Apres Irak mety Iran ndray!!
41. fijo
(
24/04/2006 03:23)
hoay,aza minia mikipy ny sasany e."tsy misy fanavakavahana hoe any ????????"
sahinareo ve ny milaza fa mitovy tokoa ny mainty sy ny fotsy any??????
ary inona no nitranga tamin'ilay tondradrano be tany farany teo????????????
sahinareo ve ny milaza fa mitovy tokoa ny mainty sy ny fotsy any??????
ary inona no nitranga tamin'ilay tondradrano be tany farany teo????????????
42. Lejim
(
24/04/2006 04:15)
fijo> Raha ny zo no resahina dia tsy misy mampiavaka ny mainty sy ny fotsy aty. Fa ny realite ihany no indraindray mampiavaka azy ireo. Misy fotsy tsy tia mainty aty, otran'ny fisian'ny mainty tsy tia fotsy ihany. Kanefa vitsy an'isa ireo. Ny mampalahelo dia, matetika ireo vitsy an'isa ireo no asongadin'olona.
Manaiky zah fa mietraketraka sy tia tena ny Amerikanina (surtout ny mpitondra), fa tsy mihoatra ny hetraketraky ny tany Islamique izany. Ny mpitondra rahateo miovaova ka, raha democrate no mitondra eo, mihena izany etraketraka izany. (i Clinton ohatra dia Democrate, fa i W. Bush Republicain)
Ny tondradrano tompoko dia degat naturels. Tsy ny fotsy mihitsy no nivavaka an'iny mba hiseho. Soyons un peu raisonables. Dia ny nahatonga ny fanampiana ho somary taraika dia satria nisy an'ilay atao hoe: Conflit de pouvoir, entre ny Government National sy ny Gouvernment New Orleandais. Samy te ho tompon'andraikitra ireo, dia somary nisy conflict kely. Tsy dia resaka fotsy sy mainty iny!
Tsy miaro be fahatany ny Amerikanina zah fa, mbola aleoko lavitra ny hetraketraka Amerikania, raha compare-na @ etraketraka Islamika!

