa ra hoe USA irery toy izao any Iraq zao tsy ho any Iran zany ry zareo.Marina fa eo ny British fa ny miaramilany fotsiny no any fa izy tsy mandefa vola ho any Iraq fa de ny USA daolo no miantoka izay simba tany.
Ny ataony Amerikanina zao dia miantso ireo firenena matanjaka hafa mba hiaraka aminy ra toa ka hisy ady any Iran toy ny t@ adin'ny Golf 1 iny.Izay no mahatonga an'i Rice mitototo etsy sy ero io.
Dia misaotra e.

40. fijo
(
24/04/2006 03:21)
aza afangaronareo ny resaka.
izahay tsy milaza mihintsy hoe "tsy tia amerikanina"diso be nareo raha mihevitra an'izany.za manokana dia tsy tia silamo.
izahay koa tsy mitsara ny fiarahamonina misy ao amerika.na dia io efa abaribarin'i ainahery. io aza ny fitongilanana misy amin'ny samy amerikanina.fotsy sy mainty.
ny resaka eto dia ny fifandraisan'ny amerika amin'ny firenena hafa.
izay no tsy anekeko ny amerikanina.satria miangatra izy ary tia tena be.ka izay dia laviko.