Fiarahana sy tsiambaratelo

21. ari.malala ( 20/04/2006 12:31)
d ra zay ny cas ry bandikell d anjaranao ndray no manadihady ny ol miaraka aminao ny fahamarinany na tsy @ zavatra henonao! aza mihiano feon-dakolosy tokana ihany ka fa anontanio izy e
22. kala ( 20/04/2006 12:40)
fiffi > ekeko zany hoe miain @ fisipasipana saingy misy mahamarina azy ny tenin'i vahinala koa.=D
hafa ange hoa refa le tena hoe mihamifankatia tsara ê!:wink:

bandykell > toi hein!:-w :-$
23. diamondra27 ( 20/04/2006 13:20)
ari:za hanafina fa ze revenareo ao e! misy mahalala ihany anefa na de izany aza, hihihi
24. Fiffi ( 20/04/2006 13:29)
diamondra: misy misikotra sy mitsikilo ve ? tandremo hiany zany an! :-D:-D:-D:-*:-*
25. bandykell ( 20/04/2006 15:58)
Fiffi:

diamondra: misy misikotra sy mitsikilo ve ? tandremo hiany zany an! :-D:-D:-D:-*:-*


aza manao mahana hotran'zany fiffi an:lol::lol::lol: manjary lasa mahana hotran'ny mpanao ratsy =))=))=))
26. Fiffi ( 20/04/2006 17:51)
=))=))=))=))=))=))=))=)) matahotra angaha ? :-D:-D
27. bandykell ( 20/04/2006 19:44)
Fiffi:

=))=))=))=))=))=))=))=)) matahotra angaha ? :-D:-D


torak'hovitra knou, tsatsanao eo ny tsiambaratelon'i bandykell:oops::oops::oops:
28. Herimiafina ( 20/04/2006 19:45)
Inona mihintsy ary no afenin'ialahy ity ry bainina klé? hehehehe=))=))
29. bandykell ( 20/04/2006 19:47)
Herimiafina:

Inona mihintsy ary no afenin'ialahy ity ry bainina klé? hehehehe=))=))


aleo ho tsiambaratelo ry baina an , ambarako ny roa fa ny fahatelony kosa de tsia:lol::lol::lol::lol:teneno refa hasiana :@:@:@ kely indray e
30. Herimiafina ( 20/04/2006 19:50)
Aza miraharaha izay zavatra tenenin,ny olona any leisy ry papa fa sady misy sira foana no indraindray foronina klé. Mba kaozy e.

Raha te hahafantatra ny marina ialahy de na sipa tsy tara amin'ialahy na bandy tsy tara amin,ny rafotsin'ialahy anontaniana! mba kaozy e!
hehehehe:-D
31. bandykell ( 20/04/2006 20:06)
Herimiafina:

Aza miraharaha izay zavatra tenenin,ny olona any leisy ry papa fa sady misy sira foana no indraindray foronina klé. Mba kaozy e.

Raha te hahafantatra ny marina ialahy de na sipa tsy tara amin'ialahy na bandy tsy tara amin,ny rafotsin'ialahy anontaniana! mba kaozy e!
hehehehe:-D


aza matahatsa ela fa tsy ataoko mahavaky loha eo:o:o:o fa na zany aza mahasosotsa be ahy ry zalahy reny tonga de kobon'la ihany hoe aona...
32. cutie ( 20/04/2006 20:53)
Mpandefa : bandykell [ Valio ] 20-04-2006 03:49:06
Lohateny : Fiarahana sy tsiambaratelo
Araka ny hevitrareo sy ny trakefanareo ny fiarahana ve mety ho matotra sy haharitra na dia samy mitana tsiamabaratelon'ny lasany aza ilay olona roa? ilay tsiamabaratelo io mikasika zavatra iray fotsiny de mahatonga mifandainga ra vao tafaresaka momba ilay lohahevitra. Akoatran'ny lohahevitra momba io tsiambaratelo io anefa de madio mangarahara ny fiarahana. Mety hiteraka olana ve io any aoriana refa raikitra ny ampamoaka?
ho anay kely ranon'orana teto an-tany manko tafitohina refa mandeha lena foana fa mandia tany ?? ka de mitandrintandrina

amiko alou samy manana ny passe daholo ny oul rehetra e,refa tsy misy idirany @ le present de tsy ilaiko fantarina. :P
33. bandykell ( 20/04/2006 21:07)
[quote=cutie]
marina ny anao cuttie:^):^):^)
34. cutie ( 20/04/2006 21:10)
manjary mampa be zistoire fotsiny eo koa anie ry bandykell e.:P
35. bandykell ( 20/04/2006 21:19)
cutie:

manjary mampa be zistoire fotsiny eo koa anie ry bandykell e.:P


marina ny an-dry :P:P:P izy kosa klou mandalina an
36. cutie ( 20/04/2006 21:21)
:-D:-D:-D:-D:-D
live with the present e :P
37. bandykell ( 20/04/2006 22:15)
cutie:

:-D:-D:-D:-D:-D
live with the present e :P


carpe diem ankia :-*:-*:-*:-*
38. cutie ( 20/04/2006 22:28)
de ahona ny hevitr;i bandykell @ io lohahevitra napetakao io :roll:
39. Herimiafina ( 20/04/2006 23:10)
bandykell:

aza matahatsa ela fa tsy ataoko mahavaky loha eo:o:o:o fa na zany aza mahasosotsa be ahy ry zalahy reny tonga de kobon'la ihany hoe aona...


Ny sira leisy tsy maintsy misy foana an! surtout refa resaka mipasy le izy de tsy maintsy misy sira izay, mba hitaritana ny sain'ialahy no mahatonga andry leirony manao an'iny.

jereo tsara anie fa raha misy bandy mitantara ny tsiambaratelon'ny rafotsin'ialahy amin'ialahy ohatra de resaka efa nipasipasy vava ilay resaka ataony amin'ialahy de otran'ny hoe ileiry mihintsy no temoin e! Izay no maha-nandra be azy e! :-D
40. cutie ( 20/04/2006 23:12)
fa manin kosa izy no hitantara tsiambarantelo :evil:
jereo tsara anie fa raha misy bandy mitantara ny tsiambaratelon'ny rafotsin'ialahy amin'ialahy ohatra de resaka efa nipasipasy vava ilay resaka ataony amin'ialahy de otran'ny hoe ileiry mihintsy no temoin e! Izay no maha-nandra be azy e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3661