43. vetsoko
(
24/04/2006 09:21)
misaora an'andriamanitra rehefa mbola ny occident no puissance mondiale sy mananainfluence @ sécurité mondiale,lava be ny fanazavana an'io fa de zay eeee!!!tafiditra ao daholo ny culture ,ny religion,ny économie,ny petrole ets,ets ary dia soa ho antsika gasy izany
44. soanja
(
24/04/2006 13:45)
ainaheri:
Nareo milaza hoe manaja ny zon\\\'olombelona,mety ekeko zany satria tsy voakitika nareo,f\\\'anga tsy itanareo ny olona milahatra manao manifestat° eny anoloan\\\'ny prison any, nohon\\\'ny inona ;ny volonkodiny,endrikendrika fotsiny d ampidirana anao amponja ka amonoana anao ho faty,mainty hoditra ny 90%,eny ekeko misy mahery izy reo fa tsy tokony atao fangarobe otr\\\'zany!!Nga tsy itanareo ko lay rangah efa 70ans ngamba(mainty hoditra)zay nisy nigafy t@ lay toerana d lay ranga ko nodarohana hany ka tapaka ny nifiny nivonto ny masony,tsy nisy fifonana teo @ sindikan\\\'ny polisy fa izy ndray aza nilaza fa hoe mamo hono lay ranga d nanompa andry zareo ampiasana,nefa nilaza lay ranga fa tsy nisotro hatr@ zay niainany izy,tany zamerika io d anjaranao ny mieritreritra fa mpanavakavaka koa ny any fa miatsaravelatsiny izy !!
Tsia, tsy mpanavakavaka ny Amerikanina raha oharina ny ao Europa indrindra fa ao Frantsa. Saingy Capitalisme no manjaka aty ka raha tsy tiano io dia aza mankaty fa marary fo fotsiny. Noho io Capitalisme io dia miavaka ny manankarena sy ny mahantra dia arakarak\\\'izay ny toerana ipetrahan\\\'ny hoe Fotsy be manankarena ary ny mainty be mahantra. Isika mpihavy eo anelanelan\\\'io. Ratsy ny portrait avoakan\\\'ny tele any ivelany momba ny zavatra misy aty Amerika sy ny Amerikanina. Mazava izany fa raha io no hitanao foana dia hankahala Amerikanina ianao fa raha miara miaina aminy ianao dia hanatsara azy. Fa ny zavamisy aty kosa dia hoe ny mainty dia mbola mahatsiaro oe voa satria nandevozina sy nohavakavaina taloha ka io mbola tsy maty volavoankibo izy, toy antsika mahatsiaro hoe perte fa nozanahina. Raha misy olona tsy mpihatsaravelatsihy fantatro dia ny Amerikanina. Tonga dia lazainy eo tiany na tsy tiany fa izy tsy manao ankolaka na resaka politika aza io. Zon\\\'olombelona, firifiry ny Amerikanina efa notapahandoha sady abaribary amin\\\'ny tele hatramin\\\'izay nisian\\\'ny ady tany Irak sns izay ary ny taty Amerika firy? raha cas par cas no jerena dia ahita anao fa tsy misy justice ity fiainana ity n\\\'aiza n\\\'aiza io. Ny prisons aty Amerika dia ohatrany ny hotely izany ny fahitako ilay novangiako. Lavitra be ny zavamisy any Mada sy Afrika ary Amerika Latina. Mahatsiaro tena perte aza aho hoe lany amin\\\'itony fotsiny ny tax-ko. Fa dia izay ilainao amin\\\'ny fiainana tsoatra dia ao daholo. Sport sns aza. Fa raha resaka toe-tsaina dia samy manana ny azy ny olombelona tsy maintsy hisy foana hosinganina fa tsy fanavah, n\\\'aiza n\\\'aiza misy anao fa aza atao tambabe hoe fanavakavahana volonkoditra akory sns ary tsy lafatra koa ny aty e. Ny mainty no be mahantra indrindra aty dia toy izany koa ny habetsaky ny crime mitranga avy any aminy satria teren\\\'ny fiainana izy. Ny juges anefe mety ho fotsy sy mainty fa tadidio fa misy vote na Jury foana vao maka didim-pitsarana raha resaka capital punishment, ka misy mainty misy fotsy io mifangaro ireo jury ireo.
Fa izao efa nanao demonstration hoe higrevy ve ny illegal immigrants any Frantsa any? Tsy tonga dia raofimpotsiny? aty anefa dia izao miady ny zo ny olona, matoa izy miady ny zony dia misy lalana mamela azy hanome azy toerana malalaka hiady ny zony. This is the land of the free.
Resaka Politika indray dia te ho number 1 i Amerika. Fitiavan-tena be izany fa e raha tsy hiezaka hampiseho an\\\'io izy dia hisy hitsangana hafa eo, izy indray dia tsy amela izany satria efa toetsaina sy politika io ka ny zavatra rehetra mitranga any ivelany any dia mifandray amin\\\'io fampisehona fahatanjahana io sy ny capitalisme ary fiarovana ny firenena madinika izay mila ny fanampiany . Koa raha izany dia ho any Korea sy Iran ve ny Amerikanina sa tsia? Raha hitany fa hanelingelina ny filaminan\\\'ny fiainany (inland security) aty Amerika ireo sy ny an\\\'i izao tontolo izao na ny fiodinan\\\'ny ekonomiany dia hiditra antsehatra izy saingy amin\\\'ny alalan\\\'ny UN ihany no ahafahany manao izany satria tsy manana antony hidirana directe any izy sady ho oenina be. Saingy miseho milay ny Amerikanina ka izay ny tsy itiavan\\\'ny olona be dia be azy sy ny firenena hafa azy. Toetra novolena aminy io hatramin\\\'ny mahazaza azy ka hatramin\\\'ny politikany. Koa anao ny safidy halanao ve ilay fisehovana milay sa ilay tonga dia midaroka mamono, manapadoha no tianao ilay hoe vonoiko daholo izay tsy mino ny finoako fa ratsy.
47. faly
(
25/04/2006 04:40)
ô ry lalah sy dada be sy ny etsetra a!
Zao le izy...Ny amerikanina dia imperialista zany hoe mpanani-bohitra mba haka ny fananan'ny olona ao.Tadidio fa ny tantaran'ny EU dia tsy afaka t@ fanafihana tanin'olona : Viet Nam, Libia, Colombia,Irak....... Irak efa nodarohiny fa misy fitaovam-piadiana mahery vaika hono...aiza le izy fa angaha nisy akory fa ny politikam-pitrohana ny petrôl tao no nataony rehefa tratrra Sadam.Dia miroso @ Iran indray izao.
Diso tia petrôl loatra zamerika satria ny zavatra rehetra tsy mandeha raha tsy io or noir io, ary efa horitra ny reseve pétrol eto an-tany afaka am-polon-taona vitsivitsy ka izay manana betsaka no amperora. Amerika no atao hoe Babilôna vaovao raha tsy misy ny mpanohitra azy. Tsy misy resaka fivavahana izany fa resabe fotsiny.

