Fiarahana sy tsiambaratelo

81. bandykell ( 26/04/2006 21:29)
Fiffi:

sasa: mahita lazaina ahoana inray ary zah zany ? jereo fotsiny ange io nolazain'i Ralay io eh ? wadrayyy !! :-D:-D:-D io ary Ralay fa efa vonona haka andry ho vady an! ^:^=D
Ralay: tena honorée be zah zany an! fa tsy misikotra le sékiré-nareo kosa an! :-D:-D Vonona zah ry Ralay sy sasa an! rahoviana ny daty eh ? :)

tsiambaretlo ny daty fiffi:-D:-D:-D:-D zao anie le sujet =))=))=))=))=))=))

82. Ralay ( 27/04/2006 02:08)
Fiffi: mbola hiara-midinika @ bandykell aloha hanapaka ny date dia ho hita eo raha dakor e :lol:
83. sasa ( 27/04/2006 04:02)
kiiiiiiiii za indray kay no atao sizé ato klé
Misaotra an'i Fiffi mazoto hanao temoin fa za mbola tsy vonona ny hanambady koa.:-D:-D:-D:-D:-D
Saotra an'i Ralay :-*:-* koa am le demande fa aoka izao ihany aloha mbola tsy vonona za, sady le selibaka milay be koa :-D:-D:-D
84. kala ( 27/04/2006 05:51)
sasa > tsy hitako tsony ny anaovana anjy ka! asaina mikôty bandy ary ambadika : tsy manao:roll:

misy mangataka ndray eto:twisted:

diniho ihany akia fa mandalo ange ny fiainana ê!:-* :-* :-*
85. diamondra27 ( 27/04/2006 07:39)
tsiambaratelo daholo izany
86. Ralay ( 27/04/2006 17:18)
:-w:-w:-w mbola hiverina @ manaraka fa mbola :-w:-w:-w
87. sasa ( 28/04/2006 04:28)
Kala ka le asainjy kotiko tsy mety koa, tsika 2 anie mitovy e! d lazainy malama eo koa za koa tsy aleo tonga tsy mikoty :-D:-D:-D:-D:-D:-D
Ralay za manoro hevitra an'lah tonga d miketreha sipa hafa fa za tena hanao selibaka foana :-D:-D:-D:-D:-D
88. Ralay ( 28/04/2006 07:07)
:-w :-w ^:^ ^:^ :wink: :P :* :D :snif: :snif:=))=))
89. Fiffi ( 01/05/2006 16:43)
90. sasa ( 03/05/2006 05:03)
:-D:-D
91. kala ( 03/05/2006 05:21)
sasa > ny lany zara aza tsy fidiny kou indry asaina mikôty ndray no miveravera eo:wink:

kiali > ahoana ihany ny tena valin-teninao fa miandry zà ê!(l)(l)(l)

92. Ralay ( 04/05/2006 01:09)
kala: Asa re fa ny valala anie tsy indroa mandry ambavahady e :lol::*
93. kala ( 04/05/2006 06:08)
Ralay > zany mitsy ange hoa ê!=((=((

angamba efa lasan'ol izy zay matoa tsy nandalo:cry::cry::cry:

aleo hikôty hafa ndray aloha.
:wink:
94. sasa ( 04/05/2006 07:14)
kala ity aho fa tsy mbola lasan'olona akia an :-D:-D:-D aleo wa selibaka ihany fa izao milay beu:-D:-D:-D:-D, fa za tsy hikoty akia an aoka izao koa!

Ralay hitadiavako ve elah e:-D:-D:-D:-D
95. kala ( 04/05/2006 10:44)
sasa > nenà ndray akia hikôty fa tena tsy eto @ forum fa nareo saro-piaro daholo de tsy tiako :-* :-* :wink:

ataoko réel akia de hampahafantariko azy daholo ny fiainako de ataoko :* :* :* izy ho afa-po sy tsy hety hokôtina vhv hafa intsony

:-D :-$
96. naughtyboy ( 04/05/2006 12:29)
kala : ny tranga @ ty hevitrao ty zao no mahalina kely ..tssss milay kan lasa
tsiambarandroa zany le tsiambaratelo?

ny tsiambarandroa de tsy ambarambarako
tsy azo ambara fa tonga de arako
ny tantarany ihany sy reo sombintantarako
ka tsy azo ambara fa aleo de faranako.

de inn kou no manaraka sa laniny akoho ny fangaraka !!! haha...





97. Ralay ( 04/05/2006 14:13)
Sasa: merci fa aleo izah ihany no hitady akia sady tsy maika koa anie fa sao de mba fotriny :lol: fao omeko :* ihany njy na izany aza @ilay sosokevitra :P
98. kala ( 05/05/2006 05:40)
naughtyboy:

kala : ny tranga @ ty hevitrao ty zao no mahalina kely ..tssss milay kan lasa
tsiambarandroa zany le tsiambaratelo?

ny tsiambarandroa de tsy ambarambarako
tsy azo ambara fa tonga de arako
ny tantarany ihany sy reo sombintantarako
ka tsy azo ambara fa aleo de faranako.

de inn kou no manaraka sa laniny akoho ny fangaraka !!! haha...

ka na milay na tsy milay zany de zay no principe ko ê!

d inon koa no manaraka,
enao omaly hitako nampiaraka
de ni:* be refa nisaraka
^:^ ^:^ ^:^ ^:^

sasa > sao de mandeha hanao masera any Italie ary ndry tsy mety mikôty sy kôtiana io:wink::-D:-D :-*

:) de ampy ê!













99. dadabe ( 05/05/2006 09:44)
:-w:-w:-w
100. naughtyboy ( 05/05/2006 10:30)
kala : voaray ny hafatra fa misaotsa e..mba nila vaniny kely aho t@ iny fa tsy we nitsikera ny hevitrao sanatria ,fa za kalo tsy mbola nampiaraka zany maintsiny hatr@ zay fa aza avoboka io resaka io ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1656