49. Lejim
(
25/04/2006 19:14)
Na eo aza hoy aho ny resaka fa raha Madagasikara no manana an'ilay hegemonie internationale, milamina ny tany! :-D
50. xxx
(
26/04/2006 00:52)
Za leitsy mbola pro-americain sy Israel ihany an. Maromaro ny gasy miombon-kevitra @io.
52. Lalah
(
26/04/2006 15:21)
Za koa mbola pro amercan foana xxx an! roa zant tsika ahahaha:lol::roll::lol::lol::lol::lol::lol:
53. tovolahy007
(
27/04/2006 00:42)
salut..!
Lasa nivoana le resaka kle.Resaka hoe mety hanafika an'ny Iran i USA no eto de lasa any @ hoe tsy mamely ny USA e,sy ny sisa e,tsss.Fa aminareo iza no tena mamely e?I Frantsa ve?sa iza?mba lazao hoe?Mbola oviana i Frantsa vao hitovy @ zany USA zany na andeha mbaminy lohany aza e.Samy misy fanavakavahana na aty USA na any Frantsa na any Alemaina na any Angletera,iza no sahy milaza fa aty USA irery iany no misy izany fanavakavahana zany? Ary mba lazao koa hoe iza ny firenena zay lazaina fa matanjaka no tsy may volotratra sy miakatrafo refa voakitika ny maharary azy (ny tombotsoany io tiko lazaina io)?Ohatra @ zany ny nitranga tany Cote D'Ivoire reny e,inona no nataon'ny Frantsay t@ reny tany?Tonga de nitontona tany ny tafika Frantsay ary namono mitsy satria misy tsy mifanaraka t@ zavatra tiny tao.
Ka io de zavatra tsotra ,ny matanjaka de tsy maintsy hiaro mafy izany tanjany zany foana,na USA io ,na Frantsa io, na i Angletera ,na i Alemana io,ka izay rehetra mitady hanohintohina izany tanjany zany de tsy maintsy apriatiny avokoa,lalanany fiainana izany ary tsy atao mahagaga,satria tsy maintsy misy ny tompo ary tsy maintsy misy mpanompo ,koa asakasaky izay manaiky ny ampalemy izany tanjany zany io.
Dia misaotra e.

54. tovolahy007
(
27/04/2006 00:49)
salut..!
Lalah>za dia eto USA ,reveko le Amerikanina ka,namanareo ko za @ io,le "Amercain way of life "manome toky,ny "American dream "moa tsy lazaina tsony .Iza no tsy te ho aty USA e?Asa mety tsy mahay teny Anglisy angamba de milaza hoe za tsy te ho any USA zany.Asa anefa.

55. naughtyboy
(
27/04/2006 14:00)
Ny tena ho ratsy @ ty tantara ty aloha de miezaka handroso ny imperialism eo anivon'izao tontolo zao ny amerikana ary ireo european allied ,ny fananana zay fahefana zay kory tsy midika fampiasana herisetra ny mampalelo de tsy misy safidy ny rehetra ka ny ainy aza de alina aminy ka asa aloha ze mankasitraka fa
za manokana filaminana no tena mba reveko zay zao mba mahafaly we tsy misy adiady ao dago ka aleo ihany ao
za manokana filaminana no tena mba reveko zay zao mba mahafaly we tsy misy adiady ao dago ka aleo ihany ao
57. xxx
(
27/04/2006 21:30)
Ny histoire no mitohy ry Cutie fa tsy i Bush akory no nieritreritra an'ireny voalohany an, manaraka ny onjany fotsiny izy, na dia i Clinton aza no mbola teo dia tsy maintsy manaraka.
Tsy hainao angaha, ohatra, fa saika Capitaux juifs daholo no ampiasaina ao US sy Canada, Mexique sns.
Ny juif izany no mibaiko an'ireo ao ambadika ao na democrate io na republicain.
Resake ny an'i Barack Obama izany ohatra.
Io ilay nataoko hoe voeux pieux tao aloha tao.

58. fijo
(
27/04/2006 21:41)
lejim,za tsy milaza hoe ny fotsy no nivavaka nampisy ilay tondradrano.
fa satria mainty no betsaka niharandoza tao,dia tsy noraharahian'ny fanjakana ry zareo.iaraha nahita izany.
raha tsy misy koa ny fanavakavahana,dia efa mba tokony ho nisy filoha mainty tany?????aiza????film no mba ahitana izany.
aza milaza koa ianareo any,fa malalaka hoan'ny mainty ny fahazoana harena any."petrol sns""
aza hadino,fa any US na repoblikanina ,na demokraty no eo,nypolitika ivelany tsy miova"herisetra foana"

60. Lalah
(
28/04/2006 00:32)
fijo> diso ianao ra milaza fa tsy miraharaha ny mainty noho ny fahavoazany tamin ny storm ny fotsy sy ny fanjakana, vakio kely aloha ilay nolazain i Lejim tery ambony, ianao manko tsy mipetraka aty ka tsy mahalala ny tena fandehany , amin izao fotoana izao fanampin izay, ny ankoatran ny any fanjaka sy ny organism hafa manamboatra ny simba any New orleans, dia mandray anjara feno ihany koa ny olon-tsotra , mpiasa, mpianatra, hatrany aminy ankizy kely, high school, college, university, mifandimby na mitady izay program ahafahany mandeha mankany manampy sy manamboatra ny simba rehetra any, manadio, mandoko.Izany no midika fa tsy mpanavakavaka araka ny voalazanao ry zareo,tsy misy mainty manakhala fotsy izany eto, ary tsy misy fotsy mankahal mainty izany koa. Ary raha fitiavan-tena lazainareo, misy tia tena hoatran ny frantsay ve? sady manambany olona, iza no tsy mahalala an izany eran-tany, izy tsy mety matanjaka fotsiny, fa ra izy angamba no teo amin ny toeran ny amerikanina asa fotsiny? Aleoko ihany miaraka amin ny equipan ny amerikanina fijo ( british, canada, chine)aloha hatreto an!